Lazan'i Vezo

Lazan'i Vezo Fikambanan-draza VEZO

26/05/2026

Aia éééé, Antananarivo any koa Rendez-Vous ( Toliara JEAN MARTIN )

FIARA-MIASA SAMPANA   VAVEA SY   BANQUE :Ampela   30 isa ao amin'ny SAMPANA AMPELA VAVEA no nahazo fiofananana momba ny ...
22/05/2026

FIARA-MIASA SAMPANA VAVEA SY BANQUE :
Ampela 30 isa ao amin'ny SAMPANA AMPELA VAVEA no nahazo fiofananana momba ny # financière "..Natao anio Zoma 22 Mai 2026 ao amin'ny EPP Morafeno.Hetsika izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny fety ny Reny ny Alahady 31 Mai 2026 izao.

FETIN'NY   2026 SAMPANA    : Ho fanamarihana ny fankalazana ny fetin'ny Reny izao, ny Sampana   VAVEA dia manolotra fano...
20/05/2026

FETIN'NY 2026 SAMPANA :
Ho fanamarihana ny fankalazana ny fetin'ny Reny izao, ny Sampana VAVEA dia manolotra fanofanana -bola (Éducation ) ho an'ny Ampela mpikambana ao aminy.🫶🫶
ka entanina ze liana mba hanoratra anarana amin'i Présidente Lalatiana na miditra mp na miantso azy amy Numero: 0344331681. Ny fiofanana dia hisy ny 22 may sy 03 Jiona 2026 hoavy izao.

" ze mahay mampiasa ty dralany avao lie ro velo💪". SOA TY FIHAROA,

16/05/2026

Mandria ampiadanana Maire Jean,tahio lahy Tanànao Toliara toy na any anao. « ,TOLIARANAO ,TOLIARAN-TSIKA »🙏🙏🙏

FIKAMBANAN-DRAZANA   : Tonga namangy mitsapa alahelo ny fianakavian'ITompokolahy   Jean
15/05/2026

FIKAMBANAN-DRAZANA : Tonga namangy mitsapa alahelo ny fianakavian'ITompokolahy Jean

FOKO   : Nivoitra nandritra ny fivoriam-be ny tokony    sy HAMPIRAVONANA ny tsy fitovian-kevitra misy eo amin’ny Fikamba...
09/05/2026

FOKO :
Nivoitra nandritra ny fivoriam-be ny tokony sy HAMPIRAVONANA ny tsy fitovian-kevitra misy eo amin’ny Fikambanan-drazana na Vahatse ty Vezo Aharao .

25/04/2026

FOKONTANY FAHAROA : Mangataka mba hamoahana ny Kolonely Jules

25/04/2026

TANORA BESAKOA : Mangataka mba hamoahana ny Kolonely Jules

25/04/2026

FOKONOLO,RAIAMANDRENY ao , ,manamafy ny fangataha ny ho famotora ny Kolonely JULES

23/04/2026

MANGATAKA AMPITONIANA MBA HAMOAHANA NY COL JULES NY FIKAMBANAN-DRAZANA SY NY RABE JULES

Address

Route De Manombo
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lazan'i Vezo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share