Andiany Sarivazo ,fiv Tranovato Fitiavana

Andiany Sarivazo ,fiv Tranovato Fitiavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andiany Sarivazo ,fiv Tranovato Fitiavana, Youth Organization, Anjoma, Toamasina.

"Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro hianareo ,raha mifankatia"Jaona 13:35Voronkely mifankatia❤️
02/02/2026

"Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro hianareo ,raha mifankatia"Jaona 13:35
Voronkely mifankatia❤️

Faly miarahaba anareo rehetra nahatratran'ny Taona vaovao🎊🥰Tamin'ny androany izahay dia namonjy ny Noely teto amin'ny Mp...
11/01/2026

Faly miarahaba anareo rehetra nahatratran'ny Taona vaovao🎊🥰
Tamin'ny androany izahay dia namonjy ny Noely teto amin'ny Mpanazava Faritany Atsinanana izay Faritany misy anay✨
Koa ireto Ary ny sary vitsivitsy nandritra izany Sady entinay ihany koa Mirary soa sy tsara ho anareo amin'ity taona vaovao ity🤍 Ho heniky ny fahasoavan'ny Tompo r'ise💛

29/12/2025

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra ✨

🙏🏽🙏🏽
28/12/2025

🙏🏽🙏🏽

J-j 🥹🎊
✨"fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo." — Lioka 2 : 11

Androany Ilay fotoana izay hiarahanay SAMPATI sy FMT2S iaraka hifaly aminareo n'y amin'ny nahazoantsika mpamonjy🤍
🕕16h00
💒FJKM Tranovato Fitiavana Toamasina
🛑Tsy misy vidim-pidirana

Hiaraka hihira,handihy,hijery tantara an-tsehatra sy hilalao isika🥰Mety hoe hody hiaraka amin'ny fanomezana ihany koa ise an😉

Efa namboarinareo ve ny fandaharam-potoana anareo rariva!? Izahay manko r'ise dia efa tena nanomana ka ndaoMBA hifanontrona aminay an☺️

Miandry An'Ise izahay✨

✨"fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo." — Lioka 2 : 11Amin'ny hafaliana lehibe...
24/12/2025

✨"fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo." — Lioka 2 : 11

Amin'ny hafaliana lehibe no hanasanay SAMPATI sy FMT2S anareo hiaraka hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra ny amin'ny nanomezaNy antsika Mpamonjy 🎊
Alamino Ary ny fandaharam-potoana an'ise "Save the date":
🗓️28 Desambra 2025
🕕16h00
💒FJKM Tranovato Fitiavana Toamasina
🛑Tsy misy vidim-pidirana

Hiaraka hihira,handihy,hijery tantara an-tsehatra sy hilalao isika🥰Mety hoe hody hiaraka amin'ny fanomezana ihany koa ise an😉

08/12/2025

Akory aby eeee🥰👋🏽
Fantrareo ve fa manana lalàna 02 ny Sampana Mavo Mpanazava na ny Voronkely !?💁🏽‍♀️
Inona avy Ary izany Lalàna izany!?✨
Ndeha Ary hampafantarinay anareo izany,amin'ny alalan'ity oronan-tsary fohy izay fintin'ny sahan'asa anay tamin'ny Sabotsy 06 Janoary 2025 ity📽️

💛Andiany SARIVAZO 🦜

Address

Anjoma
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andiany Sarivazo ,fiv Tranovato Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share