04/05/2026
« Takariva gasigasy » niarahan’ny mpianatra ho fankalazàna ny taom-baovao malagasy andro vitsivitsy lasa izay. Fotoana niarahana nisakafo sakafo malagasy sy kilalao maro samihafa nahatsiarovana hatrany ny fetim-pianakaviana fanao tany an-tanindrazana. ✨❤️
Misaotra ny Oniversite Université Laval nanome tanana anay mpianatra malagasy nanatanteraka izao fiarahana mamy izao 🇲🇬