Lydia Tsiafera de Madagascar

Lydia Tsiafera de Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lydia Tsiafera de Madagascar, Ihosy, Toliara.

Jehovah no Mpiandry ahy tsy hanan-javamahory aho 🙏😇🤗

LT Gasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Bara Boss'Queen 👑👑👑

Bara Boss Madagascar 🤍❤️💚 in Germany 🇩🇪🇩🇪🇩🇪 ONG Tahio Gnategna Ihorombe 🤞🤞🤞

09/08/2026

Bonne soirée/ nuit ry namako tiako 🥰😍😘

Aza avela ho ny toetra ratsin’ ny hafa no hampisaraka anao amizay toetra tsara anananao,
Sahia miavaka amin’ny tsara 😇😇😇

Mirary soa hatrany 🙏🙏🙏

Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tahio Gnategna Madagascar Bara Boss Project 🤍❤️💚
-Fans 🫶🫶🫶

Je n‘ai aucun droit sur la musique 🎶 Lion Hill- Ho avy 🇲🇬❤️

09/08/2026

🇲🇬❤️ Madagascar en Allemagne 🇩🇪❤️
Mirehareha fa Malagasy 🇲🇬❤️🙏
Tiavo sy koloy ny anao fa io tsy hatakalo 🇲🇬🤝❤️ Adala izay tsy tia ny azy 🥰😍😘

Projet Tahio Gnategna Madagascar 🤞🤝🫶

Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tahio Gnategna Madagascar Bara Boss Project 🤍❤️💚
-Fans 🫶🫶🫶 Namako tiako 🥰😍😘

Never give up 🇩🇪🇲🇬🤞💪🤝🙏Madagascar mamy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Tahio Gnategna 🤝🤝🤝 Fa gnanolo zao tsy homeny lahy e 🫶🫶🫶Tsy hirehareha fa ha...
09/08/2026

Never give up 🇩🇪🇲🇬🤞💪🤝🙏

Madagascar mamy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Tahio Gnategna 🤝🤝🤝 Fa gnanolo zao tsy homeny lahy e 🫶🫶🫶

Tsy hirehareha fa hanetritena mba tehifanampy sy hifameno fa tsisy manana ny ampy ary sambatra izay mifanampy 😇😇😇

Ataovy amin’ny fo sy fitiavana ny zavatra rehetra dia hotahiana hatrany ianao sy ny ankohonanao na mivoaka na miditra 🤞🤞🤞

Fa izao ity misy hafatra kely sao mba mahasoa anao sy ny hafa :

“Ny mpivady mahay miara-miasa sy mahay mifanampy no mora tafita indrindra".

Tsy voatery hoe manankarena be no tafita, fa ireo izay mahay miara-miasa sy mifanampy hatrany amin'izay rehetra atao.

Ny ao anaty tokantrano dia tsy tokony hiady hevitra hoe:

Iza no lohany?
Iza no mahay kokoa?
Iza no miasa kokoa?

Fa tokony miara-mijery lalana iray ary mifantoka amin’ny tanjona iray hoe:
“Ahoana no fomba hiakaranay roa?”

Satria rehefa miara-miasa ny mpivady dia:

✅ Mora tafita satria mifanitsy
✅ Tanteraka haingana ny zavatra kasaina atao
✅ Tsy diso lalana amin’ny fiezahana
✅ Miara-mandresy, toy ny ekipa mahery

💞 Ity no tadidio fa ny vady dia tsy hoe anaty “fitiavana” fotsiny…

Fa ny vady dia manampy anao mijoro hatrany rehefa mitanondrika ianao.

Manome hery rehefa reraka sy kivy ianao.

Mino anao, na dia tsy mino ny tenanao aza ianao.

Miara-mandray fanapahan-kevitra aminao, fa tsy mandatsa anao.

Raha mitady hanorina harena ohatra ianao, dia ataovy ao anaty drafitra ny vadinao.

Raha mitady hivoatra amin'ny sehatra iray ianao, dia raiso ho mpiara-dia sy fiezahana ho anao izy.

Raha te hanangana business ianao, dia sahia manangana fahatokisana sy fifampianarana ary fifanampiana miaraka aminy fa tena zava-dehibe izany.

Tadidio fa ny fitiavana mahery dia tsy ilay fitiavana mandoro vetivety fotsiny..
Fa ilay fitiavana mahay manampy sy miahy ihany koa.

