KMT-Komity Mpandrindra ny Tolona - Toamasina

KMT-Komity Mpandrindra ny Tolona - Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KMT-Komity Mpandrindra ny Tolona - Toamasina, Non-Governmental Organization (NGO), Toamasina.

17/03/2026

๐Ÿ›‘๐’๐„๐๐ƒ๐ˆ๐Š๐€๐'๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€๐'๐๐˜ ๐…๐Ž๐๐‰๐€: ๐Œ๐ˆ๐“๐€๐Š๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐„๐“๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐’๐„๐Š๐‘๐„๐“๐„๐‘๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐€๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐˜ ๐€๐™๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž.

โœ…Namerina nanao fitakiana indray ireo sendika androany ary nilaza fa fahaleovantena ahafahana mamokatra no ilaina.

17/03/2026

๐Ÿ”ดHo fantatra tsy ho ela ny firafitry ny governemanta vaovao, raha ny nambaran'ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana. Ny fahasahiana sy ny fahitsiana, tahaka ny nifidianan'ny filohan'ny Fanavaozana azy, no mason-tsivana hijerena ihany koa ireo minisitra hotendrena, hoy izy.

๐Ÿ”นNa izany aza, tsy tokony hiova hoy hatrany ny Praiminisitra, ny tetiandro efa napetraka teo aloha momba ny Fanavaozana satria efa io no tapaka. "Araka ny efa nolazaiko dia tsy handrava ny ataoko eto. Raha hiova io dia mihafohy", hoy izy.

๐Ÿ”นMiantso ho amin'ny firaisankinan'ny vahoaka malagasy ny Praiminisitra. "Mino aho fa tsy misy malagasy manohitra ny Fanavaozana. Efa samy nahita isika ny fahantran'ny malagasy. Noho izany, tsy tokony mampiasa mihitsy ny teny hoe mpanohitra", hoy Rajaonarisoa Mamitiana, raha nanontaniana momba ny fisokafana amin'ny antoko mpanohitra. Aminy, tsy tokony hisy akory izany resaka fisokafana na tsia izany satria efa ny malagasy rehetra no tafiditra anatin'ny Fanavaozana.

๐Ÿš€Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/

17/03/2026

๐Ÿค๐ŸคโœŠโœŠ

12/03/2026

โžก๏ธ Ny ๐—Ÿ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ araka ny fenitra iraisam-pirenena :

โœ… Mampiavaka :
โ€ข Fifamoivoizana vitsy fijanonana sy sampanan-dalana
โ€ข Fidirana sy fivoahana voalamina
โ€ข Misy "voie" 2 mandroso 2 miverina ary voasaraka aminโ€™ny โ€œterre-pleinโ€
โ€ข Azo handehanana mafy kokoa noho ny lalana tsotra (100 kmh)
โ€ข Natokana ho anโ€™ny fiara misy motera ihany

โŒโŒ Zavatra voarara aminโ€™ny "voie rapide" :
โ€ข Fametrahana dos-dโ€™รขne na casseurs de vitesse
โ€ข Fametrahana lalanโ€™ny mpandeha an-tongotra na passage piรฉton
โ€ข Fametrahana jiro fifamoivoizana (feux de circulation ) na sampanan-dalana mivantana
โ€ข Tsy mahazo andehanan'ny mandeha tongotra, ny bisikleta ary ny sarety (ireo tsy misy motera)

๐Ÿ”Ž Fahasamihafana :
Lalana tsotra : misy sampanan-dalana, mpandeha an-tongotra ary fijanonana matetika.
Lalana "voie rapide" : voafehy ny fidirana sy fivoahana, ary mitohy sy haingana ny fifamoivoizana. ๐Ÿš—๐Ÿ’จ
Ireo no fenitra ilazana fa tena Voie Rapide ny lalร na iray โ€ผ๏ธ

Chasse-info

12/03/2026
๐Ÿ”ด ๐‡๐‚๐‚ : Nivoaka ny ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฉ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐›๐š๐ง๐ ๐š๐ง-๐ญ๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐‚๐„๐๐ˆ ๐ง๐š๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐š-๐ฉ๐ข๐š๐ฅ๐š๐ง๐š. ๐Ÿ“ Antsoina hiroso am...
12/03/2026

๐Ÿ”ด ๐‡๐‚๐‚ : Nivoaka ny ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฉ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐›๐š๐ง๐ ๐š๐ง-๐ญ๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐‚๐„๐๐ˆ ๐ง๐š๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐š-๐ฉ๐ข๐š๐ฅ๐š๐ง๐š.

๐Ÿ“ Antsoina hiroso amin'ny fanolorana ireo solony ny rantsamangaika nanolotra ireo mpikambana tsirairay avy ireo.

๐Ÿ“ Manohy ny "mandat" na fe-potoana voafaritra iasan'ireo nodimbiasany kosa ho mpikambana vaovao.

12/03/2026

๐Ÿ”ด ๐’๐„๐๐ƒ๐ˆ๐Š๐€ ๐“๐‘๐ˆ๐€๐ƒ๐„ : ๐Œ๐ˆ๐“๐€๐Š๐˜ ๐๐‘๐€๐ˆ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐“๐„๐๐€ ๐๐ˆ๐“๐Ž๐‹๐Ž๐๐€

๐Ÿ”ด Nanao antso avo ny sendikan' ny mpiasan' ny fahasalamana "TRIADE" fa mila Praminisitra tena nitolona ary mijoro amin'izany.

๐Ÿ”ด Praiminisitra afaka hifampiresahana, mahafehy ny tontolo politika sy ny teknika no tokony hipetraka eo amin'ny toerana.

12/03/2026
๐Ÿ”ด ๐‚๐„๐๐ˆ : ๐๐š๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐š-๐ฉ๐ข๐š๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ข๐ฌ๐š ๐ฏ๐š๐ฅ๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ซ๐š๐จ, ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฌ๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐“๐ก๐ข๐ž๐ซ๐ซ๐ฒ ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ...
12/03/2026

๐Ÿ”ด ๐‚๐„๐๐ˆ : ๐๐š๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐š-๐ฉ๐ข๐š๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ข๐ฌ๐š ๐ฏ๐š๐ฅ๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ซ๐š๐จ, ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฌ๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐“๐ก๐ข๐ž๐ซ๐ซ๐ฒ ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ

๐Ÿ“ An-tsitrapo no nambara fa nialan'ireo mpikambana, 8 amin'ny 9.

๐Ÿ“ Ho an'ny tombotsoa ambonin'ny firenena sy hahahafana miroso amin'ny fanavaozana rafitra ny fitantanana notakiana teny an-kianja no nanazavan'izy ireo izay fanapahankevitra izay.

๐Ÿ“ Telo volana izay no nokitihana ny birao maharitry ny Ceni ka nametrahana an'i Thierry Rakotonarivo ho Filoha ary nilamina tsara ny fiarahamiasana nandritra izany araka ny fanambaran'ireo nametra-pialana. Niatrika ity fanambarana ity rahateo ny Filohan'ny CENI.

๐Ÿ“ Ny 06 Martsa 2026 no efa tafapetraka teny amin'ny HCC ny fialan'ny Filoha lefitra voalohany sy faharoa Ary fahatelo, ny mpampiakateny voalohany sy faharoa, ary ireo mpanolotsaina miisa telo.

Address

Toamasina
501

Telephone

+261387100017

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KMT-Komity Mpandrindra ny Tolona - Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to KMT-Komity Mpandrindra ny Tolona - Toamasina:

Share