11/12/2022
Ny association KAMBANA dia manasa antsika rehetra hanotrona ny reveillon zay karakarainy ho fampahafantarana ny mombamomba ny association sy ny tanjona ho tratrarina amin’ny dingana manaraka.
Tongava maro ary fa ny adidy ho vita, ny fahafinaretana ho azo.
Afaka mamandrika toerana dieny zao :
https://my.weezevent.com/concert-fin-d-annee-2022
L’association KAMBANA est une association à but non lucratif intervenant auprès des enfants, des familles défavorisées et des écoles dans la commune rurale d’Ambohijanaka et ses villages alentours( Madagascar).