YOUTH GROUP Baie de Tsimipaika

YOUTH GROUP Baie de Tsimipaika SENSIBILISER pour la protection de l'environnement et sensibiliser les Jeunes pour les maladie transmissible

Nohon'ny fitandrovana ny fahasalaman'ny mponina eto Antafiambotry dia nanao ny hetsika fanadiovana ny "VOVO"🕳️🕳️ ny YOUT...
10/07/2026

Nohon'ny fitandrovana ny fahasalaman'ny mponina eto Antafiambotry dia nanao ny hetsika fanadiovana ny "VOVO"🕳️🕳️ ny YOUTH GROUP ANTAFIAMBOTRY🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑 omaly 09 jolay 2026.

✔️05 juin journée mondiale🌍🌍 de l'environement🌳🌳.Naro ny hetsiky ny fakalazagna ny andro manerantany ho any tontolo ihai...
05/06/2026

✔️05 juin journée mondiale🌍🌍 de l'environement🌳🌳.Naro ny hetsiky ny fakalazagna ny andro manerantany ho any tontolo ihainana androany.Izay niaragna tamin'ny chef cantonnement Ambanja .Agnisany izegny ny fagnetagnana mikasiky ny tsy fagnaparitagna fako plasitique sy ny fagnanovagna doro tanety . Nandray anjara mavitriky tamin'ny izegny Youth group Antsahampano🙏🙏🙏.kay magnetagna atsika jiaby mba ikobaby tontolo ihainana mamy ntsika .

Ny 23 avril 2026 dia nanao hetsika sosialy indray ny 🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑YOUTH GROUP ANTAFIAMBOTRY 🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑,dia ny nametraka "po...
04/06/2026

Ny 23 avril 2026 dia nanao hetsika sosialy indray ny 🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑YOUTH GROUP ANTAFIAMBOTRY 🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑,dia ny nametraka "poubelle" tany 🏫🏫 an-tsekoly Ambodivanio 🏫🏫.Tanjona tamin'izany dia ny fiarovana ny tontolo iainana, fitandrovana ny fahasalamana.

Tamin'ny faha 31 martsa teo dia nanao ny asany indray ny 🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑YOUTH GROUP ANTAFIAMBOTRY🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑,tsy inona moa iza...
03/06/2026

Tamin'ny faha 31 martsa teo dia nanao ny asany indray ny 🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑YOUTH GROUP ANTAFIAMBOTRY🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑,tsy inona moa izany fa dia ny fanadiovana ny torapasika 🏖️🏖️teto an-tanàna.

✅Nagnatanteraka tsabo honko🌳🌳 ny Youth group Antsahampano tamin'ny joma 1er mai 2026 lasa teo.ka naro ny mpandray anjara...
02/05/2026

✅Nagnatanteraka tsabo honko🌳🌳 ny Youth group Antsahampano tamin'ny joma 1er mai 2026 lasa teo.ka naro ny mpandray anjara tamin'ny izany🙏🙏 .Tsy diso anjara tamin'ny zegny ny VOI FIZAMITI (Fikambanagna Zanaka Antsahampano Miaro Tontolo Iainana).Magnentagna atsika jiaby amin'n'ny fagnaregnana tontolo maintso na antenty na andranomasina mba itsojovana ny taranaka avy afara🙏🙏🙏.

Tamin'ny 29,30,ary 31 Martsa teo dia nisy ny fagnamboaragna pont 🎢 🎢 sy famafagna la plage 🏖️ 🏖️ ary jôro tafiagna izay ...
07/04/2026

Tamin'ny 29,30,ary 31 Martsa teo dia nisy ny fagnamboaragna pont 🎢 🎢 sy famafagna la plage 🏖️ 🏖️ ary jôro tafiagna izay natao teto Antafiambotry Nosy Faly izay nandraisan'ny YOUTH GROUP Antafiambotry🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑 anjara mavitrika io dia niarahagna tamin'ny fikambanana maro isankarazany

Nitanterahina tamin'ny 25 mars sy 26 mars lasa tio ny "Tamtam" izay nikarakarainy Youth groupe Antsahampano.Ny zavatra n...
03/04/2026

Nitanterahina tamin'ny 25 mars sy 26 mars lasa tio ny "Tamtam" izay nikarakarainy Youth groupe Antsahampano.Ny zavatra natao tamin'izany fagnetagna mikasika ny loko magnapoizina amin'ny andra mafana (ICAM ).Tao amin'ny commune rurale Ambohimena sy commune rurale Ambalahoko no nagnanovagna izegny.Global Greengrants Fund

29/03/2026

✔️Tsapa ny Youth groupe Antsahampano fa managna adidy sy andrekitry lehibe eto amin'ny fokotany Antsahampano. ka noho izegny nagnatanteraka fagnaboaragna ny tabilio izay simba ato amin'ny CEG ANTSAHAMPANO.
Global Greengrants Fund

Nohon'ny fanomezan-danja ny fomba maha gasy dia notontosaina androany ny fanadiovana Togny taty fokontany Antafiambotry ...
23/03/2026

Nohon'ny fanomezan-danja ny fomba maha gasy dia notontosaina androany ny fanadiovana Togny taty fokontany Antafiambotry Nosy faly ka nandray anjara mavitrika tamiin'izany niaraka t@ fokon'olona teto antana ny Youth groupe ny Antafiambotry Nosy faly.

Address

Ambanja
203

Telephone

+261329833174

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YOUTH GROUP Baie de Tsimipaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share