U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro

U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro Ambassadeurs U-Report :
Portez la voix des jeunes à Toliara

🕊️ CARNAVAL DE LA PAIX   Ho fankalazana ny faha-10 taonan'ny UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidat...
29/07/2026

🕊️ CARNAVAL DE LA PAIX

Ho fankalazana ny faha-10 taonan'ny UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la Paix (UN PBF) eto Madagasikara, dia manasa anao handray anjara amin'ny carnaval ho an'ny Fandriampahalemana.

Hetsika hotanterahana :

👉 29 juillet 2026 rendez-vous enceinte bureau DRJS Atsimo Andrefana à 17h
🕊️ Diabe ho an'ny fandriampahalemana
📢 Fanentanana an-dalambe
💃 Zumba

🤍Fitafy: Akanjo fotsy

💬 Ento ny sora-baventy na afisy mitondra hafatra momba ny fandriampahalemana, fanantenana, firaisankina ary faharetana.
Andao hiara-dia, hiara-hanangana fiarahamonina milamina sy miray hina!

U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro
U-Report Madagascar
UNICEF Madagascar

✅️Maimaim-pona ny mandefa SMS amin’ny laharana 301📣 Omeo ny hevitrao momba ny fiovan'ny toetrandro ary ataovy re ny feon...
21/07/2026

✅️Maimaim-pona ny mandefa SMS amin’ny laharana 301

📣 Omeo ny hevitrao momba ny fiovan'ny toetrandro ary ataovy re ny feon'ny tanora Malagasy.

Alefaso SMS amin'ny 301 ny teny hoe COP31CC dia valio ny fanadihadiana.

📢 Mbola tsy nandray anjara ve ianao?

🌍 Omeo ny hevitrao momba ny fiovan'ny toetrandro ary ataovy re ny feon'ny tanora Malagasy.

📱 Alefaso SMS amin'ny 301 ny teny hoe COP31CC dia valio ny fanadihadiana.

✅ Maimaim-poana

📢 APPEL À CANDIDATURE – U-REPORT TOLIARA🌍 Tu es jeune, motivé(e) et tu souhaites t'engager pour faire entendre la voix d...
07/07/2026

📢 APPEL À CANDIDATURE – U-REPORT TOLIARA

🌍 Tu es jeune, motivé(e) et tu souhaites t'engager pour faire entendre la voix des jeunes de Toliara ?

U-REPORT TOLIARA lance officiellement son appel à candidatures pour rejoindre son équipe !

C'est l'occasion de mettre tes compétences au service de ta communauté, de participer à des actions citoyennes, de développer ton leadership et de contribuer à un changement positif.

✅ Qui peut postuler ?

- Jeunes motivé(e)s et engagé(e)s
- Résidant à Toliara ou dans ses environs
- Prêt(e)s à travailler en équipe et à participer aux activités de U-Report

📝 Remplis le formulaire de candidature ici :
👉 https://forms.gle/y5KYQ7Xa9QtzEo5B9

📅 Date limite de candidature : 15 Juillet 2026

Ensemble, faisons entendre la voix des jeunes de Toliara ! 💙

🎯 Ambarao ny hevitrao, satria manan-danja ny feonao!👥 Ny tanora no hery enti-manorina ny ankehitriny sy ny hoavin’i Mada...
06/07/2026

🎯 Ambarao ny hevitrao, satria manan-danja ny feonao!

👥 Ny tanora no hery enti-manorina ny ankehitriny sy ny hoavin’i Madagasikara.

👉 Inona avy ireo fanamby sy laharam-pahamehana atrehin’ny tanora amin’izao vanim-potoana izao?
🏥 Fahasalamana
• 📚 Fanabeazana
• 💼 Asa sy fandraharahana
• 🗳️ Fandraisana anjara amin’ny fiainam-pirenena • 🌱 Tontolo iainana
• 🎭 Kolontsaina
• ⚖️ Miralenta
• 🤝 Fampiatiana ara-tsosialy.

📱 Mandraisa anjara amin’ny fanadihadiana ary zarao ny hevitrao, ny traikefanao ary ny soso-kevitrao mba handraisana fanapahan-kevitra mifanaraka amin’ny filàna sy ny hetahetan’ny tanora eto Madagasikara.

