29/12/2025
Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita soamatsara ny fankalazana ny nahaterahan'ny Mpamonjy nataonay🙏🏽,izay namarana ny herinandro sambatra ihany koa ✨
Dera sy Laza ho an'Andriamanitra Ary Fisaorana ihany koa no atolotra ho an'ireo rehetra tsy an-kanavaka nisalahy tamin'ny fanantontosana izany, misaotra indrindra amin'ny Fitiavana🥰
Mankasitraka anareo rehetra nanontrona anay ihany koa🫶🏽
Ka indro ary ny fintina fohy, sombisombiny tamin'izany noely Fifaliana mandrakizay izany💛💚❤️
Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra 🤍