Association Psy-Kôzy Madagascar

  • Home
  • Association Psy-Kôzy Madagascar

Association Psy-Kôzy Madagascar Empathie - Inclusion - Bien-être

"Ensemble au service de la santé mentale"

Misy fiatraikany aman-taonany maro ny herisetra an-tsekoly. Raha ny zanakao no sanatria manao herisetra ny namany, na ar...
17/05/2026

Misy fiatraikany aman-taonany maro ny herisetra an-tsekoly. Raha ny zanakao no sanatria manao herisetra ny namany, na ara-batana na ara-moraly, dia inona ny fepetra noraisinao hanarana azy ?

Ny Association Psy-Kôzy Madagascar dia faly miarahaba ny Association Psy-Kôzy Antsirabe fa tafatsangana soamantsara anio...
16/05/2026

Ny Association Psy-Kôzy Madagascar dia faly miarahaba ny Association Psy-Kôzy Antsirabe fa tafatsangana soamantsara anio sabotsy 16 mai 2026 teto amin'ny Hôtel Diamant Antsirabe ny fikambanana. 🥳🎊

Miarahaba manokana an'i Filoha Mpitarika ny Association Psy-Kôzy Antsirabe Diamondra Hasiniaina fa izy no voatendry amin'izany.
Noraisiny am-pitiavana sy am-piniavana ary am-panetretena izany andraikitra goavana miandry azy izany.

"Tsy mora ny andraikitra amin'ny maha présidente fa eto foana izahay hanohana anao" hoy ny Filohan'ny Fikambanana Psy-Kôzy Madagascar Mamison Cathia

15/05/2026
Raha mitantara aminao ny zanakao fa efa nanandrana namono tena noho ny herisetra hiainany any an-tsekoly, inona no ataon...
12/05/2026

Raha mitantara aminao ny zanakao fa efa nanandrana namono tena noho ny herisetra hiainany any an-tsekoly, inona no ataonao voalohany ?

📸📸Fintina an-tsary ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha dimy taona ny fikambanana Psy-kôzy Madaga...
11/05/2026

📸📸Fintina an-tsary ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha dimy taona ny fikambanana Psy-kôzy Madagascar izay nata teny amin'ny Sky Garden Betongolo .

Isaorana hatrany ireo tonga nanotrona, ireo mpiara-miombonantoka nanampy nandritran'izay 5 taona izay, ireo mpikambana rehetra nifandimby sy nisesisesy nandritran'izay 5 taona izay. 🙏🏻✨

Ny faniriana dia ny hanitatra ny fikambanana eran'ny Madagasikara mba hahazo fahalalana momba ny fahasalamana ara-tsaina ny malagasy ray manontolo ka ny any👉🏻 Antsirabe no hanombohana azy amin'ity taona ity amin'ny sabotsy zao 📌.

Inona ny fepetra tokony raisina raha ny hevitrao rehefa ny mpampianatra no manao herisetra ara-moraly ny mpianany ?
10/05/2026

Inona ny fepetra tokony raisina raha ny hevitrao rehefa ny mpampianatra no manao herisetra ara-moraly ny mpianany ?

🧠 Andao hiresaka momba ny fahasalamana ara-tsaina…Manasa anao izahay hanatrika latabatra boribory momba ny fahaketrahana...
09/05/2026

🧠 Andao hiresaka momba ny fahasalamana ara-tsaina…

Manasa anao izahay hanatrika latabatra boribory momba ny fahaketrahana ara-tsaina, fotoana iray hifampizaràna, hahazoana fahatakarana ary hanampiana ny tsirairay.

📅 16 Mey 2026
⏰ 9h – 11h
📍 Hôtel Diamant Antsirabe

👥 Miaraka amin’i
• MANORINTSOA Ny Avo – Psikology klinisiana
• MAMISON Cathia – Filohan’ny fikambanana

🎟️ Maimaimpoana ny fidirana
📘 Hisy boky azo vidiana eny an-toerana :
“Guide pratique pour prendre soin de la santé mentale”

🕑 14h – 16h
➡️ Fandraisana mpikambana vaovao (ho an’ny eto Antsirabe)

💰 Latsakemboka : 10 000 Ariary isan-taona

✨ Andao hiara-hikarakara ny fahasalamantsika ara-tsaina.

