HUIOS

HUIOS 𝙃𝙐𝙄𝙊𝙎 — Movement of revelation and impact for a strengthened, restored, and deployed generation.

We train, activate, and propel sons toward their divine destiny.

02/06/2026

Na ahoana na ahoana mitranga anio.
Sahia hatrany mino hoavy tsara lavitra.

Just Roar Like a Lion ⚡️
Rombaho ny fandresenao 🔥

Tahaka ny liona mamitsaka ianao io,,,Mandrapaka raha taitra 🔥Fantatr' Andriamanitra ilay zavatra goavana any anatinao,,,...
01/06/2026

Tahaka ny liona mamitsaka ianao io,,,
Mandrapaka raha taitra 🔥

Fantatr' Andriamanitra ilay zavatra goavana any anatinao,,,
Indraindray misy zavatra mafy sasany avelany hitranga mba hanairana kely anao ❗

Aza raisina ho problème avokoa ny zavatra rehetra ,,
Misy amin'ireny programan'Andriamanitra mihitsy entiny mamoha ilay liona matory ao anatinao 🔥

Tsy mamono anao io fa manaitra anao fotsiny ❗🔥

Tadidio fa ianao dia olona voatahy ary tsy azo asiana ratsy ,,,
Mahery tahaka ny ombimanga ianao ary masiaka tahaka ny liom-bavy.❤🔥

Tsy hisy izay tsy ho azonao izay rehetra irianao 😊
Izay mino ihany no hahita ny fahatanterahan'izany

FIAINANA HO ANAO AMIN’ITY VOLANA ITYTSY HO FATY IANAO — fa ho VELONATsy ho foana ny fanantenanaoTsy ho faty ny fiainam-p...
01/06/2026

FIAINANA HO ANAO AMIN’ITY VOLANA ITY

TSY HO FATY IANAO — fa ho VELONA
Tsy ho foana ny fanantenanao
Tsy ho faty ny fiainam-panahinao
Tsy ho rava ny tokatranonao
Tsy hitotongana ny asanao
Tsy ho faty ianao ⚡️

Mitsangàna ! Miambena!
Ary mieròna tahaka ny LIONA🔥

Tsy hifaly ny aminao ny fahavalonao.
Ny voninahitr’i Jehovah no hiseho eo aminao.

31/05/2026

Bonne fête maman ❤️🔥
Ny Tompo anie hampifaly ny fonao
Ary hameno anao amin’ny fiadanany.

Raha hiantso ihany aho Ray,Dia aleoko ihany miantso AnaoIanao Ilay tsy mba mandaoIanao Ilay tsy mahafoy ahyNa mafy sy ma...
28/05/2026

Raha hiantso ihany aho Ray,
Dia aleoko ihany miantso Anao

Ianao Ilay tsy mba mandao
Ianao Ilay tsy mahafoy ahy

Na mafy sy mavesatra aza,
Ireo ady atrehiko indraindray
Dia hatoky Anao hatrany aho
Ary hifikitra Aminao, mandrakizay

Avy amin’ilay tia mafy anao.

28/05/2026

…….hamono tena ary ve aho? 😔

25/05/2026

ITY NY VAHAOLANA HO ANAO ❗

HUIOS PODCAST — Ireo varavarana misokatra hahafahan'ny devoly tena miasa eo amin'ny fiainan'ny olona iray.

🔸 Épisode 1: Mbola manan-jo hiasa eo amin'ny fiainan'ny kristiana ve ny devoly?

🔸 Épisode 2: Inona avy ireo varavarana mila hakatona?

🔸 Épisode 3: Inona avy ny tokony atao hanakatonana ireo varavarana mba tsy hahafahan'ny devoly miditra sy miasa?

Ity ary araho ny ÉPISODE 3.⚡️

Ao amin'ny commentaire ny lien misy ny épisode 1-2.

One Question / Unlimited Revelations

Mety efa tsy manana hery hanohizana intsony ianao.Feno tahotra sy ahiahy hoe "mbola ho vitako ve ny hiatrika ny tohiny?"...
23/05/2026

Mety efa tsy manana hery hanohizana intsony ianao.
Feno tahotra sy ahiahy hoe "mbola ho vitako ve ny hiatrika ny tohiny?"

Tena olom-bavaka ianao,
Fa indraindray toa nakorotan'ny zava-misy koa ilay fifantohanao.

Dia te hitroatra be ianao.
Te hiantso mafy hoe " Ray ô, omeo hery aho "

Tahaka ny olona irery tavela an-tany lavitra,
Miantso, miandry vonjy avy amin'izay mandre.
Antso avo an-dranomaso tena miainga avy ao am-po
Ela nijoroana sy nisehoana ho mahery,
Fa indraindray koa toa lasa mahatsapa ho very.

Nefa matokia ianao!
Fa hahazo hery ianao amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminao.
Raha mbola eo koa ny Tompo,
Dia mbola azoko lazaina
Fa misy fanantenana ho anao

Avelao ny Fanahy Masina hamelona anao indray,
Hanangana anao indray,
Hamerina ilay fatokiana any anatinao indray
Mba hirehetanao indray.

Raiso Izy,
Raiso ny heriny.
Mirary anao ho tafajoro.

22/05/2026

AZA OMENA SEHATRA INTSONY NY DEVOLY ❗

HUIOS PODCAST — Ireo varavarana misokatra hahafahan'ny devoly tena miasa eo amin'ny fiainan'ny olona iray.

🔸 Épisode 1: Mbola manan-jo hiasa eo amin'ny fiainan'ny kristiana ve ny devoly?

🔸 Épisode 2: Inona avy ireo varavarana mila hakatona?

🔸 Épisode 3: Inona avy ny tokony atao hanakatonana ireo varavarana mba tsy hahafahan'ny devoly miditra sy miasa?

Ity ary araho ny ÉPISODE 2. ⚡️

Ao amin'ny commentaire ny lien misy ny épisode 1.

20/05/2026

❗️IREO VARAVARANA MISOKATRA HAHAFAHAN’NY DEVOLY TENA MIASA EO AMIN’NY FIAINAN’NY OLONA…

Episode 1: Moa ve ny devoly mbola manana zo hiasa eo amin’ny fiainan’ny kristiana?

Episode 2: Inona avy ireo varavarana misokatra hahafahan’ny devoly tena miasa eo amin’ny fiainan’ny olona?

Episode 3: Inona ny tokony atao hanakatonana ireo varavarana ireo?

⚡️ Ity ary araho ny EPISODE 1 •••••••

HUIOS PODCAST — One Question / Unlimited Revelations 🔥

Address

Antananarivo

Telephone

+261389000296

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HUIOS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to HUIOS:

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share