Sampati 27ème Vatomandry

Sampati 27ème Vatomandry Skoto, fototra ibeazantsika

Oyeee, Oyee!🤩🥳🥳🥳Vaovao mafana be ity aaan, ndao antsika hiaraka hifety 😎😎👏✅Ity hetsika ity dia isany mahafinaritra indri...
12/03/2026

Oyeee, Oyee!🤩🥳🥳🥳
Vaovao mafana be ity aaan, ndao antsika hiaraka hifety 😎😎👏

✅Ity hetsika ity dia isany mahafinaritra indrindra, izay ahitanao fampisehoana, rindrankira sy dihy ary atsikana maro isankarazany izay iarahantsika amin'ny .

✅Amin'ny Alahady faha 29 Martsa ho avy izao ary ny fotoanantsika ao amin'ny Fiangonana FJKM Zoara Vatomandry.

Tongava maro aaaannnn....!😎😎

22/02/2026

22 Febroary | Andron’ny mpanorina🎉

💡´Ndao hifampizara fahatsiarovana mamy tamin’ny fanaovana skoto. Zarao amin’ny rindrin’ise izay tantara sy sary nanamarika an’ise, asio hashtag ho fijoroana vavolombelona.📸

🧠 Fa aza hadinoina, ny miaina ny lalàna 10,ny mamerimberina matetika ny fanekena izay nataon’ise.😉

🙏 Meteza ho fitaratra ho an’ny hafa!!

Nahavelombolo sy nanome hery lehibe ho anay teto amin'ny Sampati 27ème Vatomandry  ny fahatongavan'i Filoha Foibe Tily e...
07/02/2026

Nahavelombolo sy nanome hery lehibe ho anay teto amin'ny Sampati 27ème Vatomandry ny fahatongavan'i Filoha Foibe Tily eto Madagasikara sy Filoha-paritany Tily Agnivon'i Pangalana nitsidika anay nandritra ny fotoampivoriana androany.

Mirary soa hatrany oooo 🌻✅✅

Nahafinaritra ny fivoriana androany aaannn😜😜☺️☺️☺️🫡Misokatra ho antsika rehetra izay maniry hiditra ato amin'ny fikamban...
10/01/2026

Nahafinaritra ny fivoriana androany aaannn😜😜☺️☺️☺️🫡

Misokatra ho antsika rehetra izay maniry hiditra ato amin'ny fikambanana skoto ny fivondronana Sampati 27ème Vatomandry 🎯🎯

Fotoana fivoriana :

✅ Isaky ny Sabotsy hariva
✅ Manomboka amin'ny 02 Ora sy sasany hatramin'ny 04 Ora sy sasany

Skoto tsara no làlana,

04/01/2026

Félicitations Sampati 27ème Vatomandry

03/01/2026
Tsiahy antsary kely tamin'ny fankalazana Krisimasy,.... Mahafinaritra hatrany
02/01/2026

Tsiahy antsary kely tamin'ny fankalazana Krisimasy,.... Mahafinaritra hatrany

31/12/2025

Mahafinaritra ny ato, d'année 2025, handray ny taona 2026...
💥💯💯Sampati

Tatitra antsary ny Lasy Fanokafana taom-panabeazana 2025-2026
23/11/2025

Tatitra antsary ny Lasy Fanokafana taom-panabeazana 2025-2026

Address

FJKM Zoara Vatomandry
Vatomandry
517

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampati 27ème Vatomandry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share