🗣️ Ny fandraisanao anjara dia singa manan-danja amin’ny fananganana politika sy fandaharan’asa mahasoa ny tanora.

✨ Manan-danja ny feonao, ary afaka mitondra fiovana ny hevitrao!



━━━━━━━━━━━━━━

🎯 Exprime-toi, ta voix compte !

👥 La jeunesse constitue une force essentielle pour le développement et l’avenir de Madagascar.

👉 Quels sont les défis et les priorités auxquels les jeunes font face aujourd’hui ?
🏥 Santé •
📚 Éducation
• 💼 Emploi et entrepreneuriat
• 🗳️ Participation citoyenne
• 🌱 Environnement
• 🎭 Culture
• ⚖️ Genre
• 🤝 Inclusion sociale.

📱 Participe au sondage et partage tes idées, tes expériences et tes propositions afin de contribuer à l’élaboration de politiques et d’actions répondant aux aspirations de la jeunesse malgache.

🗣️ Chaque contribution compte et participe à la construction d’un avenir plus inclusif, équitable et durable pour les jeunes de Madagascar.

✨ Ta voix a de la valeur, fais-la entendre !


Ministère des jeunes et sports

🎯 Lazao ny hevitrao, manan-danja ny feonao!

👉Inona avy ireo olana sy laharam-pahamehana mahakasika ny tanora amin’izao fotoana izao? Fahasalamana, fanabeazana, asa sy fandraharahana, fandraisana anjara amin’ny fiainam-pirenena, tontolo iainana, kolontsaina, miralenta ary fampiatiana...
📱 Mandraisa anjara amin’ny fanadihadiana ho avy eo ary zarao ny hevitrao ho fanatsarana ny ho avin’ny tanora eto Madagasikara.
👉MananDanjaNeFeonao


🎯🎯🎯🎯🎯🎯🎯

🎯 Exprime-toi, ta voix compte !

👉Quels sont les défis et les priorités des jeunes aujourd'hui ? Santé, éducation, emploi, citoyenneté, environnement, culture, genre et inclusion…
📱 Participe au sondage et partage tes idées pour l'avenir de la jeunesse à Madagascar.
👉 Ta voix compte !
traduit en Malagasy
Ministère de la Jeunesse et des Sports

📢 Club des Jeunes U-Report Toliara – Feon'ny Tanora Tsy MiroroNotanterahina tamim-pahombiazana ny fifidianana ireo mpika...
05/07/2026

📢 Club des Jeunes U-Report Toliara – Feon'ny Tanora Tsy Miroro

Notanterahina tamim-pahombiazana ny fifidianana ireo mpikambana mandrafitra ny Birao mpitantana (Bureau) vaovao ao amin'ny Club des Jeunes U-Report Toliara – Feon'ny Tanora Tsy Miroro.

Nandritra izany dia nisy ihany koa ny fifanakalozan-kevitra sy adihevitra mikasika ny Fitsipika Anatiny (Règlement Intérieur) ary ny rafitra sy ny fandaminana anatiny mifehy ny fikambanana, ho fanamafisana ny mangarahara, ny fandraisana andraikitra ary ny fiaraha-mitantana.

Ireto avy ireo voafidy handrafitra ny Birao vaovao :

🔹 Filoha (Présidente) : Celina Arist Razaf
🔹 Filoha Lefitra (Vice-présidente) : Randrianomeny Valentine Théresa.
🔹 Sekretera (Secrétaire) : Soanahelo Mitterand

Arahabaina sy mirary fahombiazana ho an'ireo mpikambana vaovao ao amin'ny Birao. Enga anie ny fahendrena, ny firaisankina ary ny fahavononana hanompo ny tanora no hitondra anareo hahavita amim-pahamendrehana ny andraikitra napetraka aminareo.

Mirary soa sy manolotra tsodrano ho an'ny rehetra, mba ho tena Feon'ny Tanora Tsy Miroro, mitondra fanantenana, fandraisana andraikitra ary fiovana maharitra ho an'ny tanora eto Toliara.

