Association Manabe

Association Manabe Éduquer pour demain: égalité, civisme, développement durable, initiatives solidaires et responsables

11/03/2026

Tantara tsotra,
milamina,
tsy miatsaravelatsihy.
Tantaran’olon-droa mifankatia,
nefa tsy mifanitsaka.
Mpifankatia mifampatoky,
fa tsy mifampitsikilo.
Mifanohana,
fa tsy mifanageja.
💚𝑰𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒉𝒐𝒆 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒐𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂.
Fitiavana tsy misy tahotra.
Diniho ny tantaranareo.
Dia manontania tena:
𝗠𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘃𝗲 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆?
𝗠𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘃𝗲 𝗮𝗵𝗼?
𝗘𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝘃𝗮𝗹𝗶𝗻𝘆!
Mendrika izany ianao.
Mendrika izany ianareo!

——————————————————

Une histoire simple,
sereine,
vraie.
Une histoire où l'on s'aime,
sans faux-semblants.
Où l'on se fait confiance,
sans s’espionner.
Où l'on se soutient,
sans se posséder.
💚𝑪’𝒆𝒔𝒕 𝒄̧𝒂 𝒖𝒏𝒆 𝒓𝒆𝒍𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒔𝒂𝒊𝒏𝒆.💚
Un amour sans terreur.
Regardez votre histoire.
Et posez-vous la question:
𝗘𝘀𝘁-𝗰𝗲 𝗾𝘂𝗲 𝗻𝗼𝘂𝘀 𝘃𝗶𝘃𝗼𝗻𝘀 𝗰𝗲𝗹𝗮 ?
𝗘𝘀𝘁-𝗰𝗲 𝗾𝘂𝗲 𝗷𝗲 𝗺𝗲́𝗿𝗶𝘁𝗲 𝗰𝗲𝗹𝗮 ?

La réponse est oui!
Tu mérites cela.
Vous méritez cela.

Anio, aoka isika hanao safidy manafaka!Satria vehivavy mendrika fitiavana isika,Vehivavy mendrika fanajàna,Vehivavy mend...
08/03/2026

Anio, aoka isika hanao safidy manafaka!
Satria vehivavy mendrika fitiavana isika,
Vehivavy mendrika fanajàna,
Vehivavy mendrika fitokisana,
Vehivavy mendrika fahafahana,
Vehivavy mendrika hivoatra,
Vehivavy mendrika hamirapiratra,
Vehivavy mendrika hanan-tsafidy,
Vehivavy mendrika hiaina hankalalahana!

Mendrika fitiavana tsy feno tahotra ianao.

Amin’ity 8 Martsa ity, andao hiara-hanala geja ny hita maso sy ireo tsy hita maso.
Andao anao safidy manafaka!

Manabe x 8 Marsa 💜

—————————————————

Aujourd'hui, faisons les choix qui libèrent.
Car nous sommes des femmes dignes d'amour,
Des femmes dignes de respect,
Des femmes dignes de confiance,
Des femmes dignes de liberté,
Des femmes dignes de grandir,
Des femmes dignes de briller,
Des femmes dignes de choisir,
Des femmes dignes d'exister pleinement.

Tu mérites un amour où la peur n'a pas sa place.
Ce 8 mars, brisons ensemble les chaînes, celles que l'on voit, et celles que l'on ne voit pas.

Faisons de ce jour, celui des choix qui libèrent.
Manabe x 8 Mars 💜

Ary ianao? 🤔💪🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2024

Ary ianao? 🤔💪🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🥳 Vos livres sur la lutte pour les droits de la femme sont prêts ! 💪👇Pour recevoir le vôtre inscrivez-vous ici:https://b...
10/03/2024

🥳 Vos livres sur la lutte pour les droits de la femme sont prêts ! 💪
👇Pour recevoir le vôtre inscrivez-vous ici:
https://bit.ly/49K6z1g




«𝑭𝒆𝒎𝒎𝒆 𝒓𝒆́𝒗𝒆𝒊𝒍𝒍𝒆-𝒕𝒐𝒊, 𝒓𝒆𝒄𝒐𝒏𝒏𝒂𝒊𝒔 𝒕𝒆𝒔 𝒅𝒓𝒐𝒊𝒕𝒔 » 💪🇲🇬En ce jour de lutte, nous souhaitons apporter notre contribution, confor...
08/03/2024

