31/05/2026
Misaotra anareo klioba Maxiscooter 261 Madagascar nanome ity fankasitrahana ity. Honera be ny lany ary ho lava velona ny klioba 🙏🙏🙏🙏🥰
Arabaina nahavita soa ny 1ère Manche Championnat Run On Road 😍😇🫡
NB : isaorako manokana etoana koa i Fabby Strong nanao ny ainy tsy ho zavatra nanampy anay nikarakara sy nanomana iny hetsika scooter iny 🙏
Misaotra ny mpandray anjara rehetra ary ny mpijery sy mpankafia rehetra anatiny tontolo 2 roues eto Madagasikara 😍