09/02/2026
2026 débute par le premier droit des enfants 😇 : l'acte de naissance (délivré par l'Etat civil).
"Chaque enfant a droit une identité."
" Opération Copie Acte de naissance de masse pour les enfants moins de 18 ans" organisée par Miranandro, du 9 au 20 février 2026.
Nous invitons les parents ayant des enfants de moins de 18 ans qui ne possèdent pas encore de copie ou d’acte de naissance à venir inscrire le nom de leur(s) enfant/enfants au bureau du fokontany de Tsarahonenana, à partir du lundi 02 jusqu’au vendredi 13 février 2026.
# Association Miranandro
# Miranandro Madagascar
-------------------
Taona 2026, manomboka amin’ny zo voalohan’ny ankizy : Kopia sora-pahaterahana. “Manan-jo hanana maha-izy azy ny ankizy tsirairay, ny 9 hatramin'ny 20 february 2026.
Antsoina isika Ray aman-dReny manana zanaka latsaky ny 18 taona izay mbola tsy manana KOPIA na SORA-PAHATERAHANA, mba hanoratra ny anaran’ilay zaza/ankizy ao amin’ny BIRAON’NY FOKONTANY TSARAHONENANA manomboka ny Alatsinainy 02 hatramin’ny Zoma 13 Febroary 2026 ho avy izao fa hisy hetsika fanaovana KOPIA Faobe izay ho karakarain’ny fikambanana Miranandro.
Fikambanana Miranandro
Madagascar