PADDI

PADDI Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PADDI, Environmental conservation organisation, PADDI GIZ, Enceinte SOANALA/MEDD Ambatobe, Ambatobe.

PADDI appui Madagascar afin de réduire les pressions sur les aires protégées à travers le développement durable et intégré des zones périphériques comme alternative à l’exploitation illicite des ressources naturelles

🇲🇬Ndao tsy avela ho ngazana ny tanintsika e! 🌾🌱🌿🇨🇵 Ne laissons pas nos terres se dégrader !🌾🌱🌿-----🇲🇬Ndao tsy avela ho n...
18/06/2026

🇲🇬Ndao tsy avela ho ngazana ny tanintsika e! 🌾🌱🌿
🇨🇵 Ne laissons pas nos terres se dégrader !🌾🌱🌿
-----
🇲🇬Ndao tsy avela ho ngazana ny tanintsika e!

🌾🌱🌿Fantatrao ve fa mamerina manarina ireny sahandriaka efa manomboka ngazana ireny ihany koa ny Fiarahamiasa Alemana?
Eny, tany efa kisilasila efa tsy namokatra intsony no narenina, ka tao anatin’ny 5 volana monja dia efa nahazoana vokatra toy ireto hitantsika amin’ny sary eto ambany ireto. “Kapila Vaky” mihitsy aza no niantsoana ity toerana ity izay narenina tao anatin’ny 5 volana monja ka namokatra io vary an-tanety io. Misy koa ireo toerana novolena tsaramaso sy sorgo ary voanjo mamaly ny filàn’ireo mponina eny ifotony. Sady mamerina amin’ny laoniny ireo simba no manatsara ny fiveloman’ny olona mba ahafahan’ny rohivoary mampisitraka tsaratsara kokoa hatrany ireo tombontsoa azon’ny mponina avy aminy. Mahatratra 2100 hektara no sahandriaka an-dalam-panarenana eny ifotony amin’izao.

🌾🌱🌿Anatin’ny adavan’andron’ny PADDI sy ireo mponina eny ifotony ny fiadiana amin’ny fihangazanana sy ny haintany ka haneranana miaraka indray ireo tontolo mba hamokatra.

🌾🌱🌿Ndao tsy avela ho ngazana ny tanintsika e!

🌾🌱🌿Andro manerantany fiadiana amin’ny fahangazanana sy haintany 2026 🌾🌱🌿

***Vatsian'ny Vondrona Eropeana sy ny BMZ (Ministera federaly alemana misahana ny fiaraha miasa ara ekonomika sy ny fampandrosoana).
-----
🇨🇵 Ne laissons pas nos terres se dégrader !

🌾🌱🌿Saviez-vous que la Coopération allemande contribue activement à la restauration des terres dégradées?
En effet, les terres n’étaient plus productives, et ont été réhabilitées. En seulement cinq mois, elles ont déjà permis d’obtenir des récoltes comme celles que l’on peut voir sur la photo ci-dessous. Ce site restauré en cinq mois à peine, qui a produit ce riz pluvial, était même surnommé « Kapila Vaky » (« assiette cassée ») en raison de son état de dégradation avancée. Certaines parcelles restaurées ont été cultivées en haricots, sorgho et arachides répondant aux besoins de la communauté locale.
L’objectif est non seulement de restaurer les terres dégradées, mais aussi d’améliorer les moyens de subsistance des populations, afin que les écosystèmes puissent continuer à leur fournir des bénéfices toujours plus importants. 2100ha de paysage sont en cours de restauration au niveau local.
🌾🌱🌿La lutte contre la dégradation des terres et la sécheresse fait partie du quotidien du PADDI avec les communautés locales, qui unissent leurs efforts pour redonner vie à ces espaces et les rendre à nouveau productifs.

🌾🌱🌿Ne laissons pas nos terres se dégrader !

🌾🌱🌿Journée mondiale de la lutte contre la désertification et la sécheresse 2026 🌾🌱🌿

***Initiative cofinancée par l'Union Européenne et le BMZ (Ministère fédéral allemand de la Coopération économique et du Développement).


