Asa soa Cfp Esac Madagascar

Asa soa Cfp Esac Madagascar Fanampiana ho an’ny mahantra, ny marefo ary ny mpianatra—ary manohana ny fanorenana fiangonana ao amin’FFKM.

Handray anjara ve? 00005000207095629000129.WhatsApp: +261324030093. Misaotra sahady malala-tanana!” Mahasambatra kokoa ny manome. —Asa.20:35

🔴 ANTSO MAIKA HO AN’NY FIANAKAVIAMBEN’NY CFP ESAC MADAGASCARManasa sy miantso anareo rehetra izahay —🎓 mpianatra CFP ESA...
16/02/2026

🔴 ANTSO MAIKA HO AN’NY FIANAKAVIAMBEN’NY CFP ESAC MADAGASCAR

Manasa sy miantso anareo rehetra izahay —
🎓 mpianatra CFP ESAC MADAGASCAR ankehitriny,
🎓 ireo rehetra nandalo sy nahazo fiofanana teto amin'ny CFP ESAC Madagascar
🌍 na eto an-toerana na any ivelany,
👨‍👩‍👧 ray aman-dreny, havana, namana ary mpiara-miombon’antoka rehetra —

👉 Andao haneho firaisankina sy handray andraikitra ho an’nyToamasina!

Fotoana izao hanehoana fa fianakaviana iray isika.
Fotoana izao hifanampiana sy hifampitsinjovana.

Maro amin’ireo mpianatra sy mpampianatra CFP ESAC eto Toamasina, ary koa ireo mponina manodidina ny centre, no rava trano, very fananana, ary mbola sahirana mafy taorian’ny loza.

Tsy misy fanampiana kely zany fa samy manaova:
✔️ Ara-bola
✔️ Sakafo
✔️ Fitafiana
✔️ Fitaovana ilaina andavanandro

📌Na zaza 👶, na tanora 👩‍🎓, na olon-dehibe 👨‍👩‍👧 — samy afaka mandray anjara avokoa.

📣 Teneno i Mama sy Papa, ampahafantaro ny havana sy ny namana.

❌️Aoka tsy hijanona amin’ny fangorahana fotsiny isika, fa hiroso amin’ny asa🙏

🤝 Mianara mandray andraikitra.
🤝Mianara mifanampy.
🤝Mianara ho olom-banona.

CFP ESAC Madagascar International Course dia tsy sekoly fotsiny — fa fianakaviana mifampitsinjo.
Andao hiara-hitsangana hanohana ireo rahalahy sy anabavintsika sahirana.

Contacts et whatsapp : +261 34 74 929 90 / +261 32 40 300 93

✍️Hanao fanampiana eny amin'ny zanapiangonana faritry menabe  isika amin’ity volana Febroary 2025 ity.⛪️Fiangaoana ANTAN...
07/02/2026

✍️Hanao fanampiana eny amin'ny zanapiangonana faritry menabe isika amin’ity volana Febroary 2025 ity.

⛪️Fiangaoana ANTANANDAVA II, fitandremana ANALAMITSIVALANA, Fileovana MAHABO, Synodam-paritany MENABE (Morondava)

✍️Efa misy vola eo amin’ny 500 000Ar na 2millions5 Fmg voahangona amin'izao entina hanatanterahana izany.

✍️Nisafidy ny hanolotra fitaovana tole sy ciment mivantana ny équipes. Ary misaotra sahady ireo ray aman-dreny hanampy amin'ny fanatanterahana izany.

📢📢Manentana anareo zoky, mpikambana, kristianina tsirairay izay vonona handray anjara mba samy handray anjara daholo fa tena mila fanampiantsika izy ireo no sady mampalahelo fa toy io amin'ny sary io fiamgonana ivavahana, izay tafiditra anaty programa Asa soa Cfp Esac Madagascar ny hanampy azy ireo📣📣📣.

✅️NB: Mangarahara tsara ny fanolorana ny fanomezana ary tsy maintsy tonga amin'ny olona, na fiangonana, na mpianatra, sns...tianao homena azy, ary afaka manao fanadihadiana eny ifotony.

📌Raha te-hifandray mivantana na koa hanome fanomezana mivantana kosa dia antsoy ny tompon’andraikitra any antoerana:
Fiangonana Telo no sisa mandrafitra ny Fitandremana ANALAMITSIVALA Ankehitriny fa rava avokoa ny zanam-piangonana roa noho ny asan-dahalo. Numero Pastora 038.85.720.68. numero President Synodam-paritany Menabe : 034.91.129.26

🫴Ny Asa soa CFP ESAC Madagascar
https://www.facebook.com/photo.php?fbid=122101812177105322&set=a.122100382593105322&type=3&app=fbl

🫴Fanampiana ho an’ny mahantra, ny marefo ary ny mpianatra—ary manohana ny fanorenana fiangonana ao amin’FFKM.

✅️Te-handray anjara ve ianao?
✍️BNI: 00005000207095629000129.
📞WhatsApp: +261324030093.
📧 E-mail : [email protected]

🙏"Misaotra sahady amin'ny fo malala-tanana!”

