Association des Étudiants Natifs de Fort-dauphin à Toliara

Association des Étudiants Natifs de Fort-dauphin à Toliara " VATO� RAIKY TSY MAHATSANGA TRANO� "

31/12/2025

Bonne année 🎆🎊🎊

Ny Association des Étudiants Natifs de Fort-Dauphin à Toliara (A.E.N.F.T.) dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra...
31/12/2025

Ny Association des Étudiants Natifs de Fort-Dauphin à Toliara (A.E.N.F.T.) dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity ity 🎉. Enga anie isika rehetra hahatratra soa aman-tsara ny izay ho taona feno fahasalamana, fifaliana, fahombiazana ary firaisankina ho an'ny tsirairay🙏🎊.

L’Association des Étudiants Natifs de Fort-Dauphin à Toliara (A.E.N.F.T.) est heureuse d’adresser ses vœux à nous tous à l’occasion de cette 🎉.
Puisse chacun de nous accueillir en toute sérénité la , une année que nous espérons remplie de santé, de joie, de réussite et d’unité pour tous 🙏🎊.

  12A. ZAHAY ZANAKIN'I FARITRA AVARATRA DIA ISANY SATRIA TSY MITEBITEBY NÔFA HANAO VACANCES AMINAY AMBANIVOLO AGNY.  .LO...
19/12/2025

12A.
ZAHAY ZANAKIN'I FARITRA AVARATRA DIA ISANY SATRIA TSY MITEBITEBY NÔFA HANAO VACANCES AMINAY AMBANIVOLO AGNY.

.
LOCALISATION : AMPASY NAHAMPOANA

05/12/2025

ANDEFASO NAREO LETCHI 🍒ZAHAY AGNILANY ETIKY E 🥴

01/12/2025

BONJOUR DÉCEMBRE. MIRARY SOA HOANTSIKA REHETRA🥰💗

30/11/2025

IZAHAY MPIANATRA DIA MANKAHERY ANTSIKA ANY F/D IZAY MAY TRANO 😭😭

  ETO AVAO !
28/11/2025

ETO AVAO !

20/11/2025

NIOVA AMIGNY NITIAVATSIKA ANAZ ZAY GNY SORTIE INY E ! A MANGILY AO MAMY.
ANDRIAKY AO LESSY E ! SABOTSY HOAVY IZAY GNY FOTOA!

Send a message to learn more

20/11/2025

AZA ADIGNO GNY FIVORIA TSIKA @ 19H 00 INY TOMPKO.

20/11/2025

FA MARINY VATANY ZALAH SORTIE IGNY E ! AZA ADIGNO FA 22 Nov FOTOA ANDRIAKY🌊 AGNY LESY E !

17/11/2025

RAHA NATAO VALINY ILAY JEUX DIA Léa Sabrinah NO GAGNÉE 🎉ILAY JEUX SATRIA IZY NO 1er Com's NAHAMARINA. ASAINA ANAO HIDITRA MP🙏🏼

16/11/2025

AZA ADINO FA TSIKA TANOSY SY TANDROY DIA OLO SAROTRA KA TOKONY TSY HIADY 😭🙏🏼🙏🏼

Address

Toliara
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Étudiants Natifs de Fort-dauphin à Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share