Voly Soa

Voly Soa VOLUNTARY SAFETY OPTIMISATION ACTION ( VOLY SOA ) est une organisation à but non lucratif enregistrée sous le N° 003/2025/PREF/AZK/ONG du 05 Mai 2025.

Elle a pour mission d'optimiser la sécurité des populations à travers des actions concrètes.

Ny Voly Soa izay tiana ambara eto dia ireo fihetsika na asa fanatsarana ny fiarovana an-tsitrapo. 1) Inona tokoa moa iza...
21/05/2025

Ny Voly Soa izay tiana ambara eto dia ireo fihetsika na asa fanatsarana ny fiarovana an-tsitrapo.
1) Inona tokoa moa izany ilay tokony ho arovana na tandroina? Ny >. Azo heverina fa manan'aina avokoa ny fisiana rehetra tsy an-kanavaka saingy voafetra ny fahalalantsika ny tena fiainany manokana hany ka misy sokajian-tsika ho tsy manan'aina ny sasany.
2) Dia ho arovana amin'inona moa izany ny aina? Amin'ny fahafatesana ve? Sa amin'ny fijanonan'ny fivoarana sy fandrosoana? Raha miaiky isika fa natao hitombo sy hivoatra ny fiainana dia tsy manam-pahavalo an-koatran'ny fandàvana hivoatra isika. Ny fahafatesana kosa dia tetezamita ho amin'ny fandrosoana sy fivoaram-piainana vaovao.
3) Lazao eo amin'ny kaomantera ary ireo fihetsika telo heverinao fa mampandroso sy mampivoatra , mba ho hitan'ny hafa ny ohatra sy sosokevitra fanatsarana arosonao🥰.
Ohatra :
Aina : Fiainan'ny olon-droa mifankatia 👩‍❤️‍👨
Voly Soa : 1) Manaja ny fahafahan'ny tsirairay ; 2) Milaza ny marina mandrakariva ; 3) Mametraka tanjona iraisana.

Address

LOT 18/390 AVARADROVA NORD
Ambatondrazaka
503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voly Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share