✍️Mahasambatra kokoa ny manome. —Asa.20:35

17/12/2025

Araka ny efa nampitaintsika teto dia hanolotra fanomezana ho an'ny mpianatra Pasteurs isika 2025 ity. Mandraisa anjara

✍️Hanao fanampiana eny amin'ny SALT (Sekoly Ambony Loterana Momba ny Teolojia) ao Fianarantsoa sy eny amin'ny STPL (Semi...
06/12/2025

✍️Hanao fanampiana eny amin'ny SALT (Sekoly Ambony Loterana Momba ny Teolojia) ao Fianarantsoa sy eny amin'ny STPL (Seminera Teolojikam-Paritany Loterana) ao Vangaindrano isika amin’ity volana Desambra 2025 ity.

✍️Efa misy vola eo amin’ny 1 000 000Ar na 5millions Fmg voahangona amin'izao entina hanatanterahana izany.

✍️Nisafidy ny hanome ilay vola mivantana ny équipes ka ho anao izay vonona hanampy dia aza misalasala manatona na miresaka mivantana. Ary misaotra sahady ireo ray aman-dreny hanampy amin'ny fanatanterahana izany.

📢📢Manentana anareo zoky, mpikambana, kristianina tsirairay izay vonona handray anjara mba samy handray anjara daholo fa tena mila fanampiantsika izy ireo amin'ny fianarana, izay tafiditra anaty programa Asa Soa Cfp Esac Madagascar ny hanampy azy ireo📣📣📣.

✅️NB: Mangarahara tsara ny fanolorana ny fanomezana ary tsy maintsy tonga amin'ny olona, na fiangonana, na mpianatra, sns...tianao homena azy, ary afaka manao fanadihadiana eny ifotony.

🫴Ny Asa soa Cfp Esac Madagascar
https://www.facebook.com/photo.php?fbid=122101812177105322&set=a.122100382593105322&type=3&app=fbl

🫴Fanampiana ho an’ny mahantra, ny marefo ary ny mpianatra—ary manohana ny fanorenana fiangonana ao amin’FFKM.

✅️Te-handray anjara ve ianao?
✍️BNI: 00005000207095629000129.
📞WhatsApp: +261324030093.
📧 E-mail : [email protected]

🙏"Misaotra sahady amin'ny fo malala-tanana!”

✍️Mahasambatra kokoa ny manome. —Asa.20:35

05/12/2025

Hanampy ireo mpianatra Pasteurs isika ity. Alefaso dossiers complets:
[email protected]
+261324030093

03/12/2025

Hanolotra fanomezana ho an'ireo mpianatra ho Pasteurs kosa isika amin'ny volana decembre 2025 ity. Andao hampiantsika ry zareo.

02/12/2025

HANOME CIMENT UNE TONNE ho an'i TOBY FAMPIRAISANA Ambohitsara ny Asa Soa Cfp Esac, taorian'ny fanadihadiana ireo dossier voaray

⚠️Fanamarihana tompoko⚠️,🚫Ny ato amintsika dia tsy manampy olona manokana fa fiangonana, toby masina, sy ireny kamboty e...
20/11/2025

⚠️Fanamarihana tompoko⚠️,
🚫Ny ato amintsika dia tsy manampy olona manokana fa fiangonana, toby masina, sy ireny kamboty eny amin'ny ivon-toerana natokana ho amin'izany ihany.

Fanampiana ho an’ny mahantra, ny marefo ary ny mpianatra—ary manohana ny fanorenana fiangonana ao amin’ny FFKM.

✅️Te-handray anjara ve ianao?
✍️BNI: 00005000207095629000129.
📞WhatsApp: +261324030093.
📧 E-mail: asasoa.cfpesac.madagascar.

🫴Hanolotra fanomezana kely ho an'ny TOBY MASINA isika amin’ity volana Novambra 2025 ity ary nisafidy hanome fitaovana.
Ho anareo voakasika dia asaina hifandray mivantana amin'ny tompon'andraikitra.

🙏Misaotra sahady amin'ny fo malala-tanana!” Mahasambatra kokoa ny manome. —Asa.20:35

20/11/2025

Araka ny efa nambara dia hiroso ho an’ny TOBY MASINA isika faran'ny volana ity. Misaotra tompoko

✍️Hanao fanampiana eny amin'ny toby fitaizana marary isika amin’ity volana Novembre 2025 ity. ✍️Efa misy vola eo amin’ny...
11/11/2025

✍️Hanao fanampiana eny amin'ny toby fitaizana marary isika amin’ity volana Novembre 2025 ity.

✍️Efa misy vola eo amin’ny 500 000Ar voahangona amin'izao entina hanatanterahana izany.

✍️Nisafidy ny hanome fitaovana fanorenana na fanatsarana ny équipes ka ho anao izay vonona hanampy dia aza misalasala manatona na miresaka mivantana.

✅️NB: Mangarahara tsara ny fanolorana ny fanomezana ary tsy maintsy tonga amin'ny olona, na fiangonana, na mpianatra, sns...tianao homena azy, ary afaka manao fanadihadiana eny ifotony.

🫴Ny Asa soa Cfp Esac Madagascar
https://www.facebook.com/photo.php?fbid=122101812177105322&set=a.122100382593105322&type=3&app=fbl

🫴Fanampiana ho an’ny mahantra, ny marefo ary ny mpianatra—ary manohana ny fanorenana fiangonana ao amin’FFKM.

✅️Te-handray anjara ve ianao?
✍️BNI: 00005000207095629000129.
📞WhatsApp: +261324030093.

Misaotra sahady amin'ny fo malala-tanana!” Mahasambatra kokoa ny manome. —Asa.20:35

Address

Mangarano, Toamasina Plle 11/46, 8688
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa soa Cfp Esac Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share