Akany mendrika

Akany mendrika Akany mendrika est un centre social dédie pour les jeunes filles en situation de vulnérabilité initié par l'association zaza mendrika .

Nous sommes l'un de pionnier de la promotion de l'entrepreneuriat des jeunes filles à Madagascar.

09/10/2025
14/07/2025

"we want to make your dreams come true in other countries "

11/07/2025
18/06/2025

Torohevitra 10 mahaela velona eto Madagasikara :
1. Aza miverina misotro vera efa nilaozan’ny maso,
2. Lavo am-panajana fotsiny izay aroson’ “olom-pantatra”,
3. Miaraha amina olona hatokisanao 100% raha tsy maintsy handeha fety,
4. Tsara ihany ny mampahafantatra ireo olona akaiky anao izay misy anao,
5. Hialao ny toerana maizina (tsy misy zavatra tsara atao anaty haizina izany any ivelany, hoy bebenay),
6. Raha manana tsindry mandry ianao hoe misy zavatra tsy milamina loatra amina toerana iray : mialà!
7. Aza mitaingina fiaran’olona zara-raha fantatra,
8. Hitsoahy ny olona miraikitra ohatran’ny salaka -b… alaviro raha ohatran’ny “tsara fanahy” loatra izy…
9. Tazomy hifoha tsara foana ny saina,
10. Raha mahita zavatra hafahafa : tonga dia manafara olona iray

Tsy voavidina alina iray ny fiainanao. Hendre tsara, mitandrema, dia zarao ity fa mety hanavotra olona.



Mankahery ireo manan-kavana matin’ny fanapoizinana farany teo 🙏🏽

25/09/2024
21/09/2024
06/09/2024

Ity misy mitady réceptionnistes maromaro hiasa @ hôtel luxe be any Dubai. Tsy mila visa io ka afaka idiranareo gasy any D**o. Zavatra takiany:
- nahavita fianarana ambony @ hotel mangament (ohatra école hotellière, Vatel, INTH sy ISCAM, tsy haiko raha valable reny UPRIM Arcades sy ny tsy haiko reny)
- mahafehy tanteraka ny teny anglisy, na miteny na manoratra.
- enimbolana farafahakeliny ny contrat. Izany hoe tsy mahazo miala alohan'izany.
Ny asa atao dia mandray sy mikarakara olona ambony (VIP), mpanankarena. Ny services tadiaviny rehetra (conciergerie). Reservations sy facturations. Mi-assure ny fifandraisana @ services rehetra ao @ hôtely.
Agence de recrutement aty Suisse no mandray DEKRA Arbeit Schweiz Ag, izay maha-@ teny allemand lay annonce. Fa tsy nilaza mihitsy zareo hoe tsy maintsy mahay allemand.
Rom-boay io zay sahy. Zay mahatsiaro fa manana fahaizana @ lay zavatra takiana dia alefaso ny CV

MALAGASY  MIFANAMPYIzahay ankizy,Mpanabe, Mpitantana eto amin’ny Ankany dia maneho ny fisaorana ny : Association Divine...
02/09/2024

MALAGASY MIFANAMPY
Izahay ankizy,Mpanabe, Mpitantana eto amin’ny Ankany dia maneho ny fisaorana ny :
 Association Divine Madagascar nanampy anay tamin’ny reinscription ny ankizy rehetra.
 Association 2 Roues Mada nanampy tamin’ny fitaovam-pianarana rehetra.
 SARY TANY Madagascar nanampy ny andavan’andronay toy sakafo sy kojakoja rehetra.
 NF sisters teo amin’ny communication rehetra.
Tafiditra daholo ny ankizy rehetra ny classe primaire dia ao amin’ny Sœur Providence, ary ny secondaire dia ao amin’ny Frere Sacre-coeurs.
Hianatra sy hiezaka izahay amin’ny fianarana izay ataonay ary ho tazominay hatrany ny fahendrena sy ny anatra nomena anay .
Manantena sy maniry ny mbola hitohizan’ny fanampiana sy ny fiara-miasa aminareo .
Association Divine Madagascar
Soeurs 2 roues
Sary Tany

Address

Antsahabalika
Ambatolampy
104

Telephone

+261343729033

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany mendrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Akany mendrika:

Share