Liva Herline Raminoherimampionona

Liva Herline Raminoherimampionona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Liva Herline Raminoherimampionona, Rue saint Louis, Quebec, QC.

Salama tompokođŸ€—đŸ€âœšMamaramparana ny fianarako eto QuĂ©bec aho ary maniry hizara ny lalana nolalovako rehetra eto amin’ny pe...
02/19/2025

Salama tompokođŸ€—đŸ€

✹Mamaramparana ny fianarako eto QuĂ©bec aho ary maniry hizara ny lalana nolalovako rehetra eto amin’ny pejy 💝

đŸ’„Maro ireo namako, mpianatro, ireo mpanaraka ny pejy ary ireo Malagasy izay maniry hianatra eto Canada no manontany amin’ny hafatra miafina ka hozaraiko eto avokoa amin’ny an-tsipiriany đŸ’„

đŸŒșNy lalana nolalovako sy nataoko no ho zaraiko. Tsy mpiasan’ny « immigration » aho ary tsy miteny amin’ny anaran’ny sekolyđŸŒș

🎁Soratako eo amin’ny kaomantera avokoa ny rohy afaka tsidihinao mahakasika ny fizarana ataoko🎁

1- Andininy 1 (amin’ny teny Malagasy)
Fiomanana hianatra aty an-dafy sy fitadiavana sekoly hianarana (alahady 23 febroary 2025)

‌Ampitaiko miandalana ny daty manaraka‌

sy ilay kitapoko😆

01/12/2025

đŸ”„Nouvelle annĂ©e, nouvelle Ă©nergie đŸ”„
🎉Bonne annĂ©e 2025🎉
đŸ’«Je vous souhaite plein de succĂšs pour cette annĂ©eđŸ„°

05/15/2024

DonakAfon'ny TAnora - DATA

"Ny fifidianana sy ny Olompirenena : ny anjara andraikitry ny vahoaka sy ny solombavambahoaka".

Zava-dehibe tokoa ny fandraisana anjaran'ny olompirenena amin'ny fifidianana.

Manasa anao hanaraka ny adihevitra izay iarahana amin'ireo KANDIDA ho solombavambahoaka eto Fianarantsoa , izay ho tanterahina ny zoma faha 17 mai izao amin'ny 2 Ora tolakandro ao amin'ny Hotel Pietra Fianarantsoa.

Kandida laharana 1: Randriarimanana Patrick, avy amin'ny KĂŽlektifa ho an'ny Malagasy

Kandida laharana faha 2: Sahondrarimalala Marie Michelle avy amin'ny Vondrona IRMAR

Kandida laharana faha 3: Rasoamiaramanana Heritiana dit ZAREF, mahaleotena

Kandida laharana faha 4: Tsilefinirina Brito, avy amin'ny vondrona Firaisankinana Madagasikara an'ny Malagasy

Kandida laharana faha 5: Rasolonirainy Haritiana dit RALAVA, mahaleotena.

Bienvenus aux nouveaux followers !Hasina Nandrianina, Fleuri Patrick
04/11/2024

Bienvenus aux nouveaux followers !

Hasina Nandrianina, Fleuri Patrick

Peu importe les Ă©pines au chemin, la meilleure dĂ©cision qu’il faut prendre chaque matin c’est de sourire, travailler et ...
04/11/2024

Peu importe les Ă©pines au chemin, la meilleure dĂ©cision qu’il faut prendre chaque matin c’est de sourire, travailler et avancer avec confiance🙏

📍Chercher sa chance, provoquer sa victoire au-delà de ses limites📍

Ce n’est qu’une question de tempsđŸ’Ș

04/07/2024

Address

Rue Saint Louis
Quebec, QC
G6V4G6

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Liva Herline Raminoherimampionona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Liva Herline Raminoherimampionona:

Share