Mpiandalana METM Damaskosy Fivavahana

Mpiandalana METM Damaskosy Fivavahana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpiandalana METM Damaskosy Fivavahana, Youth Organization, Mangarano II, Toamasina.

Takalo SFTIMPA 💚
20/03/2026

Takalo SFTIMPA 💚

M'lay rangah' le fikambanatsikaaaa😎
05/03/2026

M'lay rangah' le fikambanatsikaaaa😎

💡 Article 1 de la Constitution de l’OMMS: Le Mouvement Scout est un mouvement éducatif volontaire, non politique, ouvert à tous sans distinction d’origine, de race, de croyance ou de religion, conformément au but, aux principes et à la méthode conçus par le fondateur, Lord Baden-Powell.

🤔 Dia ahoana hoy isika?
🧠 Afaka maneho hevitra am-pahendrena hatrany lesy ialahy r’ise a!!

ℹ️ Sary hita tany ho any, sady tsy fehitendam-pivondronana

Fivondronanay 🔥, fivondronatsika⛪
02/03/2026

Fivondronanay 🔥, fivondronatsika⛪

Dieny mbola misy fotoana iomanana dia miomana🔥
08/02/2026

Dieny mbola misy fotoana iomanana dia miomana🔥

📣 Ry Mpiandalana, ry Zokiolona, any Moramanga isika no milasy amin’ny Lasy lehibe an, miaraka amin’ireo Mpiandalana be dia be, misy avy any ampitan-dranomasina mihitsy hiaraka hilasy amintsika.🤩✈️

⛺️ 90 TAONA SAMPANA MENA, ny 01 hatramin’ny 05 Aogositra 2026.

ℹ️ Ho zaraina amintsika eto ihany ny andinindininy rehetra sy ny tsara ho fantatra mahakasika an’izay.

🥺
14/01/2026

🥺

Positivé-o hatrany eh
08/01/2026

Positivé-o hatrany eh

« Ny lafitsara foana jerena amin’ny zavatra rehetra fa aza mijery ny lafiratsiny »

🧠 Taiza ise no efa nahita na nahare io hafatr’i Baden Powell io?


Tsara ho fantatra
08/01/2026

Tsara ho fantatra

🏅𝗠𝗘𝗗𝗔𝗟𝗬 𝗧𝗜𝗟𝗬🏅

🏅Medaly entina ho fankasitrahana an’ireo Tily nahavita be tamin’ny fanabeazana.Toy ny ahoana ny fepetra ahafahana misitraka izany:
▪️ Ireo rehetra nahafeno 15 Taona nanomboka tamin’ny nahavitany ny Fanekena naha-
mpiandraikitra azy
▪️ Ireo efa nanatanteraka andraikitra maha- Filoham-paritany taom-piasana iray
▪️ Ireo olona izay heverin’ny Fikambanana fa mendrika izany noho ny asa manokana
nataony ka nanohanany ny Fikambanana.

⛓️‍💥 Azon’ise vakiana ato ny andinindininy rehetra: https://drive.google.com/file/d/13YLbDbftkEnIUiA6QDBcq872gsoOWUMF/view?usp=drivesdk


Daty nahalasanan'ilay Mpanorina ny Fikambanantsika
08/01/2026

Daty nahalasanan'ilay Mpanorina ny Fikambanantsika

Daty androany: 08 janoary 1941, 85 taona lasa no nodimandry ny mpanorina ny skotisma.

💡Anisan'ny karazana fanontaniana afaka apetrak'ise amin'ilay "Skotisma Fototra @ IA" ny hoe "Ataovy liste miampy fehezan-teny fohy hoe ireo daty sy/na dingana goavana tamin'ny fiainan'i baden powell". Andramo anie e 😉

08/01/2026

✝️ 08 Janoary 1941 - 08 Janoary 2026 : 85 Taona katroka anio no nahalasana ilay Jeneraly Anglisy izay nanorina ny skotisma ⚜️

💭Inona ilay hafatra napetrany mahafinaritra sy iainan’ise ato amin’ny Tily?


101 taona lasa izay⚜🔥
20/12/2025

101 taona lasa izay⚜🔥

Arabaina Zokiolona tamin'ny Fahatratrarana ny fitsingerenana ny taona nahateran'ise izao, mitomboa hasina sy fahendrena👑...
03/12/2025

Arabaina Zokiolona tamin'ny Fahatratrarana ny fitsingerenana ny taona nahateran'ise izao, mitomboa hasina sy fahendrena👑
Mickael Nobleman

Address

Mangarano II
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpiandalana METM Damaskosy Fivavahana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share