«𝑭𝒆𝒎𝒎𝒆 𝒓𝒆́𝒗𝒆𝒊𝒍𝒍𝒆-𝒕𝒐𝒊, 𝒓𝒆𝒄𝒐𝒏𝒏𝒂𝒊𝒔 𝒕𝒆𝒔 𝒅𝒓𝒐𝒊𝒕𝒔 » 💪🇲🇬

En ce jour de lutte, nous souhaitons apporter notre contribution, conformément au thème de l’ONU pour 2024 et ainsi, «𝐼𝑛𝑣𝑒𝑠𝑡𝑖𝑟 𝑒𝑛 𝑓𝑎𝑣𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒𝑠 𝑓𝑒𝑚𝑚𝑒𝑠 ».
Parce-que:

🚺Aider les femmes à comprendre et lutter pour leurs droits est essentiel pour la construction d’une société démocratique et inclusive.

🚺 Contribuer à l’éducation sur l’égalité des sexes est une avancée pour les droits humains.

🚺 Appuyer l’éducation des femmes c’est appuyer le progrès de tous.

📚C’est pourquoi l’égalithèque offre 50 ouvrages pour les femmes et jeunes femmes qui résident à Madagascar, désireuses de découvrir ou d’approfondir leurs réflexions sur les fondements de leurs droits et de la nécessité de lutter en leur faveur.

Pour s’inscrire:
✅Liker et commenter le post en précisant le titre que vous souhaitez recevoir.
✅Partager le post

Le retrait se fera sur rendez-vous à notre siège à partir à partir du 8 avril 2024 sur rendez-vous.

1 livre par personne.






05/03/2024


⁉️❌🆘🅾️HERISETRA ATAO AMIN’NY ZAZA, TOMPON’ANDRAIKITRA ISIKA REHETRA!🅾️🆘❌⁉️

Ontsa ny fo, miakatra ny hatezerana amin’izao vanim-potoana izao, saika isanandro ianao mahita zaza voaolana eny amin’ny aino aman-jery!

Inoako hoe efa vitsy ny mbola sahy hilaza fa jilajila ny zaza matoa voaolana, na koa hoe ny fiakanjony no nahatonga an’io!

Efa niezaka mafy aho nanazava ny an-tony mampanolana ny olona iray: fitia te hamehy, te anaporofo amin’ny tenany fa manana hery izy ary tia miaza toy ny biby mpihaza ny mpanolana! Hasambarana hoazy ny mahita ilay olona (na zaza) mihorohoro vao mahita azy! Izay no maha predateur sexuel ny fiantso azy ireny!

Efa nazavaiko teto foana koa hoe ny mpanolana matetika dia olona tsy marary saina (misy aretintsaina ihany fa tsy ilay manary lamba, fa ilay miafina tsara) fa olon’ny fiarahamonina! Olona tsongon’olombolo foana, mety olona manambady, mety hananjanaka, manana antin’asa tsara, mpitarika olona…satria tsy filana ara-nofo ny fanolanana, fa filana ara-tsaina te hamehy (domination)

Ny fanolanana zaza dia 50% dia olona ao amin’ny fianakaviana foana ihany, ary 80% dia olom-patatry ny ao an-trano, izany hoe olona mifankahazo amin’ny ao antrano (namana, mpitaiza, mpiasa…)

Eto no tena tiako tsindriana! Ny mpanolana no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanolanana fa kosa isika mianakavy dia samy tompon’andraikitra daholo.
Any ivelany dia mbola eny amin’ny kilasy ambany dia ambany (maternelle) dia efa ampianarina ny ankizy ahalala ny atao hoe aggression sexual na herisetra ara-pananahana!

