Association Fitarikandro Ambalavao

Association Fitarikandro Ambalavao Ambalavao miarigna ro tanjogna �

22/10/2025

ARA DIA... Loading...
Isika Tsienimparihy hatrany❤️

Niatrika ny atrikasa  hifanakalozan’ny Fikambanana sy ny tambazotra misy ny tanora sy ny vehivavy ny solontena avy ato a...
27/03/2025

Niatrika ny atrikasa hifanakalozan’ny Fikambanana sy ny tambazotra misy ny tanora sy ny vehivavy ny solontena avy ato amin’ny Fitarikandro Andriatsilanizo Manjakanavaly Odilon Douglas.

Isaorana foana ny ACDEM izay mitarika hatrany ny tanora handray andraikitra amin’ny alalan’ny tetikasa MAHASAKY.

Vonona hatrany ireo tanora ato amin’ny Fitarikandro ary « MAHASAKY » hatrany, indrindra ho an’ny tany niaviana Ambalavao Tsienimparihy.

mandray andraikitra
tsy miandry vao hanova
sahy hatrany
Fitarikandro

Address

Ex Abattoir Ampanaovantsavony Ambalavao
Ambalavao
303

Telephone

+261345164666

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fitarikandro Ambalavao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Fitarikandro Ambalavao:

Share