25/08/2026
💻🎓 FIOFANANA INFORMATIKA BUREAUTIQUE MODERNE – ACCESM 🎓💻
🚀 Te hahay tsara kokoa ny informatika ve ianao, ka hampiasa izany amin’ny fianarana, asa na Freelance?
ACCESM dia manolotra fiofanana Informatika Bureautique Moderne, natao hanomezana anao fahalalana azo ampiharina avy hatrany, amin’ny alalan’ny 50% Théorie sy 50% Pratique.
📚 Ireto avy ny lesona hianarana :
✅ Fampidirana ankapobeny amin’ny Informatika
✅ Microsoft Word
✅ Microsoft Excel
✅ Microsoft PowerPoint
✅ Microsoft Publisher
✅ Internet sy E-mail
✅ Fampianarana momba ny Freelance
📅 07 Septambra – 17 Oktobra 2026
🕕 Alatsinainy hatramin’ny Zoma | 18h00 – 20h00
📍 Salle Toliara II – Biodiversité Maninday
💰 Saram-piofanana : 20 000 Ar
🎯 Olona 20 ihany no raisina
💻 Tsy maintsy mitondra Ordinateur Portable
🔥 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!
📈 Hatsarao ny fahaizanao amin’ny Informatika, ampitomboy ny compétences-nao mba ho anatin'ny mahazo tombony enao amin'ny fivoaran'ny technologie amin’izao vanim-potoana izao.
📞 Antsoy raha hisoratra anarana :
📱 033 54 049 05
📱 034 32 544 80
📲 Facebook : ACCE Sud de Madagascar
🌟 ACCESM – Manangana anio ny traikefa ho an’ny ampitso.