GIZ Madagaskar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo
Délégation de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores
Ministère de l'Environnement et du Développement Durable

🇲🇬Izay fantatra no tiana, ary izay tiana no arovana 🌿🌿🌿🇨🇵 On aime ce que l’on connaît, et l’on protège ce que l’on aime ...
05/06/2026

🇲🇬Izay fantatra no tiana, ary izay tiana no arovana 🌿🌿🌿
🇨🇵 On aime ce que l’on connaît, et l’on protège ce que l’on aime 🌿🌿🌿
-----
🇲🇬Izay fantatra no tiana, ary izay tiana no arovana 🌿🌿🌿
Zava-dehibe ny fampitombona ny fifandraisan’ny olona amin’ny zavaboary manodidina azy. Mora kokoa mantsy ny miaro izay fantatra sy izay hita fa manan-danja eo amin’ny fiainantsika andavanandro. Rehefa tsapan’ny tsirairay ny soa entin’ny tontolo iainana na koa ny rohivoary isitrahintsika ny rano, ny sakafo, ny fahasalamana, ny fivelomana … dia lasa adidy iaraha-misalahy ny fiarovana azy.
🌳🌱🐾💦🌅ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TONTOLO IAINANA 🌳🌱🐾💦🌅

-----
🇨🇵 On aime ce que l’on connaît, et l’on protège ce que l’on aime 🌿🌿🌿
Nous protégeons mieux ce qui a du sens et de la valeur pour nous. Il est essentiel de renforcer le lien entre les populations et la nature qui les entoure. Une nature qui fait vivre, rassemble et inspire devient une nature que chacun veut préserver. C’est une source de vie, d’avenir et d’espoir. En effet, il est plus facile de protéger ce que l’on connaît et ce que l’on reconnaît comme important dans notre vie quotidienne. Lorsque chacun prend conscience des bienfaits que procure notre environnement, ou des services que nous bénéficions grâce à notre écosystème, comme l’eau, la nourriture, la santé ou encore les moyens de subsistance … sa préservation devient une responsabilité collective et un engagement partagé. On ne protège durablement que ce que les gens ont intérêt à protéger.

🌳🌱🐾💦🌅 JOURNEE MONDIALE DE L'ENVIRONNEMENT🌳🌱🐾💦🌅


GIZ Madagaskar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo

🇲🇬Famporisihana ny fandraharahana eny ambanivohitra ho an’ny tantsaha🇨🇵 Inspirer les paysans à l’entreprenariat rural---...
01/06/2026

🇲🇬Famporisihana ny fandraharahana eny ambanivohitra ho an’ny tantsaha
🇨🇵 Inspirer les paysans à l’entreprenariat rural
-----
🇲🇬 Famporisihana ny fandraharahana eny ambanivohitra ho an’ny tantsaha
Araka ny hitantsika teo aloha dia manana fahafahana mianatra fomba vaovao ny tantsaha eny anivon'ny Saha Sekoly Tantsaha na CEP.
Toy ny ao amin’ny sahandriaka Antongombato (DIANA), efa manomboka mamokatra komposta biolojika ranoka ny tantsaha.
Eo ihany koa ao Befotoana (Kaominina Marosakoa – Boeny), misy mpamokatra efa mahavita mivarotra izany komposta ranoka izany amin’ny vidiny 15 000 Ariary isaky ny litatra.
Ireo ohatra ireo dia mampiseho fa azo atao tsara ny mamorona asa maitso sy mampiroborobo ny fandraharahana eny ambanivohitra amin’ny alalan’ny asa tsotra sy azo ampiharina.
Raha misy fanofanana sy fanohanana tsotra sy tsara, dia azo avadika loharanom-bola lehibe ho an’ny tantsaha ny asa fambolena sy ny vokatra avy aminy.
Hitantsika eto amin'ny sary ny famokarana zezika komposta ranoka eny anivon'ny CEP iray ao Boeny.
-----
🇨🇵 Inspirer les paysans à l’entreprenariat rural
Les paysans bénéficient des opportunités d’apprentissages offertes au niveau des Champs Ecoles Paysans. La fabrication de Compost biologique liquide a déjà commencé au niveau du micro bassin versant d’ Antongombato (DIANA). Quant à celui de Befotoana (dans la Commune Marosakoa - Boeny), un producteur commence déjà à vendre le compost liquide à 15.000Ar/litre. Créer des emplois verts ou renforcer l’entreprenariat rural peut commencer par ces types d’actions.
La photo ci-après nous présente une des réalités sur la production de compost liquide auprès d'un CEP à Boeny.


