Mamiratra agency

Mamiratra agency Vente de poulet

15/03/2024
Mitady akoho vavy efa akaiky hanatody 10 isa Dia akoho lahy 1 Budget 250.000arMisaotra mialoha Zay manana.Tonga mp alain...
21/11/2023

Mitady akoho vavy efa akaiky hanatody 10 isa Dia akoho lahy 1
Budget 250.000ar
Misaotra mialoha Zay manana.
Tonga mp alaina androany

Formation fiompiana akoho gasy nohatsaraina .Liana amin' ny fiompiana ve ianao ?Manome fotoana ho anao izahay eto amin'n...
21/11/2023

Formation fiompiana akoho gasy nohatsaraina .
Liana amin' ny fiompiana ve ianao ?
Manome fotoana ho anao izahay eto amin'ny mamiratra agency ny faha 5 ny volana decembre hoavy izao .
Amin'ny sarany mirary dia mirary .
20000ar
Misy support zaraina afaka mitondra cle usb ihany koa.
Koa raha mahaliana anao dia manasa anao iantso ny laharana 0384113198.

21/11/2023

Mitady coiffeuse efa havanana amin'ny fanaovana volo rehetra mahafehy make up ihany koa .
Raha mahaliana anao dia mandefasa hafatra miafina aminay misaotra tompoko.

aleo asina gana indray e😍
06/02/2023

aleo asina gana indray e😍

Tonnerre et éclaire 1mois et demi
03/11/2022

Tonnerre et éclaire
1mois et demi

13/06/2022

Les Petit poussins

28/05/2022

8jours

21/05/2022

Fiompiana akoho ao anaty boritra.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 07:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 00:00

Telephone

+261384113198

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamiratra agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share