Ao anaty fotoan-tsarotra no tena amantarana ny tena fitiavana. Rehefa eo foana ny vadinao manohana sy manampy anao amin'ny zavatra rehetra lalovanao na mora na sarotra dia fantaro fa mendrika ny fahombiazana ianareo.

Mirary soa hatrany tompoko hotahin’Andriamanitra 🙏🙏🙏

Tsisy olana fa azo zaraina 😇😇😇

Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Bara Boss Queen 👑👑👑
Tahio Gnategna Madagascar Bara Boss Project 🤍❤️💚
-Fans 🫶🫶🫶 Namako tiako 🥰😍😘

🇲🇬❤️ Eo amin’ny fiainana sy ny zavatra rehetra dia tsy maintsy misy ny atao hoe fiandohana sy fiafarana 😉😉😉Aza matahotra...
09/08/2026

🇲🇬❤️ Eo amin’ny fiainana sy ny zavatra rehetra dia tsy maintsy misy ny atao hoe fiandohana sy fiafarana 😉😉😉

Aza matahotra akoriny ianao hanomboka zavatra iray, aza matahotra hanokatra lalana vaovao, aza matahotra hanandrana voalohany, aza matahotra vavan’olona sy tondromolotra na fosafosa, aza matahotra na inona na inona fa sakana ho anao avokoa izany mba tsy ahafahanao miala aminio situation anao io, sakana tsy ahavitanao na inona na inona izany, sakana tsy hampandroso anao izany, sakana mety hanimba ny hoavinao tanteraka izany ka noho izany dia aza matahotra hiavaka amin’ny tsara.

Tsy ho resy anao akory fa na ianao miana-javatra vaovao hanarenana amin’ny manaraka 👏👏👏

Atombohy avy aminao ny fanovana, asehoy ny fahasahianao hiavaka ary hanao zavatra mba ho fitaratra amin’ny manodidina anao sy fianakavianao 🤝🤝🤝Aza manahy ny ho afabaraka, aza manahy amin’ny tsikera sy kiana, aza manahy na inona na inona akory fa ataovy amin’ny fo sy ny fahasahiana ny zavatra rehetra ary ataovy asa fa tsy kabary dia hohitanao indray andro fa na ireny nanakora aza hidera anao sy resilahatra refa mahazo ny zavatra tianao hatao ary rehefa mahita ny fahombiazanao 🤞🤞🤞

Meteza ho modely ary sahia maneho fiavahana amin’ny tsara, ho anao, ny fianakavianao ary ny mpiray Taninandrazana ihany koa 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Isaorana sy daraina mandrakariva ny Tompo amin’ny fitantanany sy ny fahasoavany rehetra ahatontonsana ny zavatra rehetra 🙏🙏🙏

Aza hadino manàna fahasahiana, manàna zotom-po ary manàna finiavana amin’ny zavatra rehetra mitsangana ary manomboha fa vitanao io vitantsika io 💪💪💪 Homba anao hatrany ny Tompo 😇😇😇

Misaotra ny namana sy tapaka rehetra nanome tanana, tolotra nifanampy ary nifameno 🇲🇬❤️🇩🇪

Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Bara Boss Queen 👑👑👑
Tahio Gnategna Madagascar Bara Boss Project 🤍❤️💚
-Fans 🫶🫶🫶 Namako tiako 🥰😍😘

🇲🇬❤️ Isaorana mandrakariva ny Tompo amin’ny zavatra rehetra 🙏🙏🙏Fa zao aza hadino :Alohan’ny hivoahana ny trano, aza adin...
09/08/2026

🇲🇬❤️ Isaorana mandrakariva ny Tompo amin’ny zavatra rehetra 🙏🙏🙏

Fa zao aza hadino :

Alohan’ny hivoahana ny trano, aza adino ireto 5 zavatra ireto

Mety ho segondra vitsy monja no hijerena azy, nefa afaka misoroka olana lehibe:

🟢 Gaz sy fatana — maty tsara ve?

🟢 Jiro sy appareils électriques — efa novonoina ve?

🟢 Varavarana sy varavarankely — efa mihidy tsara ve?

🟢 Rano — sao misy robinet mbola misokatra?

🟢 Lakile sy téléphone — efa miaraka aminao ve?

