Association Fanambi

Association Fanambi Activite sociale

Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray. Fifampizarana nofo-kena mita-pihavanana anio atalat 27 desambra avy amin'ny As...
27/12/2022

Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray. Fifampizarana nofo-kena mita-pihavanana anio atalat 27 desambra avy amin'ny Ass FANAMBI hoan'ireo Be Antitra ato anivon'ny CUA. Mirarisoa mba ho tratran'ny taona vaovao de mirary koa raha mirary anareo RAR mba ho lava velogna. Hanana ny fahasalamana mandrakariva !

21/12/2022
Mitohy hatrany ny asa, asa atao amin'ny fiangonana tsy anavahana. Nitondra zay kely voatsirambin'ny tanana hoamin'ny fan...
31/07/2022

Mitohy hatrany ny asa, asa atao amin'ny fiangonana tsy anavahana. Nitondra zay kely voatsirambin'ny tanana hoamin'ny fanarenana ny fiangonana ao amin'ny FJKM BETELA FANASINA Ambalavao ny ASS FANAMBI tamin'ity alahady ity. Simenitra 2 taonina (2 tonne ) no mba vita aloha dia atolotra ampitiavana ! Mankahery anareo Kristianina amin'ny adidy masina.

Miarahaba antsika rehetra ! Amin'izao fiandohan'ny taona izao dia misaotra antsika sahady izahay mpikambana ato amin'ny ...
20/01/2022

Miarahaba antsika rehetra ! Amin'izao fiandohan'ny taona izao dia misaotra antsika sahady izahay mpikambana ato amin'ny Ass FANAMBI mbola mametraka fitokisana hiara-hiasa aminay. Eto ary dia mampanantena anareo izay nandefa fangatahana fanampiana amin'ny fananganana foto-drafitr'asa izahay fa manomboka ny volana febroary izao ny taom-piasantsika raha niato kely volana vitsivitsy izay. Hoavy ny FANAMBI hanatanteraka ny Fanamby efa napetraka koa dia manantena ny fiaraha-mientana amin-tsika hatrany hatrany !

19/11/2021

Maro be ianareo no manontany momba ny ASS FANAMBI. Indro valiana miaraka eto. Fanafohezanteny io : Fagnoitsa Agnampeana Ny agny AMBalavao Ifandrimbognana. Fikambanana misehatra ny resaka sosialim-bahoaka indrindra ny fiangonana sy ny tanora. Raha mila fanazavama dia manantona mivantana na miantsoa ny 0349540321. Noho ny fandaminana dia eny Ambohijafy eo ampitan'ny dr Veve aloha ny birao vonjimaika ary ao Mme Bakoly vonona handray anao. Inona intsony zany no andrasana fa andao hiaraka hanao FANAMBI hagnatratsa tanjogna !...

Tsy itandroana hasasarana  fa fahafinaretana aza ny manantanteraka azy.  Ankoatran'ny amboara  Ondry matavy mifahy  tany...
04/11/2021

Tsy itandroana hasasarana fa fahafinaretana aza ny manantanteraka azy. Ankoatran'ny amboara Ondry matavy mifahy tany Anjoma niarahana tamin'ny FANAMBI dia ekipa moi lalao baolina kifra maromaro tato anatin'ny distrika no nomena fanamiana na"maillot" avy tamin'ny FANAMBI hatrany miaraka amin'ny baolina. Ny seksiona ny baolina kitra moa izay miara-miasa amin'ny FANAMBI ka napetrako fitokisana amin'ny fikambanana izay hiantoka ny loka hoan'ireo mendriķa.

Izy no Ralaiavison Innocent dit NONO. Chef ny ONN eto Ambalavao no sady filoha lefitry ny Ass FANAMBI. Miarahaba azy ami...
06/07/2021

Izy no Ralaiavison Innocent dit NONO. Chef ny ONN eto Ambalavao no sady filoha lefitry ny Ass FANAMBI. Miarahaba azy amin'izao tsingeritaona nahaterahany izao ny mpikambana rehetra ato amin'ny FANAMBI sy ny sosialin'ny ONN.

Address

Ambalavao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fanambi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share