GIZ Madagaskar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo
Délégation de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores

🇲🇬Ny solaitraben’izy ireo dia ny Saha Sekoly Tantsaha na CEP🇨🇵 Le Champ Ecole Paysan (CEP), le tableau noir qu’on utilis...
29/05/2026

🇲🇬Ny solaitraben’izy ireo dia ny Saha Sekoly Tantsaha na CEP
🇨🇵 Le Champ Ecole Paysan (CEP), le tableau noir qu’on utilise pour nos paysans
-----
🇲🇬 Ny solaitraben’izy ireo dia ny Saha Sekoly Tantsaha na CEP

Ny Saha Sekolin’ny Tantsaha dia toerana eny an-tsaha, fanaovana fampiofanana sy fampisehoana ary fampiharana ny teknikam-pambolena, misokatra ho an’ny rehetra. Farafahakeliny indray mandeha isan-kerinandro no anaovana fiofanana eny anivon’ny Saha Sekoly miaraka amin’ireo teknisianina mpiantsoroka eny ifotony, mba hanamafisana ny fahaizan’ny tantsaha sy ny mpamokatra eny ifotony toy ny :
• fambolena vary an-tsipika ;
• fanamboarana tahalaka;
• fampiasana masomboly voafantina na nohatsaraina ;
• famokarana zezika organika ;
• fampiarahana voly, sy ny maro hafa.
Ny Saha Sekolin’ny Tantsaha dia mety ho an’olon-tokana na an’ny fikambanana. Vonona hanokana ny taniny ireo tompony mba ho lasa sehatra iombonana ho an’ny fianarana sy fifampizarana traikefa, misokatra ho an’ny rehetra.

An’ny tompon’ny tany ny vokatra azo avy amin’ny saha sekoly. Na izany aza, ireo rehetra tonga manatrika fiofanana na mitsidika dia samy mahazo tombony amin’ny fahalalana sy ny teknika tsara aseho eny an-toerana, ary afaka mampihatra izany amin’ny taniny manokana.
Mahatratra 120 olona ny afaka mitsidika saha sekoly iray, izay mampiseho ny anjara toerany lehibe amin’ny fampielezana fahalalana sy fanatsarana ny fomba fambolena eny ifotony.
-----
🇨🇵 Le Champ Ecole Paysan (CEP), le tableau noir qu’on utilise pour nos paysans

Il s’agit de champ d‘apprentissage pratique et de démonstration. Au moins une formation se fait au niveau des CEP chaque semaine avec les Assistants de proximité. Les thèmes concernent l’agriculture tels que la riziculture en ligne, la construction des diguettes, l’utilisation des semences améliorées, la production de compost biologique, l’association de cultures… Le CEP peut appartenir à un individu ou un groupement.
Les individus sont prêts à exploiter leur terrain pour un champ d’apprentissage inclusif ouvert à tous. Les productions appartiennent au propriétaire du CEP mais tous ceux et celles qui viennent au CEP bénéficient des bonnes pratiques et des formations et sont libres d’appliquer dans leur propre terrain.
Jusqu’à 120 personnes viennent pour visiter le CEP.

