Jeune Animateur Toliara I

Jeune Animateur Toliara I Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeune Animateur Toliara I, Youth Organization, Maison des jeunes Ankilifaly, Toliary.

🎉 ARA-PIARAHABANA HO ANAO RASINOMENY PAULINE! 🎂🎊Amin’izao tsingerintaona nahaterahanao izao, dia faly miarahaba anao iza...
21/08/2026

🎉 ARA-PIARAHABANA HO ANAO RASINOMENY PAULINE! 🎂🎊

Amin’izao tsingerintaona nahaterahanao izao, dia faly miarahaba anao izahay Jeunes Animateurs Toliara, na Jeunes Pairs Éducateurs (JPE). 💐❤️

Mirary soa sy fahombiazana ho anao hatrany izahay, ary enga anie hahatratra ireo tanjona sy fikasana tsara napetrakao ianao. 🙏✨

Enga anie koa hitombo hatrany ny fahavitrihana, ny finiavana ary ny fanoloran-tena efa anananao ato anatin’ny fikambanana. 💪🌟

Joyeux anniversaire RASINOMENY Pauline! 🎂🥳
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary taona maro feno zava-bita! ❤️🎉

Fankalazana ny Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) 2026 🇲🇬🌍Nifarana ny Zoma 14 Aogositra 2026 ny fankalazana ny ...
15/08/2026

Fankalazana ny Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) 2026 🇲🇬🌍

Nifarana ny Zoma 14 Aogositra 2026 ny fankalazana ny Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) teto amin’ny Faritra Atsimo-Andrefana, izay nitondra ny lohahevitra hoe « Tontolo samihafa, hetaheta iombonana ».

📌 J-3 : Conférence en Panel, nifantoka tamin’ny:

📰 Fake News

🤖 Intelligence Artificielle (IA) sy tambajotra sosialy

Ny hetsika dia natrehin’ny Talem-paritry ny DRJS Atsimo-Andrefana sy ireo tanora maro teto Toliara, ka nahafahana nifampizara fahalalana sy niresaka ireo fanamby atrehin’ny tanora amin’izao vanim-potoana izao.

🙏 Isaorana hatrany ny UNFPA tamin’ny fanohanana, ary ny MJS sy ny DRJS Atsimo-Andrefana tamin’ny fikarakarana sy fanatanterahana izao fankalazana izao.


Natao ho antsika Tanora tsy vaky volo, na anaty Association na tsy anaty Association 🇲🇬
10/08/2026

Natao ho antsika Tanora tsy vaky volo, na anaty Association na tsy anaty Association 🇲🇬

🇲🇬𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 2026 🇲🇬

👬👬"𝑻𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐 𝒔𝒂𝒎𝒊𝒉𝒂𝒇𝒂, 𝒉𝒆𝒕𝒂𝒉𝒆𝒕𝒂 𝒊𝒐𝒎𝒃𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂" 👭👭

🔷HO ANTSIKA TOLIARA 🔷

🔴J1 : Carnaval le 12
8h fiaingana ao amin'ny Drjs ankilifaly,
Manao fiakanjo nentim-paharazana maneho ny foko ato amin faritany toliara.
Fahatongavana eny ankilisoafilira
Hisy stand fanaovana fitiliana ara-pahasalamana
Stand d'exposition maro samihafa

J2 : Formations
Fisoratana anarana : https://forms.gle/Y2NffHQkCjxbPHce6
na manantona any amin drjs safidy hatramin'ny talata maraina.
✅️ Formations en leadership politique
✅️ Formations en culture entrepreneurial
✅️ Formations en santé se****le et reproductive de l'adolescent et jeune
Manomboka amin 8h maraina.

🔵J3 : conférence sy activité sportive.

Salle ao amin'ny présidence université
Thèmes : éducation aux médias et à l'information
Manomboka amin'ny 8h maraina
Tapany hariva amin'ny 3h00 kosa ny foot ball ho any lehilahy sy vehivavy.
Famaranana ny fankalazana.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara
Jeune Animateur Toliara I

🟢COM DRJS ATSIMO ANDREFANA 🟢

📚✨ Fampiofanana JPE Toliara momba ny Éducation Complète à la Sexualité (ECS)Nanomboka ny 27 ka hatramin'ny 31 Jolay 2026...
28/07/2026

📚✨ Fampiofanana JPE Toliara momba ny Éducation Complète à la Sexualité (ECS)

Nanomboka ny 27 ka hatramin'ny 31 Jolay 2026, izahay JPE Toliara dia nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny Éducation Complète à la Sexualité (ECS), niaraka tamin'ny fanohanan'ny UNFPA, ireo mpiasan'ny fahasalamana ary ny solontenan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS) sy ny DRJS.

