Farafatsi

Farafatsi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Farafatsi, Nonprofit Organization, Est Bâtiment BMOI, Ankilisoafilira, Tulear.

Dredd Atsimoandrefana
22/08/2026

Dredd Atsimoandrefana

Atambatra ny hery ho fiarovana ny Harena Voajanahary, Ho tombotsoa ho an'ny rehetra, Hitsinjovana ny taranaka"Izay mitam...
14/07/2026

Atambatra ny hery ho fiarovana ny Harena Voajanahary, Ho tombotsoa ho an'ny rehetra, Hitsinjovana ny taranaka

"Izay mitambatra vato"

🌳DREDDAtsimoAndrefana
🧑‍✈️Gendarmerie
🧑‍✈️Police
🧑‍✈️Militaire
🌳AssociationFarafatsi

04/06/2026
🌳𝐅𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚 + 🩺𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 = 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚!Tsy ho tanteraka ny fiarovana ny ala raha mbola m...
04/06/2026

🌳𝐅𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚 + 🩺𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 = 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚!

Tsy ho tanteraka ny fiarovana ny ala raha mbola mahantra sy marefo ny mponina miaina manodidina azy.
Tontosain'ny 𝗕𝗿𝗶𝗴𝗮𝗱𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 ankehitriny:
✅Fitsaboana mitety tanàna: any amin'ireo toerana mitoka-monina lavitra tobim-pahasalamana. efa natomboka tao amin’ny Kaominina Tsihanisiha izany.
✅Laharam-pahamehana ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza ary ny fandrindram-piterahana maimaim-poana.

🎯𝐍𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚𝐲?
☝️Mponina salama sy mahavita tena, miara-miaro ny harena voajanahary mba hivoahana amin'ny fahantrana.

Tsindrio ny "Suivre", "Like" ary "Partage" n’ity pejy ity. Ato no hahitanao ny vahaolana entintsika hampiarahana ny 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒃𝒐𝒂𝒓𝒚 sy ny 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂-𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 eny ifotony.

✍️Andao harahintsika miaraka eto ny fivoaran'ity Faritra Arovana Ranobe PK32 ity e!

     Miaro ireo Faritra Arovana
23/05/2026



Miaro ireo Faritra Arovana

21/05/2026

🌳☎️𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 hikajy sy hiaro ny tontolo iainana sy ny harena voajanahary tsy manam-paharoa eto Madagasikara.📱❌️

🏡𝗛𝗮𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮, 🐢𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗱𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆, 💰𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗹𝗶𝗸𝗼𝗹𝘆, 🔥𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝗮𝗹𝗮, 📣𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.

✅️📱Aza misalasala isika miantso ireo 👇👇 laharana findray etsy ambany👇👇 ireo raha manam-baovao na fizarana hahafahanay mandray fepetra haingana.☎️👇👇

17/05/2026

Address

Est Bâtiment BMOI, Ankilisoafilira
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Farafatsi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share