GIZ Madagaskar

📢Ombay mitady ô  🏠🏠🏠🏢🏢🏢🇲🇬Mitady trano ao Ambositra ao anay ô! Afaka mifandray mivantana aminay izay manana tolotra matot...
21/05/2026

📢Ombay mitady ô 🏠🏠🏠🏢🏢🏢

🇲🇬Mitady trano ao Ambositra ao anay ô!
Afaka mifandray mivantana aminay izay manana tolotra matotra
☎️+261 32 05 426 13
💻 [email protected]

-----
🇨🇵Nous cherchons un local sur Ambositra!
Veuillez nous contacter directement pour toute proposition sérieuse.
☎️ +261 32 05 426 13
💻 [email protected]

📝📝📝"Hi-STORYn'tsika" 📝📝📝🇲🇬 Fihetsika hafa kely sady mitsinjo ny ho avy🌾🌾🌾Gaga sady faly ny ekipanay nahita ny fahazotoan...
18/05/2026

📝📝📝"Hi-STORYn'tsika" 📝📝📝

🇲🇬 Fihetsika hafa kely sady mitsinjo ny ho avy
🌾🌾🌾Gaga sady faly ny ekipanay nahita ny fahazotoan’i Atoa Amelison Bruno. Monina eo amoron’ny Lalam-pirenena izy, voahodidina manga vitsivitsy ny tanànany. Ao amin’ny fokontany Tsarahonenana, ao anatin’ny sahandriaka-Befotoana, kaominina Marosakoa (faritra Boeny) no misy azy, ary nahavita nanova ny tokotaniny ho tanimbary nasiana vary an-tanety izy.
Noho ny teknika tsotra, mora ampiharina ary tsy lafo, nentin’ireo ekipa mpitantsoroka eny ifotony, ADP na Assistant de Proximité, dia nandray andraikitra i Atoa Bruno ka nanamboatra irery ny toerana misy azy. Tamin’ny fanohanana ara-teknika kely, torohevitra ary ny fitaovany manokana dia nahavita tsara ny asa izy.
Ankehitriny, mirehareha izy amin’ny ezaka nataony sy ny vokatra efa azo tsapain-tanana azony, no sady miandry amim-pifaliana ny fotoam-piotazana. 🌾🌾🌾

💡💡💡Ankoatra izany, nanomboka nampitombo ny fidiram-bolany ihany koa i Atoa Bruno tamin’ny alalan’ny famokarana sy fivarotana zezika ranoka, taorian’ny fiofanana azony tao anatin’ny Saha Sekolin’ny Tantsaha (Champs Écoles Paysans). Ity hetsika ity dia manamafy bebe kokoa ny fahaizany mamorona asa sy mivelona eny ambanivohitra.
Ohatra iray tsara amin’ny fanavaozana eny ifotony ho an’ny fampandrosoana maharitra izany.
-----

🇨🇵 Agir autrement et penser durablement
🌾🌾🌾Notre équipe a été agréablement surpris par la motivation de M. Amelison Bruno. Il a réussi à transformer la petite cour de sa maison en rizière pluviale. Sa maison se situe au bord de la route nationale, entourée de quelques manguiers, dans le fokontany de Tsarahonenana, au sein du micro-bassin de Befotoana, dans la commune de Marosakoa (région Boeny).
En suivant des techniques simples et peu coûteuses présentées par nos assistants de proximité, il a décidé d’aménager lui-même son espace de vie. Avec un peu de soutien et des conseils techniques, ainsi que ses propres moyens, il a pu mener à bien cette activité.
Aujourd’hui, M. Bruno est très fier du travail accompli et des résultats obtenus. Il attend maintenant avec impatience la période de récolte. 🌾🌾🌾

💡💡💡M. Bruno a également commencé à augmenter ses revenus en produisant et en vendant du compost liquide, grâce à la formation qu’il a suivie dans les Champs Écoles Paysans. Cette initiative constitue une étape supplémentaire qui renforce sa capacité à entreprendre en milieu rural.

