ANFisakana Diaspora

ANFisakana Diaspora ANF Diaspora est une association française à but non lucratif, régie par la loi du 1er juillet 1901.

02/07/2026
TSARA IHANY 2026 🎉🎉🎉
01/07/2026

TSARA IHANY 2026 🎉🎉🎉

Aza adino ny fiarahantsika any Allemagne ny farany volana Août. Voafetra ny toerana (Fin de réservation fin Juin)
12/06/2026

Aza adino ny fiarahantsika any Allemagne ny farany volana Août. Voafetra ny toerana (Fin de réservation fin Juin)

Roso ty ary. Le soleil au rendez vous
06/06/2026

Roso ty ary. Le soleil au rendez vous

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy, singanina manokana ianareo agny ampitan-dranomasina agny ✋kopatagnana e! Ho...
11/03/2026

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy, singanina manokana ianareo agny ampitan-dranomasina agny ✋kopatagnana e!
Ho anareo any Allemagne misy vaovao mahafinaritra be ity iarahana amin'ny ANFisakana Diaspora , ianareo rahateo koa efa magnana fikasana hanangana ny ANF any an-toerana.
"TSARA IHANY 2026 : FIHAONAN'NY TERAK'I FISAKANA ANY EUROPA - 28-30 AOGOSITRA 2026"
Ho antsika ANF ao Maurice, efa voaray ilay video zafindraony fa hozaraina tsa hoela eto amin'ny pejy. 👍
Andrasana koa ny vaovaonareo agny Canada agny 😁
Mirary soa sy mankasitraka antsika rehetra tsa magnohoka ny Agnarandray 🙏

Adresse

149 Avenue Du Maine
Paris
75014

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque ANFisakana Diaspora publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager