04/08/2025
Amin'ny alahelo lehiber no anambarana antsika mpikambana rehetra fa nandao antsika ny naman-tsika Gregoire Mosa😢😭,izay anisany mpikambana tena navitsika no mbola membres fondateur ny fikambanana😢.
Tsy hita izay hambara fa vahotra ny lela😭😭,mankahery ny fianakavian'i Ratopokolahy ary dia mandria ampiadanana ry hava malalanay Grégoire Mosa😭😭😢.Tsy ho hadino mandrakizay ny soa vitanao tamin'ny fikambanana fa hipetraka ho tantara😢😿