13/06/2026
Ny Fianakavina Manontolo
Ny Antily sy Fanilo
- Diosezy Ambatondrazaka
- Faritra Ambatondrazaka
- Fiv Katedraly Trinite Masina
dia
maneho fisaorana sy fankasitrahana ho anareo rehetra tsy an-kanavaka izay tonga nidodododo sy nampahery anay tamin'ny fahalasanan'ny Havanay Malalanay
Cheftaine Fy Angès
Andriamanitra manakarem-pahasoana anie hamaly fitia anareo