Ny tanjon'ity fiofanana ity dia ny hanamafisana ny fahaizanay hanentana ny tanora sy ny fiarahamonina momba ny maha-zava-dehibe ny fahasalamana sy ny fanabeazana ara-pananahana feno. Ny fahasalamana no fototry ny hoavy tsaratsara kokoa.

🤝 Andao hiara-hanome lanja ny fahasalamana, hiaro ny tenantsika ary hampiely fahalalana mahasoa ho an'ny rehetra.

25/07/2026

Hajao Hatrany ny geste barrière fa Mbola tsy foana ny aretina fa vao maika mahazo vahana

🌍🌱 UNE HEURE POUR LA TERRE 2026 : UNE ACTION CONCRÈTE, UN ENGAGEMENT DURABLE 🌱🌍Aujourd’hui, nous n’avons pas seulement p...
28/03/2026

🌍🌱 UNE HEURE POUR LA TERRE 2026 : UNE ACTION CONCRÈTE, UN ENGAGEMENT DURABLE 🌱🌍

Aujourd’hui, nous n’avons pas seulement planté des arbres…. 👉 Nous avons planté l’avenir.

Dans le cadre de la célébration de Earth Hour 2026, le réseau des jeunes Afriyan Atsimo Andrefana et les JPE, en collaboration avec ses partenaires institutionnels et communautaires, a réalisé une campagne de reboisement au sein de la Commune rurale de Betsinjaka.

🌿 Cette initiative a mobilisé des organisations jeunes, des organisations des femmes et des acteurs locaux engagés, unis par une même conviction :

➡️ Agir localement pour impacter globalement.

🌳 À travers cette action :

- Nous contribuons à la restauration de notre écosystème

- Nous luttons contre la déforestation.

- Nous renforçons la conscience écologique citoyenne

💡 Chaque arbre planté est une promesse pour demain.

Un arbre peut absorber jusqu’à 22 kg de CO₂ par an… et aujourd’hui, nous avons décidé d’agir.

⚠️ Face à la dégradation progressive de notre environnement à Madagascar, cette mobilisation marque une étape importante vers un avenir plus vert et durable.

🙏 Nos sincères remerciements à tous les partenaires et participants :

Ministère de la Jeunesse et des Sports
UNFPA Madagascar
DRJS Atsimo Andrefana
Jeunes animateurs Toliara1
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Arinosy Communication Toliara
Afriyan Madagascar
Association des Jeunes AgroActeurs du Développement Durable
Impact Toliara Plateforme
Association MIRAY
Saramba Initiative
Ccj Toliara


🌍 Ensemble, continuons à protéger notre planète.
🌱 Chaque geste compte.
🌴 Chaque engagement fait la différence.




🌱 Sensibilisation à l’alimentation chez les jeunesMardi dernier, Une 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐯𝐞𝐧𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐞𝐧𝐬𝐢𝐛𝐢𝐥𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 a été menée par l'é...
06/03/2026

🌱 Sensibilisation à l’alimentation chez les jeunes

Mardi dernier, Une 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐯𝐞𝐧𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐞𝐧𝐬𝐢𝐛𝐢𝐥𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 a été menée par l'équipe des
𝐉𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 / 𝐉𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬 𝐏𝐚𝐢𝐫𝐬 𝐄́𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 dans les établissements 𝐄.𝐏.𝐏 𝐁𝐞𝐭𝐚𝐧𝐢𝐚, 𝐄𝐏𝐏 Borogony Est 𝐞𝐭 𝐂𝐄𝐆 𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞, autour de l’importance d’une alimentation saine.

Les échanges ont été dynamiques et marqués par la forte participation des élèves ainsi que l’engagement de l’équipe d’animation.

Une belle initiative pour promouvoir de 𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐬 𝐡𝐚𝐛𝐢𝐭𝐮𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐥𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐚𝐮𝐩𝐫𝐞̀𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬.

Address

Maison Des Jeunes Ankilifaly
Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeune Animateur Toliara I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share