21/07/2026
🇲🇬🚀 FIOFANANA MOMBA NY MARKETING DIGITAL SY NY FIVAROTANA AN-TSERASERA 🚀
✨Te hampitombo ny fahaizanao ve ianao, hanatsara ny fisian'ny asanao amin'ny sehatra nomerika ary hianatra ny fomba hivarotana tsara kokoa ny vokatra na tolotra ataonao? 💻📱
✨Manasa anao izahay handray anjara amin'ity fiofanana ity, izay ahafahanao mianatra momba ny marketing digital, paikady nomerika, branding, famoronana votoaty, Community Management, SEO, SEA, fampiasana IA ary fivarotana an-tserasera. 📈
📅 Sabotsy 08 Aogositra 2026
⏰ 08:30 – 16:30
📍 Amphithéâtre CJST
🎓 Mpampiofana : Ulrich Zafilahy
📜 Hahazo taratasy fanamarinana aorian'ny fiofanana
💰 Saran'ny fandraisana anjara : 30 000 Ar
📲 Voafetra ny toerana! Alefaso amin'ny hafatra manokana na antsoy izahay mba hahazoanao ny tapakilanao dieny izao.
⭐ Étoiles du Développement — Miray hina hiasa, vonona hanorina ny ampitso.
🇫🇷 🚀 FORMATION EN MARKETING DIGITAL & VENTE EN LIGNE 🚀
✨Vous souhaitez développer vos compétences, renforcer votre présence en ligne et apprendre à mieux vendre vos produits ou services ? 💻📱
📱Participez à une formation riche en apprentissages et en ateliers pratiques autour du marketing digital, de la stratégie digitale, du branding, de la création de contenu, du Community Management, du SEO, du SEA, de l’IA et de la vente en ligne. 📈✨
📅 Samedi 08 août 2026
⏰ 08h30 – 16h30
📍 Amphithéâtre CJST
📜 Attestation après la formation
💰 Participation : 30 000 Ar
📲 Les places sont limitées ! Envoyez-nous un message privé ou contactez-nous pour réserver votre ticket dès maintenant.
⭐ Étoiles du Développement — Unis pour agir, engagés pour demain.
Étoiles du Développement .