Tily Eto Madagasikara Faritany Frantsa

Tily Eto Madagasikara Faritany Frantsa Tily eto Madagasikara Faritany Frantsa

TRANDRAKA TALENTA 2026Notre sampana maitso va célébrer la fin de l’année scoute lors de Trandraka Talenta !📅 13 juin 202...
09/06/2026

TRANDRAKA TALENTA 2026

Notre sampana maitso va célébrer la fin de l’année scoute lors de Trandraka Talenta !

📅 13 juin 2026
📍 Parc Georges Brassens, Massy
⏰ 14h – 17h

🎤 ⚽️ Chants, danses, animations, démonstrations et bien d’autres talents seront mis à l’honneur par nos jeunes scouts.

🍖 La journée se terminera autour d’un BBQ convivial, dans la joie et la fraternité.

07/06/2026

"Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo." - Galatiana 5 : 16

21/05/2026

Lasim-paritany 👇

Amin’izao ankatokin’ny Herinandron’ny Tily eto Madagasikara izao, dia zarainay amin’ise hoe nanao ahoana no nihainan’ireo Beazina ny LASIM-PARITANY farany teo.

20/05/2026

Isaorana ny Tompo fa tontosa soamantsara ny 30 Aprily - 01 sy 02 May 2026 lasa teo ny LASIM-PARITANY.

Hitan’ise ato ny santionan’ny sary tamin’izany 👇

« Nahatoky tamin’ny kely ianao dia ho tendreko ho mpanapaka
ny be » Matio 25 :21

« Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny
fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka
hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra."— Matio 5 : 16

📢🌴🌴 Lasy Ravinala 158 🌴🌴Ity ary ilay nandrasana ⏳,Ataovy dieny izao ny fisoratana anarana raha mahafeno fepetra ise 👇
19/05/2026

📢🌴🌴 Lasy Ravinala 158 🌴🌴
Ity ary ilay nandrasana ⏳,

Ataovy dieny izao ny fisoratana anarana raha mahafeno fepetra ise 👇

📢🌴🌴 Lasy Ravinala 158 🌴🌴
🗓️ 19 - 26 Jolay 2026, FRANTSA "Jambville - France.1 Rue des Tilleuls,78440 Jambville- France."
👉 Fisoratana anarana: Fisy alaina any amin'ny Birao TPTEM Faritany na ny Filoham-paritany. Rehefa feno tsara izany dia alefa mailaka amin'ireto adiresy ireto :
🎯 [email protected]
🎯 [email protected]

Daty farany handraisana ny fisoratana anarana : 19 Jona 2026

❌ FEPETRA :
1- Mpiandraikitra nahavita dingam-piofanana Fananterana, ary nampihatra herintaona farafahakeliny.
2- Manana taratasy fanamarinana (certificat) nahavitana Fanomanana sy Fananterana izay navoakan'ny Birao TPTEM nasionaly.
3- Nahavita fanekena Mpiandraikitra na efa miomana ho amin'izany (efa nandefa taratasy fangatahana fampanaovana fanekena misy daty voafaritra)
4- Mpikambana Tily ara-dàlana (Manana karatra FAFI manan-kery 2025-2026)
5- Atolotry ny:
🧾 Raha Mpiandraikitra: Komitim-pivondronana, Filoham-paritany, Filohan'ny TPTEM Faritany
🧾 Raha Filoha: Filoham-paritany sy Filohan'ny TPTEM Faritany ary Filohan'ny Komitim-paritany.

☎️ Hifandraisana
+33 6 66 23 89 83 / +261 32 59 435 52
💷 Saram-pisoratana anarana : 25 Euro alefa amin'ny alalan'ny:
💰 PayPal: [email protected],
💵💵 Saran-dasy : 150 Euro 💵💵

NB:
👉 REHEFA VITA NY FANDOAVANA ILAY SARAM-PISORATANA ANARANA DIA ASAINA ISE ANDEFA HAFATRA WHATSAPP AMIN'NY +261345111795 NY "ANARANA" SY NY "REFERENCE" NANDOAVANA IZANY.
👉 TSY MISY MENAFIFY

“Yalahii” - Comédie musicale notanterahin’ireo lovitao teto amin’ny faritany 😍Tena hain’ny zareo mihitsy no maneho ny fi...
30/04/2026

“Yalahii” - Comédie musicale notanterahin’ireo lovitao teto amin’ny faritany 😍
Tena hain’ny zareo mihitsy no maneho ny fiainany any an-dasy any 💪

Araho an-tsary ny santionany 📸

LASIM-PARITANY 2026.📅 30 Aprily, 01,02 May 2026📌 Jambville« Nahatoky tamin’ny kely ianao dia ho tendreko ho mpanapaka ny...
21/04/2026

LASIM-PARITANY 2026.

📅 30 Aprily, 01,02 May 2026
📌 Jambville

« Nahatoky tamin’ny kely ianao dia ho tendreko ho mpanapaka ny be » Matio 25 :21

« Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa
ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra." — Matio 5 : 16

19/04/2026

MITOMBO ARA-PANAHY

Miaraka amin'ny Andriamatoa Fabien RAKOTONASOLO, Mpitandrina FJKM

Adresse

5 Rue Des Frères Laisney
Triel-sur-Seine
78510

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Tily Eto Madagasikara Faritany Frantsa publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager