Diaspora Malagasy in UAE

Diaspora Malagasy in UAE Official page of the Malagasy Diaspora in the United Arab Emirates

πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬
10/07/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ‡²πŸ‡¬ Salama daholo ry Malagasy eto UAE sy maneran-tany.Andao hifanome tanana hanampy ny fianakavian'i SEZAKA JEAN OLIVE am...
04/07/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ Salama daholo ry Malagasy eto UAE sy maneran-tany.

Andao hifanome tanana hanampy ny fianakavian'i SEZAKA JEAN OLIVE amin'ny fampodiana ny vata-mangatsiakany any Madagasikara.
Tena sahirana ny fianakaviana ka ny fanampiana rehetra, na kely aza, dia sarobidy.

Fanampiana:
πŸ“² Mvola: 038 88 216 59
πŸ“² Orange Money: 037 36 059 03
Anarana: Zarasoa Ninah

Misaotra indrindra ary mba partageo Γ  maximum ho hitan'ny rehetra πŸ™πŸ‡²πŸ‡¬

28/06/2026
28/06/2026

Arendrina Festival 4 Γ¨me Edition Dubai πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡¦πŸ‡ͺ
DiJe Vaaza Dj Smith Popoh Giovanni

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬Salama daholo.Ho an ireo izay tsy afaka omaly dia mbola misy ny arendrina Festival izay atao ao @ Grad Excelsior H...
28/06/2026

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬Salama daholo.
Ho an ireo izay tsy afaka omaly dia mbola misy ny arendrina Festival izay atao ao @ Grad Excelsior Hotel.
Misokatra manomboka @ 3 ora tsy diso ny varavarana.
MitongΓ va maro.
Ho any Madagasikara vetivety @ alalan ny Fety isika.πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Mitovy ny fety androany ! ❀️
28/06/2026

Mitovy ny fety androany ! ❀️

Address

Al Garhoud
Dubai
3555

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diaspora Malagasy in UAE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share