U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro



🇲🇬 U-Report Madagascar : Fais entendre ta voix !La consultation nationale des jeunes pour la mise à jour de la Politique...
30/06/2026

🇲🇬 U-Report Madagascar : Fais entendre ta voix !
La consultation nationale des jeunes pour la mise à jour de la Politique Nationale de la Jeunesse (PNJ) sera bientôt lancée. U-Report est l’un des outils qui permettra aux jeunes Malgaches d’exprimer leurs opinions et de contribuer aux décisions qui les concernent.

📱 Pour devenir U-Reporter : ➡️ Envoie « ureport » par SMS au 301 ➡️ Service gratuit ➡️ Disponible sur Yas, Airtel et Orange

✊ Rejoins des milliers de jeunes déjà engagés et participe activement à l’avenir de la jeunesse malagasy.

JEUNE DE MADAGASCAR, TA VOIX COMPTE ! 🇲🇬✊
👋 Salut les jeunes!
La consultation des jeunes pour la mise à jour de la PNJ sera bientôt lancée, et U-Report fait partie des outils utilisés pour recueillir vos avis.
👉 Tu veux recevoir ce sondage et faire entendre ta voix?
Deviens U-Reporter dès maintenant!
📱 Comment s’inscrire?
➡️ Envoie « ureport » par SMS au 301 (tout en minuscule, sans espace)
➡️ SMS gratuit
➡️ Tous opérateurs: Yas, Airtel, Orange
💬 Ta participation peut vraiment faire la différence.
👥 Rejoins des milliers de jeunes déjà engagés!


📢 TANORA MALAGASY, MANAN-DANJA NY FEONAO ! ✊
👋 Salama ry tanora !
Hatao tsy ho ela ny fakan-kevitra ho an’ny tanora amin’ny fanavaozana ny PNJ, ary U-Report dia isan’ireo fitaovana ho ampiasaina hanaovana izany. .
👉 Te handray anjara amin’ity fanadihadiana ity sy hitondra ny feonao sy ny manodidina anao ve ianao?
Midira ho U-Reporter dieny izao!
📱 Hisoratra anarana?
➡️ Alefaso amin’ny SMS ny teny « ureport » any amin’ny 301 (litera madinika avokoa, tsy misy elanelana na tsipi-panohizana)
➡️ SMS maimaim-poana
➡️ Mety amin’ny tambajotra rehetra: Yas, Airtel, Orange
👥 Mandraisa anjara miaraka amin’ireo tanora an’arivony efa mpikambana !


U-Report Madagascar

📢 RETOUR IMAGE SUR LA SÉANCE D’INFORMATION U-REPORT TOLIARALe samedi 20 juin 2026, la Maison des Jeunes d’Ankilifaly a a...
21/06/2026

📢 RETOUR IMAGE SUR LA SÉANCE D’INFORMATION U-REPORT TOLIARA

Le samedi 20 juin 2026, la Maison des Jeunes d’Ankilifaly a accueilli une séance d’information dédiée à la présentation de U-Report Toliara – « Feon'ny Tanora Tsy Miroro ».

Cette rencontre a rassemblé de nombreux jeunes motivés et engagés, désireux de faire entendre leur voix et de contribuer activement au développement de leur communauté.

Au cours de cette séance, les participants ont pu :
✅ Découvrir le fonctionnement de U-Report Madagascar ;
✅ Comprendre l’importance de la participation citoyenne des jeunes ;
✅ Échanger sur les défis et opportunités auxquels font face les jeunes de Toliara ;
✅ S’informer sur le rôle des Ambassadeurs et Ambassadrices U-Report.

Cette initiative marque une étape importante dans le renforcement de l’engagement citoyen des jeunes et dans la promotion d’une participation inclusive aux processus de prise de décision.

🙏 Nos sincères remerciements à tous les participants pour leur enthousiasme, leur disponibilité et leur volonté de devenir des acteurs du changement.

🎯 Ensemble, faisons de la voix des jeunes Toliara une force de proposition et d’action pour un avenir meilleur
construire une société plus inclusive, plus juste et plus participative.

Félicitations à tous les futurs Ambassadeurs et Ambassadrices U-Report qui ont manifesté leur intérêt pour rejoindre ce mouvement citoyen.

🚀 L’aventure ne fait que commencer !







