Fizasam Toamasina

Fizasam Toamasina Fikambanan'ny Zanaka Sambava mipetraka eto Toamasina

22/02/2026

Mbolatsara Atsika jiaby😌! Ambara amintsika jiaby fa niala eto Tana ny Razagna n'i Tompokovavy Francia Harimalala ny niany Robia environ16h ka nihazo nitodihoha agny an-tanindrazana Marojala Sambava ,
Enganie ho tody ratsy I Tompokovavy Francia Harimalala 🙏🏿🕊️ Misaotra t@ fifanontrognantsika jiaby Izayy Tonga namangy niany sy ireo nankahery n'y fianankaviagna na lavitry 🥺🙏🏿🕊️Hoy Ny Président ASED ✊ Herijaona Theophile

06/02/2026

Filazana manjo ✝️
Ilazana isika rehetra zanaka Sambava, fa nody mandry i Tompokolahy Célestin, izay mpianatra M2 en Chimie tao Ankatso 😢
Ny Razana dia mbola agny amin'i HJRA, fa hambara amintsika eto ihany ny tohiny programme.

Mirary fiononana feno ho an'i fianakaviana

13/01/2026

Resaka "bonne année 2026"
Mivory atsika Zanaka Sambava jiaby, na efa membre na tsy mbola membre, 18 janvier avy izao ao @ EPP TODIVELO Raphaël Ankirihiry @ roa ora sy sasany.

11/01/2026

Mivory ny bureau FIZASAM niany à 14h30 ao Valpinson
OJ: dinika "Bonne année"
Afaka tonga atsika membres izay afaka na misy soso-kevitra .

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fizasam Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share