Tournoi Fiavana Stadium Barikadimy

Tournoi Fiavana Stadium Barikadimy Lalao, fifaninana baolina kitra kianja fasika '' Foot â 9'' eto Tamatave izay hifaninan' ny équipe maro ary efa samy manana ny lazany

Changement kely
31/07/2026

Changement kely

Salama daholo eTsy b koragna fa ty ndraika fandaharagna magnaraka e
31/07/2026

Salama daholo e
Tsy b koragna fa ty ndraika fandaharagna magnaraka e

Salama daholo!! Mitohy hatrany ny phase de poule
24/07/2026

Salama daholo!! Mitohy hatrany ny phase de poule

Hialana tsiny kely @ le fahatarana🙏 Hiangaviana antanan-droa ny reste an le droit d'inscription
17/07/2026

Hialana tsiny kely @ le fahatarana

🙏 Hiangaviana antanan-droa ny reste an le droit d'inscription

Salama daholo e!Ty ndray le fandaharam-dalao @ dimanche le 12 Juillet a
09/07/2026

Salama daholo e!
Ty ndray le fandaharam-dalao @ dimanche le 12 Juillet a

08/07/2026

Bonjour Bonjour! Indro ary ny Standing ntsika
👉(Mbola mianatra manao montage en Video ntsika) 🤭
👉 Hataovy ambany ao @ commentaire ny remarque sy ne fangatahanareo fa hodiniantsika eo e
👉 Abonnéo ary partageo ny pagentsika
👊😊

Salama daholo! ** Mba mangataka hoan'ny équipe Fc Transport mba hiresaka par MP**** Petit changement de programme**
03/07/2026

Salama daholo!
** Mba mangataka hoan'ny équipe Fc Transport mba hiresaka par MP**
** Petit changement de programme**

Magnano akory iaby e!Resaka baolina kitra le rahaAmboaro dian'izao programme fa raha koa ty eMandeha course au classemen...
01/07/2026

Magnano akory iaby e!

Resaka baolina kitra le raha

Amboaro dian'izao programme fa raha koa ty e
Mandeha course au classement ato

Efa ambany io ny fandaharan-dalao ka mitongava maro

Miarahabantsika Malagasy rehetra eMitohy hatrany ny lalaontsikaIreto indray ary ny lalao manaraka
26/06/2026

Miarahabantsika Malagasy rehetra e
Mitohy hatrany ny lalaontsika
Ireto indray ary ny lalao manaraka

Next game next gameProgramme ntsika @ Alahady faha 21 Jona 2026Ahoana sy ahoana ny pronostic Amboaro ny fandaharam-potoa...
18/06/2026

Next game next game

Programme ntsika @ Alahady faha 21 Jona 2026

Ahoana sy ahoana ny pronostic

Amboaro ny fandaharam-potoananao fa hafana ny lalao e

Address

Stadium Barikadimy TamatAvenue 501
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tournoi Fiavana Stadium Barikadimy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share