Association AIDE - Autisme Toliara

Association AIDE - Autisme Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association AIDE - Autisme Toliara, Nonprofit Organization, Amboriky/Toliara, Près Lycée C. P. E, Tulear.

+261 37 67 020 01 L'Association AIDE-AUTISME TOLIARA vise L'AUTONOMIE & L'INCLUSION des personnes autistes.

📚🖊️🎓 Éducation spécialisée
👨‍👩‍👧 Conseils pour les parents.

Retour en images sur le début des activités de vacances au CENTRE MIKOLO TOLIARA 📍 Tsongobory akaikin'ny stationnement 📞...
08/07/2026

Retour en images sur le début des activités de vacances au CENTRE MIKOLO TOLIARA
📍 Tsongobory akaikin'ny stationnement
📞 037 67 020 01

Ndao hifanolo-tanana mba hananan'ireo ankizy autistes eto Toliara Centre mari-toerana (tsy miovaova).Fantatrareo ve fa t...
01/07/2026

Ndao hifanolo-tanana mba hananan'ireo ankizy autistes eto Toliara Centre mari-toerana (tsy miovaova).
Fantatrareo ve fa tamin'ny Mars 2023 no nanomboka niasa ny Centre MIKOLO, Zaza 1 no notohanana tamin'izany. Telo volana taty aoriana lasa 2 Ary rehefa feno 8 volana dia tafiakatra ho 4 mianadahy izy ireo.
👉 Tao anatin'izay 3 taona mahery Kely nijoroan'ny Centre izay dia efa mihoatran'ny 30 mahery ny zaza nandalo sy nobeazina tao ankoatran'ireo izay mila toro-hevitra sy tantsoroka manokana amin'ny fitaizana ny zanany.
Ankehitriny dia 20 ny ankizy namita iny taom-pianarana 2025-2026 iny tato amin'ny centre d'éducation spécialisée MIKOLO.

Tsara ho marihina fa 90% amin'ireo ankizy sy tanora beazina ato amin'ny centre ireo dia Zaza voahilika (renvoyer, remise à sa famille,...) Ary saika niharan'ny herisetra tany amin'ireo école ordinaire sy école inclusive vitsivitsy eto an-toerana sy avy any amin'ny faritra hafa ( Farafangana, Ihosy, Fianarantsoa, Sakaraha, Amboasary Asimov, Fort Dauphin, Morondava,...)
📌Tao anatin'izay 3 taona izay anefa dia impolo (10 fois) tsy maintsy niova toerana ny centre satria tsy zakan'ny fiaraha-monina ny maha extraordinaires an'ireo Zaza ireo Ary indrindra koa Mbola tena vitsy no mahafantatra ny atao hoe autiste eto amintsika.
📍Manan-jo hisitraka fanabeazana toy ny ankizy rehetra ireo Zaza ireo koa ndao hampiana izy ireo hanana toeram-pianarana raikitra mba hahafahan'izy ireo mandroso bebe kokoa hatrany 🙏
💙🙏 Mankasitraka eram-po eran-tsaina anareo izay efa nanolo-tanana sy nandefa ny fandraisanareo anjara amin'ity hetsika ity Ary manentana izay Mbola te hanampy fa Mbola tsy tara izao 💙🙏
Afaka alefa amin'ny ireto contact ireto ny fanohanana avy amintsika :
👉Par virement bancaire :
Banque :BMOI
Code banque :00004
Code agence : 00016
Numéro de compte :05954920101
Clé RIB : 22

IBAN : MG46 0000 4000 1605 9549 2010 122

BIC/SWIFT :BMOIMGMG
Domiciliation :TULEAR

NA 📱 Mobile money 0342508400/0376702001 (Jean Eliot Eddy: président)

29/06/2026

💙Ndao Hanampy ny ankizy autistes eto Toliara hahazo toerana raikitra hisy ny centre.

Ny Association AIDE-AUTISME TOLIARA, amin'ny alalan'ny Centre d'Éducation Spécialisée MIKOLO, dia manampy ankizy autistes mihoatra ny 15 isan'andro mba hahazo fanabeazana sy fanohanana mifanaraka amin'ny filany.

Saingy nandritra ny telo taona dia voatery nifindra toerana imbetsaka izahay ( efa ho impolo) satria mbola tsy manana toerana raikitra. Ho an'ny ankizy autistes, ny fitoniana sy ny fahazarana no isan'ny fototry ny fivoarany.

🎯 Tanjonay: hanangona 20 000 € mba:
🏡 hividianana trano raikitra ho an'ny centre,
🧩 hividianana fitaovana fanabeazana manokana ary hiantohana ny fampandehanana ny centre isan'andro.

🙏 Ny fanomezana rehetra, na lehibe na kely, dia manampy amin'ny fanomezana hoavy tsara kokoa ho an'ireo ankizy ireo.

👉 Tsindrio eto raha handray anjara: https://www.leetchi.com/fr/c/help-us-give-children-with-autism-in-toliara-madagascar-a-apermanent-home-2074268?utm_source=native&utm_medium=social_sharing na ao amin'ny mobile money :
034 25 084 00 (Jean Eliot Eddy)
037 67 020 01 (Jean Eliot Eddy)

📢 Raha tsy afaka manome ianao dia mangataka fanampiana amin'ny fizarana ity hafatra ity. Mety hahatratra olona afaka manova ny fiainan'ireo ankizy ireo izany.

Misaotra indrindra amin'ny fanohanana
💙💙💙💙💙💙💙💙💙

Anisan'ireo nisitraka fanomezana avy amin'ny Orange Solidarité Madagascar ny ankizy rehetra ato amin'ny centre MIKOLO am...
25/06/2026

Anisan'ireo nisitraka fanomezana avy amin'ny Orange Solidarité Madagascar ny ankizy rehetra ato amin'ny centre MIKOLO amin'izao Asaramanitra izao ary indrindra indrindra amin'izao fankalazana ny iray volan'ny ankizy izao.
Mankasitraka ny Solidarité Madagascar sy ny Autisme Fédération Madagascar amin'ny fanohanana sy fizarana tsiky ho an'ny Zaza Malagasy 🙏🙏🙏
💙💙💙💙

🌞 ACTIVITÉS VACANCES 2026 🌴Le Centre d'Éducation Spécialisée MIKOLO Toliara ouvre ses portes à tous les enfants, notamme...
24/06/2026

🌞 ACTIVITÉS VACANCES 2026 🌴

Le Centre d'Éducation Spécialisée MIKOLO Toliara ouvre ses portes à tous les enfants, notamment aux enfants extraordinaires (autiste, trisomique, troubles de DYS, etc.).

✨ Juillet & Août 2026 ✨

🎵 Éveil musical
🎨 Arts plastiques & créativité
✂️ Activités manuelles
🧠 Activités éducatives
🤹 Développement de la motricité
🌱 Autonomie & vie quotidienne
🥐 Atelier cuisine & pâtisserie
🎲 Jeux et loisirs

🌈 Apprendre, s'épanouir et s'amuser pendant les vacances dans un cadre bienveillant et adapté.

📞 Informations et inscriptions : 037 67 020 01


BONNE FÊTE À TOUS LES PAPAS💙💙💙
21/06/2026

BONNE FÊTE À TOUS LES PAPAS
💙💙💙

Address

Amboriky/Toliara, Près Lycée C. P. E
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association AIDE - Autisme Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share