04/08/2026
🕊️ Observatoire National des Droits Humains en deuil.
Amin'ny alahelo lalina no ampandrenesan'ny Observatoire National des Droits Humains Atsimo-Andrefana (ONDH) ny nahalasanan'i 𝙈𝘼𝙈𝙄𝙎𝙊𝘼 𝘽𝙧𝙪𝙣𝙤 𝙈𝙖𝙛𝙤𝙣𝙚𝙖, mpiara-miasa, mpiaro ny zon'olombelona ary isan'ireo mpikambana tena nazoto sy feno fitiavana tao anatin'ny ekipanay.
Son engagement, son humanité et son dévouement laisseront une empreinte indélébile dans notre travail et dans nos cœurs.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany, ny havany ary ireo rehetra nahafantatra azy izahay.
Mandria am-piadanana, Bruno. Ho velona mandrakariva ao anatin'ny asa sy ny aingam-panahy navelanao ny lova napetrakao. 🕊️
Observatoire National des Droits Humains - ONDH