AFA Page

Itinéraire Contacter l’organisation

AFA Page Une association qui prend en charge l'éducation et la scolarité des jeunes orphelins à Zafimahavory

Arahabaina aby ñy Malagasy nahatratsy ty andro androany tiky!Mba ho tany sambatsy tokoa i Madagasika, araky ñy hira iñy.
26/06/2024

Arahabaina aby ñy Malagasy nahatratsy ty andro androany tiky!

Mba ho tany sambatsy tokoa i Madagasika, araky ñy hira iñy.

19/06/2024

Bonne chance ho an'i Elisa vô i Soazoro mpianatsy ao amin'ny AFA T5 mangalaky CEPE.

Iza mahafatatsy ty Rangahy mive laka tihôky lahireo?Halignoko nagnotany gnagnarany vô gny misy anazy.
11/06/2024

Iza mahafatatsy ty Rangahy mive laka tihôky lahireo?
Halignoko nagnotany gnagnarany vô gny misy anazy.

Les deux présidentes de AFA (France et Madagascar) vous souhaitent une très bonne année 2024.Ho taona hitondra soa sy fa...
25/01/2024

Les deux présidentes de AFA (France et Madagascar) vous souhaitent une très bonne année 2024.
Ho taona hitondra soa sy fahombiazana ho an'ny tsirairay.

Tsy Tezafimahavory nô tsy mahay ty toera tiky...
17/11/2023

Tsy Tezafimahavory nô tsy mahay ty toera tiky...

Voavalin'ny AFA gny fangatahan'izy mirahalahy téléphone izay ilainy amin'ny fanaovany recherche @ fianarany. Nangataky t...
20/10/2023

Voavalin'ny AFA gny fangatahan'izy mirahalahy téléphone izay ilainy amin'ny fanaovany recherche @ fianarany. Nangataky telephone raiky hifampizaran'izy roa fa i AFA tonga dia nividy telephone roa amin'izay mba samby manana sy mahaleo tena.
Arahabaina Mahavonjy sy Veve nahazo telephone.
Mazotoa mianatra hatrany. Manantena résultat positif i AFA.

AFA a répondu favorablement à la demande de Mahavonjy et Vévé concernant l'acquisition d'un téléphone nécessaire à leurs études. Nous sommes ravis de leur offrir deux téléphones, afin qu'ils puissent travailler de manière autonome. Bravo à Mahavonjy et Vévé pour ces téléphones. Nous vous encourageons à persévérer dans vos efforts, et AFA espère que vous aurez des résultats positifs cette année.

Distribution des kits scolaires année 2023 (suite)!
03/10/2023

Distribution des kits scolaires année 2023 (suite)!

03/10/2023

💛💛💛💛

03/10/2023

Merci à toute l'équipe de AFA sur place! 🙏

Adresse

143 Rue Jean Jaurès
Villejuif
94800

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque AFA Page publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L’organisation

Envoyer un message à AFA Page:

Raccourcis

Partager