GIZ Madagaskar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo

15/05/2026
📢📢📢Vous étiez à la Semaine de l’Europe ? Merci d’avoir été au rendez-vous !🙏🙏🙏Nous remercions chaleureusement les nombre...
13/05/2026

📢📢📢Vous étiez à la Semaine de l’Europe ? Merci d’avoir été au rendez-vous !

🙏🙏🙏Nous remercions chaleureusement les nombreux visiteurs venus découvrir le stand PADDI – PADIPAP de la Coopération Allemande lors de la Journée des Projets organisée à Ankatso, dans le cadre de la Semaine de l’Europe.
Cofinancé par l’Union Européenne et le BMZ - Ministère fédéral allemand de la Coopération économique et du développement, le programme a mis en avant des solutions concrètes pour la protection de l’écosystème et le développement durable parmi les initiatives du « Pacte Vert ». 🌿🌿🌿

⁠ 👉👉👉 Une jeunesse engagée pour des solutions durables 🌱🌱🌱
Étudiants, chercheurs, enseignants, partenaires et acteurs de différents secteurs ont pu découvrir comment les approches durables et les expertises techniques du programme sont appliquées dans les micro-bassins versants.
Après seulement cinq mois de déploiement des Agents de proximité sur le terrain (constitués à 35% de jeunes), les premiers résultats concrets démontrent déjà l’impact des actions menées avec les communautés locales, sur la base de diagnostics participatifs et robustes et des bonnes pratiques déjà existantes issues de différents secteurs.
Des outils d’aide à la décision ont également été présentés aux visiteurs. Ces outils, tels que ceux utilisés dans le cadre du suivi des services écosystémiques, incluant le suivi de l’évolution des feux autours des Aires Protégées, soutiennent la collaboration entre autorités locales, régionales et populations vivant autour des Aires Protégées et constituent aussi de précieuses ressources pour les étudiants et chercheurs.

⁠ 👉👉👉 Des solutions intégrées ? 🍋🌽🍅🌾🥜
Un programme du secteur de l’environnement qui intervient aussi dans la plantation du haricot, du riz, du sorgho, de l’arachide, du manioc, du maïs, des cultures maraichères ... dans les aménagement et restauration des paysages dégradés ? Oui !
Parce que les solutions durables développées avec les communautés répondent directement aux besoins identifiés localement et contribuent à réduire les pressions sur les Aires Protégées. Ces solutions améliorent aussi les services rendus par les écosystèmes, essentiels au développement durable des populations riveraines. Instaurer des solutions durables c’est aussi veiller à l’interdépendance des différents secteurs à travers une approche multisectorielle au niveau local.

⁠⁠ 👉👉👉 L’employabilité des jeunes ? 🪏📝🙋‍♀️🙋‍♂️👩‍🔧👨‍🔧
Au niveau de PADDI-PADIPAP, la Journée des Projets de l'UE a également été marquée par la participation du programme à une table ronde sur l’employabilité des jeunes, avec des échanges autour des opportunités et accompagnements existants. Le programme facilite aussi, en milieu rural, leur renforcement de capacité, leur implication dans les différents processus et dans les dotations de matériels. L’extension du programme prévoit le soutient à la création d’emploi vert qui promeut l’entrepreneuriat rural impliquant la jeunesse.

⁠ 👉👉👉⁠ Tous, vers un but commun 🧭🏃‍♂️‍➡️💪
Toutes ces initiatives convergent à l’atteinte d’un but commun. Pour la Coopération Allemande, dans le secteur de l’environnement, ce but consiste à améliorer les services écosystémiques rendus par les aires protégées (AP) par des mesures de restauration et aménagement durable et productifs dans leurs périphéries, comme base du développement durable à Madagascar. Dans ce cadre, l’appui technique de la Coopération Allemande est assuré par la GIZ Madagascar en périphérie des AP, à travers plusieurs initiatives pour la « protection de nos bases naturelles de la vie » par le biais de différents projets/programmes complémentaires :
🌿🌳🐝🦆⛰️sur les écosystèmes et les communautés avec le PADDI - Programme d’Appui au Développement Durable et Intégré,
🐦🪱🪻sur la biodiversité avec le GBF - Global Global Project “Strengthening National Implementation of Global Biodiversity Targets” (GBF Implementation),
👩‍🌾👨‍🌾👷‍♀️👷‍♂️sur le genre et l’utilisation durable des terres avec WE4R - Women Empowerment for Resilient Rural Areas,
🫚 🍀 🌿🌴sur l’accès et partage des avantages issus de l’utilisation des ressources naturelles avec BIA - BioInnovation Africa.

