10/06/2026
Rehefa mbola manana hevitra sy manankambara isika manoloana ny ady iray dia avelan'Andriamanitra foana aloha mandra_pahatonga antsika afapo tsara.
Fa rehefa manaiky isika hoe tena tsy vitako ity Tompo a.
Dia hanomboka hiasa Izy satria omenao toerana amin'izay.
Aza miandry tsisy hevitra intsony, fa na manana lazaina aza ianao dia afaka. Maka fotoana kely hanginana aloha ianao.
Eny mitsahatra fa Izy no Hiasa.