23/12/2024
Ho fankalazana ny fahasivy taona ny , dia nanao hetsika fizarana vatomamy sy kilalao ho an'ireo Ankizy sahirana teto Toliara ny solontenan'ireoTanora mpikambana, izay natao t@ Fokontany maro teto Toliara, ka Ankizy 250 teo no nisitraka izany
Izao hetsika izao de tafiditra ihany koa ao anatin'ny fankalazana ny , izay hetsika efa fanaon'ny fikambanana isan-taona
Mirary fety sambatra ho antsika sahady🌲🎉
❤️