Green Line ONG

Green Line ONG L'ONG GREEN LINE est une organisation non lucrative.

13/04/2026
13/04/2026
Midika inona tokoa ny masoandro mifaritra?
13/12/2025

Midika inona tokoa ny masoandro mifaritra?

Misy olona tena mila an'ity ao Ambohibary. Karakarao malaky ny tany fa sao lasan'olona.
29/11/2025

Misy olona tena mila an'ity ao Ambohibary. Karakarao malaky ny tany fa sao lasan'olona.

17/08/2025

2600 👍.
Misaotra anareo manome lanja ny Green Line ONG.

Miroso hatrany ho vahaolana ho an'ny valalabemandry. Manaja hatrany n'y tanjona tratrarina :
1. Hanolotra tohan'aina ho an'ny eny ambanivohitra indrindra n'y tantsaha,
2. Hampitsiry indray n'y fanantenana zary mitsilopilopy ho an'ny olona sahirana eny ambanivohitra
3. Ho fanoitra ho an'ny fampandrosoana.

Miaramiasa amin'ny ankolafin-kery rehetra ho fampandrosoana tena izy.

"MIARA-MANDROSO DIA MIARA-TAFITA"Fetin-tsekoly :  kilaovalo Kianjasoa Atsimondapa CR Ambohibary24-05-2025
05/06/2025

"MIARA-MANDROSO DIA MIARA-TAFITA"
Fetin-tsekoly : kilaovalo Kianjasoa Atsimondapa
CR Ambohibary
24-05-2025

GREEN LINE ONGAction
25/05/2025

GREEN LINE ONG
Action

ONG TSIPIKA MAITSO :Fanombohana ny Projet TAFARAY (Tohan'Aina ho FAmpandrosoana iRAY) teto amin'ny Tranompokonolona Ambo...
24/05/2025

ONG TSIPIKA MAITSO :

Fanombohana ny Projet TAFARAY (Tohan'Aina ho FAmpandrosoana iRAY) teto amin'ny Tranompokonolona Ambohibary.

Amin'ny maha Tohan'Aina azy dia manome fanampiana ny tantsaha tena mila tohana izay tsy mikely aina manao izay hahatafavoahana amin'izao fahantrana mahazo ny isam-batan'olona izao.

Ny tantsaha no ivon'ny fampandrosoana maharitra ka mendrika ampiana.

"Miara-mandroso dia miara-tafita".

GREEN LINE ONG EN ACTION AVEC TMA   II
24/05/2025

GREEN LINE ONG EN ACTION AVEC TMA

II

24/05/2025

Green Line ONG

Address

Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Green Line ONG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share