Association des Malagasy du Sénégal - AMSn

Association des Malagasy du Sénégal - AMSn Association à but non lucratif pour la promotion du " fihavanana malagasy " au sein de la communauté malagasy au Sénégal.

Association à but non lucratif créée au Sénégal (à Dakar) le 22 Mars 1997 pour renforcer le lien d’amitié et de solidarité entre ses Membres selon le principe du « fihavanana »; sauvegarder les intérêts de la communauté malagasy au Sénégal et maintenir le lien d’amitié entre les peuples Sénégalais et Malagasy ainsi que les échanges culturels avec les différentes communautés vivant au Sénégal.

10/04/2025
Tratry ny farany daholo! Mirary fety sambatra sy taona VaoVao ho antsika rehetra ❤.
31/12/2023

Tratry ny farany daholo! Mirary fety sambatra sy taona VaoVao ho antsika rehetra ❤.

Miarahaba antsika rehetra, ho fanamorana ny fandaminana dia hisy  groupe WhatsApp hifanakalozan’ireo handray anjara amin...
28/12/2023

Miarahaba antsika rehetra, ho fanamorana ny fandaminana dia hisy groupe WhatsApp hifanakalozan’ireo handray anjara amin’ny réveillon any Nianing ( logement, transport, sns )

WhatsApp Group Invite

25/12/2023
Open international de judo de Dakar ny Sabotsy 11 sy Alahady 12 nov izao ao amin’ny gymnase Marius Ndiaye. Misy judoka M...
08/11/2023

Open international de judo de Dakar ny Sabotsy 11 sy Alahady 12 nov izao ao amin’ny gymnase Marius Ndiaye. Misy judoka Malagasy 1 handray anjara hiaro ny voninahitry M/kara.Ny sokajy -78kg no misy azy ary misy firenena Afrikana maromaro no hifaninana aminy ao.Mandeha irery izy fa tsy ampy ny hoenti manana ho an’ny coach sy ny mpitarika.Ny Alahady manomboka amin’ny 9 ora izy no hiakatra tatami. Mitohy ny hariva raha tafakatra amin’ny famaranana.Asaina isika izay afaka hanotrona sy hitondra tohana (rafraichissement, collation…) Afaka miantso na mandefa message amin’i Domoina (772270029) izay mila ny andinindinin’ny programa.Misaotra mialoha

Adresse

Adresse Immeuble Royal Building, 2e étage 2e Rue à Droite Après Philip Morris Almadies Zone 16
Dakar

Heures d'ouverture

Lundi 09:00 - 15:00
Mardi 09:00 - 15:00
Mercredi 09:00 - 15:00
Jeudi 09:00 - 15:00
Vendredi 09:00 - 15:00

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Association des Malagasy du Sénégal - AMSn publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L’organisation

Envoyer un message à Association des Malagasy du Sénégal - AMSn:

Raccourcis

Partager