Fikambanana Mandresy Ambatofinandrahana-FMA.

Fikambanana Mandresy Ambatofinandrahana-FMA. Fikambana manao asa sosialy ho fanasoavana ny mpiara-belona eto amin'ny Distrikan'Ambatofinandrahana.

10/07/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Justin Randrianirina, Claudia Martine, Sylvia Rakoto, Jean Christian Raherimandimby

FIVORIAMBE FIKAMBANANA MANDRESY 16 MARS 2024: => Fanavaozana ny membres de Bureau=> Fikaonan-doha niarahana tamin'ny sol...
18/03/2024

FIVORIAMBE FIKAMBANANA MANDRESY 16 MARS 2024:

=> Fanavaozana ny membres de Bureau
=> Fikaonan-doha niarahana tamin'ny solotenan'ny communes 09.
=> Fiaraha-nisakafo sy nifety nohon'ny taona vaovao 2024.

" TAPAKA FA HANANA SOLOTENA HO TOHANANA AMIN'NY FIFIDIANANA DÉPUTÉ NY FIKAMBANANA MANDRESY"
Misaotra ny rehetra tonga nanatrika ny Assemblée Générale.

"Ny Kibo voky ro maharaka ny namany"Fankalazana ny 08 Mars andro natokana hankalazana ny Zon'ny Vehivavy teto Ambatofina...
11/03/2024

"Ny Kibo voky ro maharaka ny namany"
Fankalazana ny 08 Mars andro natokana hankalazana ny Zon'ny Vehivavy teto Ambatofinandrahana renivohitra miaraka amin'ny Fikambanana Mandresy.
" Vehivavy miarina, miray hina, Firenena Mandroso "

Fizarana fitaovana sy Masom-boly ho fankalazana ny andron'ny vehivavy 08 Mars 2024 tany amin'ny communes: Soavina, Ambon...
08/03/2024

Fizarana fitaovana sy Masom-boly ho fankalazana ny andron'ny vehivavy 08 Mars 2024 tany amin'ny communes: Soavina, Ambondromisotra, Ambatomifanongoa ary Antsahakely. F.M.A!

Miara-mientana ho fanamaintsoana indray ny tontolo.
25/02/2024

Miara-mientana ho fanamaintsoana indray ny tontolo.

Fandraisana anjaran'ny Fikambanana Mandresy tamin'ny fambolen-kazo 2024 teny Ibodana Ambatofinandrahana!
24/02/2024

Fandraisana anjaran'ny Fikambanana Mandresy tamin'ny fambolen-kazo 2024 teny Ibodana Ambatofinandrahana!

Address

RN35
Ambatofinandrahana
301

Telephone

+261343904490

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana Mandresy Ambatofinandrahana-FMA. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share