AMS association Madagascar solidaire

AMS association Madagascar solidaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AMS association Madagascar solidaire, Nonprofit Organization, Mitsinjo Betanimena, Tulear.

Miarahaba antsika rehetra izay maranaka tsy tampaka ny pejy ny AMS (Association Madagascar Solidaire), izay miahy hantra...
25/07/2026

Miarahaba antsika rehetra izay maranaka tsy tampaka ny pejy ny AMS (Association Madagascar Solidaire), izay miahy hantrany ny sosialin'ny vehivavy sy ny ankizy ary nontsongahinay manokana ny fiahina ireo zaza varira (albinos) sy ny fiarovana anazy. Izany no nanaovanay ity hetsika ity teo anivon'ny commune ANKILILOAKY.

Tonga nitsapa alahelo ny président ny fokotan'ny Andakoro tamin'ny fahalasany ny vadiny ny AMS (Association Madagascar S...
22/07/2026

Tonga nitsapa alahelo ny président ny fokotan'ny Andakoro tamin'ny fahalasany ny vadiny ny AMS (Association Madagascar Solidaire), ka dia nanolotra izay voatsirambin'ny tanana sy fiara hitanterana ireo fianakaviana izay nanotrona ny andron'ny fandevenana ny razana. Ny AMS dia mirary fiononana feno sy mankahery hatrany ny fianakaviana.

Ny fanohanana sy ny fampitana mivantana ny lanonam- pamaranana ny "coupe du monde 2026", dia faly izahay fikambana'ny AM...
20/07/2026

Ny fanohanana sy ny fampitana mivantana ny lanonam- pamaranana ny "coupe du monde 2026", dia faly izahay fikambana'ny AMS (Association Madagascar Solidaire) sy ny groupe BATUGINGA nanafana ny fampintana mivantana amin' ny alalany ecran geant tao amin'ny JARDIN DE LA MER ho an'i vahoaka toliara.

Tonga nitsapa alahelo ny fianakavian'ny président ny fokotany Tsongobory ny AMS (Association Madagascar Solidaire), Dia ...
20/07/2026

Tonga nitsapa alahelo ny fianakavian'ny président ny fokotany Tsongobory ny AMS (Association Madagascar Solidaire), Dia nanolotra izay voatsirambin'ny tanana sy fiara fitanterana izay nitondrana ireo fianakaviana amin'ny andron'ny fandevenana ny razana. Ny AMS dia mirary fiononana feno sy mankahery hatrany ny fianakaviana.

Ny AMS (Association Madagascar Solidaire) dia manohana ny tanora manan-talenta mba ho fandraisany anjara ho fampandrosoa...
20/07/2026

Ny AMS (Association Madagascar Solidaire) dia manohana ny tanora manan-talenta mba ho fandraisany anjara ho fampandrosoana ny faritra Atsimon'ny Madagascar, ka noho izany dia mahafaly ny association ny manolotra ireto fitaovana ireto : Zava-maneno ho an'ny BATUGINGA

Address

Mitsinjo Betanimena
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMS association Madagascar solidaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share