Tsy misy an’izany ny programam-pampianara tsika, fa nde re isika ray aman-dreny handray ny anjara tandrifintsika!
➡️ Aza raisina ho fady intsony ny firesahana an’izany dieny mbola kely izy!
➡️ Andao hiezaka isika mba hanakaiky ny zanatsika amin’izay faraherintsika mba ho sahany ny hizara amintsika raha santria misy olona any manaonao foana aminy
➡️Andao ampianarintsika izy hoe inona no karazana herisetra mety hianjady aminy ka ho sahy hiala izy na hiantso vonjy ary indrindra ho sahy hitoroka.
➡️Andao ampafantarintsika izy mba tsy hatokitoky olon-dehibe.
➡️Aoka isika olon-dehibe mba hanara-maso sy handinika ny zanatsika isanandro!
➡️Aoka isika mba samy hitoroka rehefa mahita tranga hafaha
➡️Aoka samy ho mailo daholo na lahy na vavy ny zanatsika satria mety ho samy hisedra herisetra ara-pananahana avokoa ireo!
➡️Ary indrindra aoka isika ho andrin’ireto zanaka iaraha-manana ka samy ho sarotiny daholo!
Maro no azo atao fa andao re mba ho raisintsika izay tandrifintsika mba hisorohana ny loza.

Aleo misoroka toy izay mitsabo!
Aza adino ny mizara

🎤 𝒁𝒂𝒓𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂𝒐 ! Miarahaba anareo mpikambana rehetra ato. Ndao handinika ny fiarahamonina. Nalaina t@ pejy iray tet...
20/02/2024

🎤 𝒁𝒂𝒓𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂𝒐 !

Miarahaba anareo mpikambana rehetra ato. Ndao handinika ny fiarahamonina.
Nalaina t@ pejy iray teto @ tambazotra ny sary. Talanjona izahay, kivy mihitsy aza 🙈. Izao Ve izany sisa ?

𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒗𝒚 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒐𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒆𝒏𝒕𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒂𝒕𝒆𝒓𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂?

Omeo ny hafatra ho an’ ireo mpitatitra sy ireo mpandeha 💡

Ndao hifanabe 🙏 Gasy leo toetra fako !💪

Anao ny fitenenana ! 🎤

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Apportez votre contribution pour notre nouvelle campagne en faveur du vivre-ensemble 💡🙏

Bonjour à tous!




(Sary indrana)

🚮 𝑮𝒂𝒔𝒚 𝑳𝒆𝒐 𝑭𝒂𝒌𝒐!🚮🇲🇬✅Zarao !✅Aparitaho!✅ Ndao hifananatra, hifanabe! Ataovy rendRakoto, Rabe, Randria! Ataovy ren’izao to...
02/02/2024

🚮 𝑮𝒂𝒔𝒚 𝑳𝒆𝒐 𝑭𝒂𝒌𝒐!🚮🇲🇬

✅Zarao !
✅Aparitaho!
✅ Ndao hifananatra, hifanabe!
Ataovy rendRakoto, Rabe, Randria! Ataovy ren’izao tontolo izao fa Madio Madagasikara ✊





🌍🇲🇬 𝑬𝒕 𝒕𝒐𝒊, 𝒕𝒖 𝒗𝒐𝒖𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔 𝒒𝒖𝒐𝒊 ?🇲🇬🌍« Ce sont des humains qui n’ont pas fait leur rôle et qui ont fait que la société a com...
27/01/2024

🌍🇲🇬 𝑬𝒕 𝒕𝒐𝒊, 𝒕𝒖 𝒗𝒐𝒖𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔 𝒒𝒖𝒐𝒊 ?🇲🇬🌍

« Ce sont des humains qui n’ont pas fait leur rôle et qui ont fait que la société a commencé à se décomposer, à se déchirer et à faire en sorte que tous les liens de solidarité s’effritent, surtout dans les grandes villes. On a perdu la sagesse des ancêtres (…)» confiait le Père Pedro au journal le Monde Afrique. Ainsi la première règle pour vivre ensemble dans sa communauté Akamasoa est « de ne pas voler ».

Et toi tu voudrais dire quoi à tes compatriotes ?

✅Pour mieux vivre ensemble au quotidien ou pour réveiller les consciences
✅As-tu une suggestion en réponse à une problématique de notre société ?
✅Quel est ton message pour la jeune génération?

Tu veux te faire entendre? Nous t’offrons un support pour partager tes idées. 💡

Envois-nous tes articles ou rejoins notre équipe de rédaction!

📩Par mail sur: [email protected] ou en message privé.





Adresse

Paris
75001

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Association Manabe publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L’organisation

Envoyer un message à Association Manabe:

Raccourcis

Partager