🌳🌳🌳💶💶Concernant l'appui financier de la Coopération, le soutien est fourni par la KfW – Banque Allemande du Développement pour intervenir à l’intérieur des Aires Protégées, au bénéfice notamment de MNP -Madagascar National Parks et de la FAPBM - Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar, ou encore à travers des initiatives telles que PLAE – Programme de Lutte Anti-Erosive, AGIRAP - Appui à la Gestion Intégrée du réseau des Aires Protégées et le PCD - Pêche Côtière Durable.
💶💶💶Ces interventions de la Coopération allemande dans le secteur de l’environnement à Madagascar touchent une hauteur d’environ 200.000.000 d’Euros.💶💶💶

💡💡💡"Nous développons des solutions adéquates et adaptées pour nos bénéficiaires et qui répondent à leurs besoins". 💡💡💡

GIZ Madagaskar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo

🇲🇬Ndao hiaraka aminay :  amin'ny 5 mai indray isika mifankahita eny Ankatso!  Tongava maro! (Tsy misy vidim-pidirana)---...
30/04/2026

🇲🇬Ndao hiaraka aminay : amin'ny 5 mai indray isika mifankahita eny Ankatso! Tongava maro! (Tsy misy vidim-pidirana)
-----
🇨🇵 Allons-y :) ce sera votre prochain rendez-vous avec PADDI: on se voit à Ankatso le 5 mai, venez nombreux (entrée gratuite)


GIZ Madagaskar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo

🇪🇺 Semaine de l’Europe 2026
À l’occasion de la Semaine de l’Europe, l’Equipe Europe a le plaisir de vous convier à la "Journée des projets" le 5 mai 2026 à l’Esplanade Ankatso de l'Université d’Antananarivo.
Cet événement mettra à l’honneur les priorités communes entre l’Union européenne et Madagascar, notamment en matière de jeunesse, d’employabilité, de transition verte et de coopération.
Au programme : stands d’information, tables rondes, activités interactives et animations culturelles.
🕣 Ouvert à tous de 8h30 à 17h00
👉 Nous vous y attendons nombreux
Les Infos de l'Université d'Antananarivo

La Coopération allemande à Madagascar intervient dans l’amélioration des Droits des Ressources et des Représentations de...
21/04/2026

La Coopération allemande à Madagascar intervient dans l’amélioration des Droits des Ressources et des Représentations des femmes sur l’utilisation durable des terres par le biais du projet WE4R ou Women Empowerment for Resilients Rural Areas de la GIZ.

Rattaché au programme PADDI/GIZ dans la mise en œuvre de ses actions, WE4R renforce des Agents de changement. Parmi ces initiatives figure la collaboration avec les associations de guidisme et scoutisme féminin dont les Mpanazava eto Madagasikara.
Au cœur des actions des filles et des femmes de l’association, figure l’exposition VIAVY MAHEFA qui se tient à la Bibliothèque Nationale Antananarivo, ouvert à tout public jusqu’au 25 avril 2026. Elles s’engagent chaque jour pour :
• l’environnement
• les droits des femmes
• la lutte contre la violence
• l’accès à la science et à la technologie
• la santé et l’hygiène.

Venez découvrir ces actrices du changement : leurs actions parlent, leurs initiatives transforment, leurs parcours inspirent.

'i Madagasikara

Address

PADDI GIZ, Enceinte SOANALA/MEDD Ambatobe
Ambatobe
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PADDI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to PADDI:

Shortcuts

Share