Tanora Manolo-Tanana

Tanora Manolo-Tanana Tanora Manolo-Tanana
Fikambanana izay mampivondrona ireo Tanora maro,tsy mifidy faritra na fidy taona

Manolotra @ fo feno fitiavana❤️🧡
18/09/2025

Manolotra @ fo feno fitiavana❤️🧡

Amin’ny izao taona vaovao izao dia tonga niarahaba an’Andriamatoa VPAN Augustin Andriamananoro ny birao sy solontenan’ny...
15/01/2025

Amin’ny izao taona vaovao izao dia tonga niarahaba an’Andriamatoa VPAN Augustin Andriamananoro ny birao sy solontenan’ny fikambanana TMT anio.

Mirary taona vaovao feno fahombiazana sy fahasalamana ho anao.

Enga anie ny taona 2025 hitondra fiadanana, fandrosoana ary vokatra miavaka ho an’ny firenentsika malagasy.

Alefa TOLIARA : MANKASITRAKA ASSOCIATION TMT TOLIARA NANOHANA HATRAMINY FARANY NA TAMINY SOA NA TAMINY RATSY FA TOUJOURS...
25/05/2024

Alefa TOLIARA :

MANKASITRAKA ASSOCIATION TMT TOLIARA NANOHANA HATRAMINY FARANY NA TAMINY SOA NA TAMINY RATSY FA TOUJOURS NANOHANA FONA FA TSY NIALA TAMINY ZOKI TSIKA IO TOTO DIT BOBONAKE ALEFA NUMÉRO 2✌️✌️✌️🇲🇬🇲🇬

AZADINO NY FIDI NUMÉRO 2 AMINY LE 29 MAI

TANORA MANOLO-TANANA (TMT)  fianarantsoa dia manampy ireo mpiara-belona ...manolotra Koveta ho an'ireo mpanasa lamba am ...
25/05/2024

TANORA MANOLO-TANANA (TMT) fianarantsoa dia manampy ireo mpiara-belona ...manolotra Koveta ho an'ireo mpanasa lamba am fiveloman'izy ireo.

Manohana Kandida IRMAR Fianarantsoa hatrany
Marie Michelle Sahondrarimalala
Seth Rajoelina
✌✌✌

Notontosaina anio 04Mai 2024 ny fihaonana, fifampiarahabana nahatratra ny taona 2024, izay niarahana tamin’ny « Tanora M...
04/05/2024

Notontosaina anio 04Mai 2024 ny fihaonana, fifampiarahabana nahatratra ny taona 2024, izay niarahana tamin’ny « Tanora Manolo-Tanana » Analamanga. 🤞🇲🇬
Nahafinaritra ny fiarahana, ankasitrahina ireo tonga rehetra🙏
Mitohy hatrany, miezaka hatrany🙏🤞

« Manaova ny Soa ho Soavina,
Manaova ny Tsara ho Tsaroana. »🇲🇬

Atsimondrano mandroso ✅🇲🇬
06/04/2024

Atsimondrano mandroso ✅🇲🇬

Tanteraka anio ny « conférence leadership » , izay isaorana an’ny Tsilo Zanak'i Bemasoandro Itaosy tamin’ny fampiofanana...
23/03/2024

Tanteraka anio ny « conférence leadership » , izay isaorana an’ny Tsilo Zanak'i Bemasoandro Itaosy tamin’ny fampiofanana ary isaorana ihany koa ireo tonga nanatrika, isaorana feno ny ekipan’ny Tanora Manolo-Tanana Analamanga 🙏❤️

« Manaova ny Soa ho Soavina, manaova ny Tsara ho Tsaroana »🇲🇬

Address

67 Ha
Alasora

Telephone

+261349980104

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Manolo-Tanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tanora Manolo-Tanana:

Share