Chambre des Métiers et de l'Artisanat Atsimo-Andrefana CMA A.A

Chambre des Métiers et de l'Artisanat Atsimo-Andrefana CMA  A.A CMA Atsimo-Andrefana (Chambre des Métiers et de l'Artisanat)

STAND NUMÉRO 7 ato amin’ny BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES eto amin'ny KILY SOAFILIRA no misy an'izao, ho an'izay hanao com...
30/05/2026

STAND NUMÉRO 7 ato amin’ny BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES eto amin'ny KILY SOAFILIRA no misy an'izao, ho an'izay hanao commande

🌸🎁BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 2026 🎁🌸Mitady cadeau miavaka ho an’i Mama ? 🎁Tongava ato amin’ny BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES M...
30/05/2026

🌸🎁BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 2026 🎁🌸

Mitady cadeau miavaka ho an’i Mama ? 🎁

Tongava ato amin’ny BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES eto amin'ny KILY SOAFILIRA Bazaribe Toliara.

21/05/2026

🌸🎁 BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 2026 🎁🌸

Ho fanamarihana ny Fetin’ny Reny, ny Chambre des Métiers et de l’Artisanat Atsimo-Andrefana dia manasa antsika rehetra amin’ilay :

✨ BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 2026 ✨

📅 27 - 28 - 29 - 30 - 31 Mai 2026
🕗 Misokatra manomboka amin’ny 08 ora maraina ka hatramin’ny 09 ora alina

🎁 Hahitanao :
✔️ Fanomezana miavaka sy mendrika ho an’i Mama
✔️ Vokatra vita tanana sy asa tànana maro samihafa
✔️ Haingo, accessoires, zava-kanto ary surprise maro hafa

📍Tongava maro hitsidika sy hanohana ireo mpandraharaha sy mpanao asa tànana eto an-toerana.

📞 Ho anareo mpandraharaha maniry hamandrika toerana hivarotana dia afaka mifandray mivantana amin’ny tompon’andraikitra.

☎️ Contact : 038 53 953 50 – 034 32 013 60






Ny CMA (Chambre des Métiers et de l’Artisanat) Atsimo-Andrefana dia manolotra antsika :🌸🎁 BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 2...
17/05/2026

Ny CMA (Chambre des Métiers et de l’Artisanat) Atsimo-Andrefana dia manolotra antsika :

🌸🎁 BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 2026 🎁🌸

Mitady cadeau miavaka ho an’i Mama ? 🎁

Tongava ao amin’ny BAZAR SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES eto Toliara !

🗓️ Fotoana : 27 ka hatramin’ny 31 Mai 2026 ho avy izao
📍 Toerana : Kily Soafilira – Bazar Be, Toliara

✨ Hetsika lehibe ahitana :
🧺 Ireo vokatra vita amin’ny Asa tanana Malagasy
🍰 Pâtisserie, glace ary sakafo maro samihafa
🎀 Fanomezana maro isan-karazany

❤️ Ndao hanamarika ny Fetin’ny Reny amin’ny alalan’ny fanomezana miavaka vita amin’ny Asa tanana !

📣 Ho an’ireo mpandraharaha sy mpivarotra :
Aza tara fa mbola misokatra ny famandrihana toerana !

👉 Ampirantio ny vokatrao mba hampitombo ny varotrao !
🔥 Vita Malagasy, reharehantsika !

Tongava maro fa hisy zavatra maro mahaliana sy vidiny mirary !

📞 Contact: 038 53 034 32 013 60

Stepic infos
28/04/2026

Stepic infos

Address

Route Du Port
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chambre des Métiers et de l'Artisanat Atsimo-Andrefana CMA A.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share