30/04/2026
🚨URGENT 🚨
Nohony fangatahana nataony mpitarika rehetra eo anivony ajery manontolo maneran'ny nosy t@ omaly Alina.
Nandritra izany dia nangatahana ny :
Hanomezana vatsim-pianarana 2 volana farafahakeliny + équipements
Fanamorana ny fampiasana ny plateforme (enrôlement).
📌 VALINY :
Niakatra ho 3 volana ny vatsim-pianarana hozaraina
Miakatra 20% ny vatsim-pianarana
Miakatra 51,51% ny équipements.
📌 ENRÔLEMENT :
Hisy fivoriana hatao androany miaraka amin’ireo Présidents de filière, ny délégués de classe rehetra, ary ireo tomponandraikitra ara-bola (Trésor), mba hitadiavana vahaolana hanamorana ny enrôlement. (Havoaka tsy ho ela ny vaovao feno sy ny antsipiriany rehetra.)
NB : Mihaino antsika Mpianatra ny Fitondram-panjakana mijoro amin'zao satria namaly hangana dia haingana ny fangatahatsika, isaorana azy ireo izany 🙏🙏🙏🙏🙏