19/08/2025
FIHAONAM-BE NASIONALIN'NY FIFAKRI
20-24 Aogositra izay hatao eto amintsika Antsiranana
***Tsara ny manamarika fa misy ny azon'ny olon-drehetra hatrehina amin'ireo fandaharam-potoana amin'io fihaonam-be nasionaly io.
Koa ireto ny tsara mba hatrehina fa tena mahasoa ho antsika na dia tsy anatin'ny FIFAKRI aza:
👉Alakamisy 20 Aogositra:
8h: Lamesa fanokafana: Notre Dame de l'Assomption Tanambao
16H-17H:Konfesy
👉Zoma 22 Aogositra:
8H30-9H45: Conférence Mgr Zygmunt (Droit canon)
11H-12H: Konfesy
14H-15H30: Conférence RP Jean Claude (Mivavaka sy mitia loharanon'ny fanantenana ho an'ny fianakaviana)
16H-17H:Fifampizarana: mpivady FIFAKRI, tokan-trano 25 taona
👉Asabotsy 23 Aogositra:
7H-8H30: Hafatry ny Mgr Varkey/Mgr Donatien
9H-10H: Pèlerinage
👉Alahady 24 Aogositra:
08H: Lamesa famaranana
*Mahaiza magnararaotro fahasoavagna havako aby ai!🙏🙏🙏