Projet PTASO

Call

Projet PTASO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Projet PTASO, Nonprofit Organization, Immeuble Saïfee, Toliary.

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗟𝗜𝗞𝗢𝗟𝗬 : 𝗛𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗦𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔📍 𝘈𝘵𝘴𝘪𝘮𝘰 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘦𝘧𝘢𝘯𝘢, 21 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 20...
22/08/2026

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗟𝗜𝗞𝗢𝗟𝗬 : 𝗛𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗦𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔

📍 𝘈𝘵𝘴𝘪𝘮𝘰 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘦𝘧𝘢𝘯𝘢, 21 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2026 - 𝘕𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘩𝘦𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘧𝘢𝘯𝘦𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘢𝘩𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘴𝘰𝘳𝘰𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘢𝘥𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘬𝘰𝘭𝘪𝘬𝘰𝘭𝘺 𝘵𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘈𝘵𝘴𝘪𝘮𝘰 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘦𝘧𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘮𝘪𝘴𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘴𝘪𝘳𝘪𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘈𝘯𝘢𝘵𝘪𝘯𝘺 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘈𝘥𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘪𝘬𝘰𝘭𝘺 (𝘋𝘈𝘐𝘓𝘈𝘊) 𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗), 𝘍𝘐𝘕𝘖𝘈𝘕𝘈 𝘊𝘦́𝘥𝘳𝘪𝘤.

✅Nandritra izany dia nohamafisina tamin’ireo mpiara-mpiasa eo anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina Atsimo Andrefana ny maha-zava-dehibe ny mangarahara, ny fahitsiana ary ny fahamendrehana eo amin’ny fanatanterahana ny asam-panjakana.

📌Ho fanehoana izany fanoloran-tena izany, dia nanatanteraka avy hatrany ny fanambaram-pananany (déclaration de patrimoine) Andriamatoa Talem-paritra ao Atsimo Andrefana, JOELISON Mbolatiana Livaharilala.

📌Ankoatra izay, dia napetraka ihany koa ny " STAC Régionale (Structure Anti-Corruption) ", izay natao hanamafisana hatrany ny ezaka amin’ny fisorohana sy ny ady amin’ny kolikoly eny anivon’ny fitantanan-draharaha.

✅" MIDSP : Mijoro amin’ny mangarahara, ny fahitsiana ary ny fitantanana madio. "

📷 Sary DIRIDSP

🇹🇬🤝🇲🇬 𝐋𝐚 𝐏𝐈𝐀 𝐚𝐜𝐜𝐮𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐮𝐧𝐞 𝐝𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐦𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐚̀ 𝐀𝐝𝐞́𝐭𝐢𝐤𝐨𝐩𝐞́ !La PIA : Plateforme Industrielle d'Adetikope a accueill...
12/08/2026

🇹🇬🤝🇲🇬 𝐋𝐚 𝐏𝐈𝐀 𝐚𝐜𝐜𝐮𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐮𝐧𝐞 𝐝𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐦𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐚̀ 𝐀𝐝𝐞́𝐭𝐢𝐤𝐨𝐩𝐞́ !

La PIA : Plateforme Industrielle d'Adetikope a accueilli une délégation malgache dans le cadre d’une visite d’immersion et de travail consacrée au développement agropastoral et à la transformation des chaînes de valeur.

Reçue par Idiola Sandah , Administrateur Général de l’Autorité de Coordination de la PIA, et son équipe, la délégation a consacré cette première journée à la découverte de l’historique, du modèle de fonctionnement et de l’écosystème industriel de la PIA.

Les échanges se sont poursuivis avec les différentes administrations du 𝐆𝐮𝐢𝐜𝐡𝐞𝐭 𝐔𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞, notamment les services des Impôts, de l’ANGE, de la Douane et de l’API-ZF, autour des dispositifs d’accompagnement des investisseurs, de la facilitation administrative et de l’environnement des affaires.

Cette première journée a permis de poser les bases d’un dialogue riche en enseignements et en partage d’expériences entre le Togo et Madagascar.

𝗤𝘂𝗮𝗻𝗱 𝗹’𝗔𝗳𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗮𝗴𝗲 𝘀𝗲𝘀 𝘀𝗮𝘃𝗼𝗶𝗿-𝗳𝗮𝗶𝗿𝗲, 𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗮𝗰𝗰𝗲́𝗹𝗲̀𝗿𝗲 𝘀𝗼𝗻 𝗱𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁.

12/08/2026
07/07/2026
22/06/2026
Anio 20 Jona 2026Fanadiovana faobe ny plage Ankiembe Haut,Mahavatsy izay teo ambanY fiahian'ireo Tompon'andraikitra ambo...
20/06/2026

Anio 20 Jona 2026
Fanadiovana faobe ny plage Ankiembe Haut,Mahavatsy izay teo ambanY fiahian'ireo Tompon'andraikitra ambony eto amin'ny Faritra ATSIMO-ANDREFANA.Nandray anjara tamin'izany ny Projet PTASO.

01 Jona 2026Notontosaina Téo amin'ny tsangambato manoloana ny Hôtel PLAZZA ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny faha ...
01/06/2026

01 Jona 2026
Notontosaina Téo amin'ny tsangambato manoloana ny Hôtel PLAZZA ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny faha 66 taona ny nahazoana ny Fahaleovantena an'i Madagasikara.Nanatrika izany fotoana lehibe izany ny Tetik'asa PTASO.