🧠 Parlons de santé mentale…

Nous vous invitons à une table ronde sur la dépression, un moment d’échange pour mieux comprendre, partager et accompagner.

📅 16 mai 2026
⏰ 9h – 11h
📍 Hôtel Diamant Antsirabe

👥 Avec :
• MANORINTSOA Ny Avo – Psychologue clinicien
• MAMISON Cathia – Présidente de l’association

🎟️ Entrée gratuite
📘 Livre disponible sur place : “Guide pratique pour prendre soin de la santé mentale”

🕑 14h – 16h
➡️ Ouverture des adhésions (pour les résidents d’Antsirabe)

💰 Frais : 10 000 Ariary / an

✨ Ensemble, prenons soin de notre santé mentale.

✨ Toute l’équipe de Psy-kôzy Madagascar adresse ses sincères remerciements à France Volontaires Madagascar pour cette be...
08/05/2026

✨ Toute l’équipe de Psy-kôzy Madagascar adresse ses sincères remerciements à France Volontaires Madagascar pour cette belle collaboration autour de la santé mentale en contexte d’interculturalité dans la journée du 25 avril 2026.

🤝🌍 Grâce à ce partenariat riche en échanges humains, en partage d’expériences et en ouverture culturelle, nous continuons à promouvoir une approche plus inclusive, humaine et accessible de la santé mentale.

🧠💫 Cette collaboration représente une véritable source d’espoir et de motivation pour renforcer les actions de sensibilisation, d’accompagnement et de dialogue interculturel au service de la communauté.

🌱✨ Merci pour votre confiance, votre engagement et votre volonté d’agir ensemble pour le bien-être psychologique et le vivre-ensemble. A une prochaine collaboration ! ✨

25/05/2026
Psy-kôzy Madagascar & France Volontaires Madagascar

🇫🇷✨ C’est avec une profonde gratitude que la Présidente et la Vice-présidente de Psy-kôzy Madagascar adressent leurs sin...
08/05/2026

🇫🇷✨ C’est avec une profonde gratitude que la Présidente et la Vice-présidente de Psy-kôzy Madagascar adressent leurs sincères remerciements à la famille Rajaonson, représentante de "Au cœur de soi" Jonzac France, pour leur soutien concret, leur bienveillance et leur confiance envers notre vision.

🤝💙 Cette rencontre a été un moment riche en échanges, en humanité et en partage de valeurs autour de la solidarité et de la santé mentale. 🧠💫 Leur accueil chaleureux et leurs encouragements constituent une véritable source de motivation pour poursuivre nos actions et nos projets au service de la communauté avec espoir, détermination et engagement.

🌱✨ Au nom de toute l’équipe, nous exprimons notre reconnaissance la plus sincère et espérons que cette belle rencontre marquera le début d’une collaboration durable et porteuse d’impact positif pour toute la population malgache.🌟🤍

06/05/2026 - Radisson Blu Hôtel Watefront - Madagascar

🇲🇬✨ Fisaorana mitafotafo no atolotry ny Filoha sy ny Filoha Lefitry ny fikambanana Psy-kôzy Madagascar ho an’ny fianakaviana Rajaonson, solontenan’ny Au cœur de soi Jonzac France, noho ny fanohanana hita sy tsapain-tanana, ny fahatsaram-panahy ary ny fahatokisana nasehon’izy ireo ny vina entinay.

🤝💙 Fotoana iray feno fifanakalozana, maha-olona ary fizaràna soatoavina momba ny firaisankina sy ny fahasalamana ara-tsaina 🧠💫 ity fihaonana ity. Ny fandraisana tamim-pitiavana sy ireo famporisihana nomen’izy ireo dia manome hery anay hanohy ireo asa sy tetikasa ho an’ny fiarahamonina amim-panantenana, fahavononana ary fanoloran-tena.

🌱✨ Amin’ny anaran’ny ekipa manontolo dia maneho ny fankasitrahana feno indrindra izahay ary manantena fa izao fihaonana izao dia ho fiandohan’ny fiaraha-miasa maharitra sy hitondra vokatra tsara ho an’ny malagasy maro. 🌟🤍

06/05/2026 - Radisson Blu Hôtel Watefront - Madagasikara

Address

Antananarivo

Telephone

+261349582598

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Psy-Kôzy Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Psy-Kôzy Madagascar:

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share