‎📢 Ta voix compte !‎Tu veux faire entendre l’opinion des jeunes et participer aux décisions qui concernent ton avenir ? ...
18/06/2026

‎📢 Ta voix compte !
‎Tu veux faire entendre l’opinion des jeunes et participer aux décisions qui concernent ton avenir ? Rejoins-nous à la Séance d’Information sur U-Report Toliara (Feon'ny Tanora Tsy Miroro).

‎🗓️ Samedi 20 juin 2026
‎⏰ 08h30 – 10h00
‎📍 Jeunesse Ankilifaly

‎👉Découvre U-Report, échange avec d’autres jeunes et deviens acteur du changement dans ta communauté !

‎✅ Participation gratuite – Ouvert à tous les jeunes de Toliara.

👉 Jeunes de 14 à 35 ans d’Atsimo-Andrefana, rendez-vous du 9 au 12 juin 2026 à Toliara pour les consultations PNJ, PNS e...
08/06/2026

👉 Jeunes de 14 à 35 ans d’Atsimo-Andrefana, rendez-vous du 9 au 12 juin 2026 à Toliara pour les consultations PNJ, PNS et le Fikaonandoha Régional des Jeunes. Une occasion unique de faire entendre votre voix et de participer à la construction de votre avenir. 🗣️🇲🇬

⚪ Ho antsika tanora 14 -35 taona ato amin'ny faritra Atsimo Andrefana, hotanterahina ny Fikaonandoha ny tanora Rejionaly izay atao eto Toliara ny 11, 12 Jona ho avy izao, ao amin'ny Salle de conférence eny amin'ny lapan'ny Faritra .

‎🔴Tsy vitan'izany fa mbola misy ihany koa ny fakan-kevitra ho any Politika Nasionalin'ny Fanatanjahatena (PNS) Izay hatao ny 9 Jona 2026 ary ny fakan-kevitra ho an'ny Politika Nasionalin'ny Tanora (PNJ) ny 10 Jona 2026 amin'ny 8 ora maraina izay atao ato amin'ny Maison des Jeunes Ankilifaly.

🟦Koa manentana antsika rehetra mba ho tonga maro haneho ny hevitra avy amintsika fa fotoany izao.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara

Conseil Communal de la Jeunesse Toliara

Jeune Animateur Toliara I

Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

🟢COM DRJS ATSIMO ANDREFANA 🟢


JEUNE DE MADAGASCAR, TA VOIX COMPTE ! 🇲🇬✊👋 Salut les jeunes!La consultation des jeunes pour la mise à jour de la PNJ ser...
08/05/2026

JEUNE DE MADAGASCAR, TA VOIX COMPTE ! 🇲🇬✊
👋 Salut les jeunes!
La consultation des jeunes pour la mise à jour de la PNJ sera bientôt lancée, et U-Report fait partie des outils utilisés pour recueillir vos avis.
👉 Tu veux recevoir ce sondage et faire entendre ta voix?
Deviens U-Reporter dès maintenant!
📱 Comment s’inscrire?
➡️ Envoie « ureport » par SMS au 301 (tout en minuscule, sans espace)
➡️ SMS gratuit
➡️ Tous opérateurs: Yas, Airtel, Orange
💬 Ta participation peut vraiment faire la différence.
👥 Rejoins des milliers de jeunes déjà engagés!


📢 TANORA MALAGASY, MANAN-DANJA NY FEONAO ! ✊
👋 Salama ry tanora !
Hatao tsy ho ela ny fakan-kevitra ho an’ny tanora amin’ny fanavaozana ny PNJ, ary U-Report dia isan’ireo fitaovana ho ampiasaina hanaovana izany. .
👉 Te handray anjara amin’ity fanadihadiana ity sy hitondra ny feonao sy ny manodidina anao ve ianao?
Midira ho U-Reporter dieny izao!
📱 Hisoratra anarana?
➡️ Alefaso amin’ny SMS ny teny « ureport » any amin’ny 301 (litera madinika avokoa, tsy misy elanelana na tsipi-panohizana)
➡️ SMS maimaim-poana
➡️ Mety amin’ny tambajotra rehetra: Yas, Airtel, Orange
👥 Mandraisa anjara miaraka amin’ireo tanora an’arivony efa mpikambana !


-Report Madagascar

Address

Toliara
Toliara
601

Telephone

+261346357318

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to U-Report Toliara Feon'ny Tanora Tsy miroro:

Shortcuts

Share