📍𝘛𝘰𝘭𝘪𝘢𝘳𝘢, 08 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗗𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗜𝗡𝗗𝗢𝗦𝗧𝗥𝗜𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗘𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’...
12/12/2025

📍𝘛𝘰𝘭𝘪𝘢𝘳𝘢, 08 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025
𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗗𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗜𝗡𝗗𝗢𝗦𝗧𝗥𝗜𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗘𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔 (𝗣𝗧𝗔𝗦𝗢)
📌Fidinana voalohany nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, teny ifotony ny diany tany amin’ny Faritra Atsimo Andrefana vao tsy ela izay. Taorian' ny dinika nifanaovany tamin' ireo tompon'andraikitry ny tetikasa PTASO dia nanohana tanteraka ny fanatanterahana ny Tetikasa ho an’ny Fampandrosoana ny Fanodinana ara-indostria ny vokatry ny Fambolena any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana na PTASO ny tenany. Mitondra fampandrosoana ary manome lanja ny rojom-piharian’ny faritra ny tetikasa.
✅Tao aorian' izay moa dia nidina tany an-toerana ny teto anivon' ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina nanamafy ary nanafaingana ny asa rehetra mifandray amin’ny tetikasa.
Nisy ihany koa ny fivoriana nampivondrona ireo mpikambana ao amin'ny komity mpitantana ny tetikasa (COPIL) mba handinika ny fivoaran' ny asa sy ny fankatoavana ny drafitry ny asa ary ny teti-bola (PTBA) ho an’ny taona 2026.
🕹️Tsara homarihina fa ny Tetikasa PTASO izay eo ambany fiahian'ny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina, ary misitraka famatsiam-bola avy amin'ny Banky Afrikana momba ny Fampandrosoana dia mikendry ny hametraka ny fotodrafitrasa ilaina amin'ny fampandrosoana ny Parc Agro-Industriel (PAI) sy ny Centre d'Agri-Business (CABIZ) ao amin'ny faritra Atsimo Andrefana. Hampihena ny fanafarana vokatra avy amin'ny fambolena sy ny fanatsarana ny fiarovana ara-tsakafo eto Madagasikara.
Mifanindran-dalana amin'izany, nanantitrantitra ny Tale Jeneralin'ny Indostria, RAZAFINDRAZAKA Nainanirina, fa miankina amin’ny fanarahana antsakany sy andavany ny fe-potoana izay napetraka ny mpandray anjara tsirairay no antoka ahatratrarana ny fahombiazan'ny tetikasa.
-----------
📍𝘛𝘰𝘭𝘪𝘢𝘳𝘢, 8 𝘥𝘦́𝘤𝘦𝘮𝘣𝘳𝘦 2025
𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗧 𝗗𝗘 𝗗𝗘́𝗩𝗘𝗟𝗢𝗣𝗣𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗦𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗔𝗚𝗥𝗢-𝗜𝗡𝗗𝗨𝗦𝗧𝗥𝗜𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗗𝗔𝗡𝗦 𝗟𝗔 𝗥𝗘́𝗚𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗨 𝗦𝗨𝗗-𝗢𝗨𝗘𝗦𝗧 𝗗𝗘 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 (𝗣𝗧𝗔𝗦𝗢)
📌Le Président de la Refondation de la République de Madagascar, le Colonel Michaël RANDRIANIRINA, a récemment effectué une première descente sur terrain dans la région Atsimo Andrefana. À l’issue des échanges qu’il a eus avec les responsables du projet PTASO, il a exprimé son soutien total à la mise en œuvre du Projet de Développement de la Transformation Agro-industrielle dans la région du Sud-Ouest (PTASO). Ce projet vise à promouvoir le développement économique et à valoriser les chaînes de valeur locales.
✅ A la suite de cette descente, une délégation du Ministère de l’Industrialisation et du Développement du Secteur Privé s’est rendue sur place pour renforcer et accélérer toutes les actions liées au projet. Aussi, une réunion a été organisée avec les membres du comité de pilotage (COPIL) afin d’évaluer l’état d’avancement des travaux et d’approuver le plan de travail et le budget annuel (PTBA) pour l’année 2026.
🕹️Il convient de noter que le projet PTASO, placé sous la tutelle du Ministère de l’Industrialisation et du Développement du Secteur Privé et bénéficiant d’un financement de la Banque Africaine de Développement, a pour objectif de mettre en place les infrastructures nécessaires au développement du Parc Agro-Industriel (PAI) et du Centre d’Agri-Business (CABIZ) dans la région Atsimo Andrefana. Ce projet contribuera à réduire les importations de produits agricoles et à améliorer la sécurité alimentaire à Madagascar.
Par ailleurs, le Directeur Général de l’Industrie, Nainanirina RAZAFINDRAZAKA, a souligné que le respect rigoureux des délais fixés par chaque partie prenante est la clé de la réussite du projet.


Address

Immeuble Saïfee
Toliary

Telephone

+261382977689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Projet PTASO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share