Indraindray, zavatra kely adino no miteraka olana rehefa lasa lavitra.

Iza amin’ireo no tena hadinonao matetika? Lazao ao amin’ny commentaire, fa mety hitovy amin’ny an’ny maro.

Araho ny pejy fa mbola betsaka ny torohevitra tsotra, tena ilaina amin’ny fiainana andavan’andro.

Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Bara Boss Queen 👑👑👑
Tahio Gnategna Madagascar Bara Boss Project 🤍❤️💚
-Fans 🫶🫶🫶 Namako tiako 🥰😍😘

Salama daholy 🇲🇬❤️Androany isika dia izara ny hery fiarovana ny aty. Fantaro fa ny aty dia anisany fitaovana iray tena m...
09/08/2026

Salama daholy 🇲🇬❤️

Androany isika dia izara ny hery fiarovana ny aty. Fantaro fa ny aty dia anisany fitaovana iray tena miasa mafy any anatin'ny vatan-tsika. Manala sy manadio ny pozina sy loto miditra amin'ny vatana na ny sakafo hoanina no tena asany ary rehefa betsaka lotra ny pozina sy ny loto miditra amin'ny vatana dia reraka izy🥰
🔁Ny tamotamo sy tantely dia manasitrana na manampy ny fiasany aty, indrindra ilay efa mivoaka ety ivelany🙂
👉🏻Tamotamo 1sotro kely
👉🏻Tantely 1sotro kely
Atao ao anaty rano mafana 1/2 kaopy ary sotroina maraina mbola tsy avy nisakafo sy hariva avy nisakafo🥰
🔁Ny tamotamo sy tantely dia manampy ny hery fiarovana
🔁Manadio sy manala ny pozina ratsy amin'ny aty vokatrin'ny zava-mahadomelina tafahoatra
🔁Manampy ihany koa amin'ireo olona manana olana amin'ny vavony
👉🏻Aza adino ny misotro rano farafakeliny 1l isanandro ho an'ireo olona manana olana amin'ny aty. Na ireo tsy marary ary😊 ary fadio ny minana chocolat, alcool ary sakafo épicés b lotra sns...
🆑⏩Dia mirary soa daholy. Mankasitraka anao manaraka hatrany ny pejy🙏😍

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

🇲🇬❤️Efa nanandrana ve hianao dia nety ve ?Recette na m**o akondro ❤🍌-lafarinina fahefany -levure 2sotro kely , ilay fata...
09/08/2026

🇲🇬❤️Efa nanandrana ve hianao dia nety ve ?

Recette na m**o akondro ❤🍌

-lafarinina fahefany
-levure 2sotro kely , ilay fatao amin´ny pizza ireny
-menaka 2sotro kely
-siramamy izay mety
-afaka asina parfum izay tiana
-rano mangatsiaka arotsaka tsikelikely , tsy atao be rano ny paty fa atao marihatra nefa tsy miraikitra kosa ,
-arotsaka amin´izay akondro dia endasina amin´ny menaka mafana tsara. 🍌🍌

Mazotoa homana 😉

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

🇲🇬❤️ NY VAHONA: FIKARAKARANA TSOTRA HO AN’NY HODITRA SY VOLONy gel-na vahona dia azo ampiasaina ho soin voajanahary:🟢 Ho...
07/08/2026

🇲🇬❤️ NY VAHONA: FIKARAKARANA TSOTRA HO AN’NY HODITRA SY VOLO

Ny gel-na vahona dia azo ampiasaina ho soin voajanahary:

🟢 Hoditra tratran’ny masoandro

Hosorana gel manify, avela 15–20 minitra, dia kobanina.

🟢 Volo sy hodi-doha

Asiana gel alohan’ny fandroana, avela 30 minitra, dia sasana tsara.

🟢 Tarehy be mony na hoditra maina

Hosorana amin’ny tarehy efa voadio, avela 10–15 minitra, dia kobanina.

🟢 Faritra mangana na reraka

Hosorana moramora mandritra ny fotoana fohy mba hampitony ny hoditra.

Andramo amin’ny faritra kely aloha sao misy allergie. Aza hosorana amin’ny ratra lalina, may mafy na akaikin’ny maso. Tsy tokony hosotroina raha tsy avy amin’ny mpitsabo ny torohevitra.

Efa nampiasa vahona tamin’ny hoditra na volo ve ianao?

Vokatra Avy Any Alaotra (V3A) 🇲🇬❤️

Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬❤️

Intéressant 👏La vraie histoire de Louis VuittonIl avait juste 13 ans quand il a quitté son village d'Anchay pour Paris.I...
07/08/2026

Intéressant 👏

La vraie histoire de Louis Vuitton
Il avait juste 13 ans quand il a quitté son village d'Anchay pour Paris.
Il a marché plus de 450 km à pied, seul, après avoir été expulsé de la maison par son beau-père.
Il a survécu en faisant n'importe quel travail : concierge, cireur de chaussures, travailleur.
Une fois arrivé dans la capitale, il a commencé à travailler chez un tailleur, où il a aussi appris l'art du traitement du cuir.
A 21 ans il a ouvert son premier laboratoire de valises et malles.
Il a fabriqué ces malles à la main, un par un. Et ils les ont faits pour durer le temps.
Le reste appartient à l'histoire : Louis Vuitton est devenu un symbole mondial d'élégance, d'artisanat et de détermination.
Derrière chaque grande marque, il y a toujours une histoire humaine.
Et derrière chaque histoire humaine, une force qui n'abandonne jamais 🤞

📖TOROHEVITRA🔸MAHASOA📖♦️FANAFODY NATORALY MAHALAVA ANDRO IAINANA SADY MANATSARA NY FIASANY ATY SY NY TSINAY AO ANATY VATA...
07/08/2026

📖TOROHEVITRA🔸MAHASOA📖

♦️FANAFODY NATORALY MAHALAVA ANDRO IAINANA SADY MANATSARA NY FIASANY ATY SY NY TSINAY AO ANATY VATANA TENA MANDAITRA♦️

Misy mpitsabo teratany Chinois🇨🇳 efa 95 taona no mampiasa isan'andro ity fanafody natoraly ity, ka toa lasa tanora lalandava hatrany ny tenany ankehitriny.

♦️ZAVATRA🔸ILAINA♦️

🔸Carotte (Karoty)
🔸Tomate (Voatabia)
🔸Citron (Voasary Makirana)

♦️FANAZAVANA MAHAKASIKA IREO AKORA NATORALY IREO♦️

🔸Carotte : Ny karoty dia manan-karena bêta-carotène izay manome vitamine A ho an'ny vatantsika. Ka ilay vitamine lasa manampy betsaka ny fiasany Aty.

🔸Tomate : Ny voatabia dia manan-karena lycopène, ka ny antioxydant ao aminy dia manamafy tanteraka ny fahasalamany Aty. Mazava ho azy fa manatsara ny fandevonan-kanina ihany koa ny Voatabia.

🔸Citron : Ny voasary makirana dia mamono tanteraka ireo tavy izay miraikitra amin'ny Aty. Mazava ho azy fa manatsara ny fandevonan-kanina ihany koa ny voasary makirana sady betsaka vitamine C rahateo. Tsy vitany izay fotsiny fa manadio tanteraka ny Tsinay ihany koa ny voasary makirana.

♦️FOMBA🔸FAMPIASANA🔸AZY♦️

🔸Alaina ny Carotte sy ny Tomate ary ny Citron dia mixena miaraka, ary tatavanina izay vao azo ampiasaina tompoko.

♦️FOMBA🔸FAMPIASANA🔸AZY♦️

🔸Sotroina 1 Vera isaky ny mifoha maraina mbola tsy nisakafo iny no tena tsara kokoa.

♦️FANAMARIHANA♦️

🔸Marihina etoana fa afaka asiana siramamy kely na tsy asiana ity Jus Naturel ity tompoko. Mazava ho azy fa tsy maintsy manamboatra vaovao hatrany isaky ny mampiasa azy. CAROTTE 2 🔸TOMATE 2 MASAKA TSARA🔸CITRON 3

🙏TSY MISY MANANA NY AMPY TOKOA FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY ARY ZARAZARAO MBA HO HITANY NAMANA HAFA IHANY KOA ITY TOROHEVITRA 🔸 MAHASOA ITY TOMPOKO🙏

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉Lydia Tsiafera de Madagascar 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

Address

Ihosy
Toliara

Telephone

+261382369681

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lydia Tsiafera de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share